Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 36:1     Alignment score: 0.482 → 0.521
" Now you , son of man , prophesy to the mountains of Israel and say , ' Mountains of Israel , listen to the word of Yahweh .
" Ankehitriny ianao , ry zanak'olona , maminania
amin'ireo tendrombohitr'Israely ary lazao hoe : ' Ry tendrombohitr'Israely , henoy ny tenin'i Yaveh .


EZK 36:2     Alignment score: 0.446 → 0.447
The Lord Yahweh says this : The enemy has said about you , " Aha ! " and " The ancient high places have become
our possession . " '
Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : Efa niresaka momba anareo ny fahavalo hoe : " Hia ! " ary " Lasa fanananay ireo toerana avo fahagola . " '
EZK 36:3     Alignment score: 0.293 → 0.308
Therefore prophesy and say , ' The Lord Yahweh says this : Because of your desolation and because of the attacks that came on you from all sides , you have become
a possession of the other nations ; you have been the subject of slanderous lips and tongues , and of people 's stories .
Noho izany maminania ary lazao hoe : ' Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : Nohon ' ny faharavanareo sy nohon ' ny fanafihana izay tonga teo aminareo avy any amin ' ny lafiny rehetra , dia efa lasa fananan'ireo firenen - kafa ianareo ; efa lasa foto - kevitry ny molotra sy ny lela mpanendrikendrika ianareo , ary tantaran ' ny olona .
EZK 36:4     Alignment score: 0.377 → 0.397
Therefore , mountains of Israel , listen to the word of the Lord Yahweh : The Lord Yahweh says this to the mountains
and the high hills , to the streambeds and valleys , to the uninhabited desolations and the abandoned cities that have become plunder and a subject of mocking for the other nations that surround them
Noho izany , ry tendrombohitr'Israely , henoy ny tenin ' ny Tompo Yaveh : Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh amin'ireo tendrombohitra sy ireo havoana avo , amin'ireo lohasahan - driaka sy ireo lohasaha , amin'ireo mponin ' ny faharavana sy ny tanàna haolo izay efa lasa babo sy foto - kevitry ny faniratsirana ho an'ireo firenen - kafa izay manodidina azy ireo
EZK 36:5     Alignment score: 0.312 → 0.327
therefore the Lord Yahweh says this : I have certainly spoken in the fire
of my zeal against the other nations , against Edom and all who took my land for themselves as a possession , against all those who had both joy in their heart and contempt in their spirit , as they seized my land that they might claim its pasturelands for themselves . '
noho izany ny Tompo Yaveh dia milaza izao : Efa niresaka tao amin ' ny afom - pahatezerako monohitra ireo firenen - kafa tokoa Aho , manohitra an'i Edoma sy ireo rehetra izay naka ny taniko ho an ' ny tenany ho fananana , manohitra ny rehetra izay samy nifaly tao am - pony sy nanao tsinotsinona tao amin ' ny fanahin'izy ireo , araka ny nakan'izy ireo ny taniko izay mety hanambaran'izy ireo ny tanin'ahiny ho an ' ny tenan'izy ireo . '
EZK 36:6     Alignment score: 0.395
Therefore , prophesy to the land of Israel and say to the mountains
and to the high hills , to the streambeds and to the valleys , ' the Lord Yahweh says this : Behold ! In my zeal and in my anger I am declaring this because you have borne the insults of nations .
Noho izany , maminania amin ' ny tanin'Israely ary lazao amin'ireo tendrombohitra sy ireo havoana avo , amin ' ny lohasahan - driaka sy ireo lohasaha hoe : ' izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : Indro ! Anatin ' ny fahavinirako sy ny fahatezerako no anambarako izany satria nitondrana ny faniratsiran ' ny firenena ianareo .
EZK 36:7     Alignment score: 0.419
Therefore , the Lord Yahweh says this : I myself will lift up my hand to swear that the nations that surround you will certainly carry their own shame .
Noho izany , izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Izaho mihitsy no hanandratra ny tanako hianiana fa ireo firenena izay manodidina anareo dia hitondra ny fahafam - barakany manokana tokoa .
EZK 36:8     Alignment score: 0.272
But you , mountains of Israel , you will grow branches and bear fruit for my people Israel , since they will soon come
back to you .
Fa ianareo , ry tendrombohitr'Israely , hitombo sampana sy hamokatra ho an'Israely vahoakako ianareo , satria hiverina aminareo tsy ho ela izy ireo .
EZK 36:9     Alignment score: 0.177 → 0.22
For behold , I am for you , and I treat you with favor ; you will be plowed and sown with seed .
Fa indro , momba anareo Aho , ary mitondra anareo an - kasitrahana ; ho asaina sy ho fafazana amin ' ny voa ianareo .
EZK 36:10     Alignment score: 0.174 → 0.175
So I will multiply upon you the number of your people , even the whole house of Israel . The cities will be inhabited and the ruins rebuilt
.
Koa hampitombo tendrombohitr'olona eo aminareo Aho ao amin ' ny ankohonan'Israely rehetra , izany rehetra izany . Hisy mponina ireo tanàna ary harenina indray ireo rava .
EZK 36:11     Alignment score: 0.261 → 0.269
I will multiply men and animals on you mountains
so that they will multiply and be fruitful . Then I will cause you to be inhabited as you previously were , and I will do you more good than in the past , for you will know that I am Yahweh .
Hampitombo ny olona sy ny bibidia eo aminareo Aho ry tendrombohitra mba hitombo sy hahavokatra izy ireo . Dia hahatonga anareo hisy mponina tahaka anareo teo aloha Aho , ary ho hambiniko mihoatra noho ireo vitanareo taloha ianareo , hahafantaranareo fa Izaho no Yaveh .
EZK 36:12     Alignment score: 0.343
I will bring men , my people Israel , to walk on you . They will possess you , and you will be their inheritance , and you will no longer cause their children to die .
Hitondra olona Aho , ry Israely vahoakako , mba handeha eo aminareo . Ho fananan'izy ireo ianao , ka ho lovany , ary tsy hahatonga ny zanak'izy ireo ho faty intsony ianao .
EZK 36:13     Alignment score: 0.349
The Lord Yahweh says this : Because they are saying to you , " You devour men , bereaving your nation of children , "
Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Satria izy ireo milaza aminareo hoe : " Mandevona olona ianao , ary efa maty ny zanaky ny firenenao , "
EZK 36:14     Alignment score: 0.427 → 0.474
therefore you will not consume people any longer , and you will no longer make your nation mourn their deaths . This is the Lord Yahweh 's declaration .
noho izany dia tsy handevona olona intsony ianareo , ary tsy hanao ny firenenareo hisaona ny fahafatesan'izy ireo intsony . Izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh .
EZK 36:15     Alignment score: 0.374 → 0.406
Nor will I allow you to hear the insults of the nations any longer ; you will no longer have to suffer the scorn of the peoples or cause your nation to fall this is the Lord Yahweh 's declaration . ' "
Na koa hamela anareo handre ny faniratsiran
' ny firenena intsony Aho ; tsy hitondra ny henatry ny olona intsony ianareo na hahatonga ny firenenareo ho lavo izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh . " '
EZK 36:16     Alignment score: 0.394 → 0.392
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Ary dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , manao hoe :
EZK 36:17     Alignment score: 0.331 → 0.365
" Son of man , when the house of Israel inhabited their land , they defiled it with their ways and their deeds . Their ways were like the uncleanness of the impurity before me .
" Ry zanak'olona , rehefa nonina tamin ' ny taniny
ny ankohonan'Israely , dia nandoto izany tamin'ireo fombany sy ireo asany . Ny fomban'izy ireo dia tahaka ny fahalotoan ' ny fadimbolan ' ny vehivavy eo anoloako .
EZK 36:18     Alignment score: 0.18
So I poured out my fury against them for the blood that they poured out on the land and for their pollution of it by their idols .
Koa nararako
teo amin'izy ireo ny fahatezerako nohono ' ny izay nalatsak'izy ireo teo amin ' ny tany sy nohon ' ny fandotoan'izy ireo izany tamin ' ny alalan'ireo sampiny .
EZK 36:19     Alignment score: 0.305
I scattered them among the nations ; they were dispersed through the lands . I judged them according to their ways and their deeds .
Naheliko teo amin'ireo firenena izy ireo ; naparitaka
nanerana ireo tany izy ireo . Notsaraiko araka ireo fombany sy ireo asany izy ireo .
EZK 36:20     Alignment score: 0.407
Then they went to the nations , and wherever they went , they profaned my holy name when people said of them , ' Are these
really the people of Yahweh ? For they have been thrown out of his land . '
Avy eo izy ireo nankany amin'ireo firenena , ary na taiza na taiza nalehan'izy ireo , dia naniratsira ny anarako masina izy ireo rehefa nilaza ny amin'izy ireo ny vahoaka hoe : ' Ireny tokoa ve no vahoakan'i Yaveh ? Fa efa nandà ny taniny izy ireo . '
EZK 36:21     Alignment score: 0.396
But I had compassion for my holy name that the house of Israel had defiled among the nations , when they went there .
Fa nanana fangoraham - po ho an ' ny anarako masina izay efa nolotoin
' ny ankohonan'Israely teo amin ' ny firenena Aho , raha nandeha tany izy ireo .
EZK 36:22     Alignment score: 0.376
Therefore say to the house of Israel , ' The Lord Yahweh says this : I am not doing this for your sake , house of Israel , but for my holy name , which you have profaned among the nations everywhere you have gone .
Koa lazao amin ' ny ankohonan'Israely hoe : ' Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Tsy manao izany nohon ' ny aminareo Aho , ry ankohonan'Israely , fa nohon ' ny anarako masina , izay efa nolotoinareo teo amin'ireo firenena rehetra izay efa nalehanareo .
EZK 36:23     Alignment score: 0.538 → 0.546
For I will make my great name holy , which you have profaned among the nations in the midst of the nations , you profaned it . Then the nations will know that I am Yahweh this is the Lord Yahweh 's declaration when you see that I am holy .
Fa hanao ny anarako lehibe ho masina Aho , izay efa nolotoinareo teo amin'ireo firenena teo afovoan'ireo firenena , no naniratsiranareo izany . Ary dia ho fantatry ny firenena fa Izaho no Yaveh izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh rehefa hitanareo fa masina Aho .
EZK 36:24     Alignment score: 0.355
I will take you from the nations and gather you from every land , and I will bring you to your land .
Ho esoriko avy eo amin'ireo firenena ianareo ary hangoniko avy any amin ' ny tany rehetra , dia ho entiko any amin ' ny taninareo ianareo .
EZK 36:25     Alignment score: 0.328 → 0.334
Then I will sprinkle pure water on you so you will be clean ; you will be purified from all of your uncleanness , and I will purify you from all of your idols .
Avy eo ho fafazako rano madio eo aminareo mba ho voadio amin'ireo fahalotoanareo rehetra ianareo , ary ho dioviko amin ' ny sampinareo rehetra ianareo .
EZK 36:26     Alignment score: 0.338 → 0.352
I will give you a new heart and a new spirit in your innermost parts , and I will take away the heart of stone from your flesh . For I will give you a heart of flesh .
Homeko fo sy fanahy vaovao ianareo ao anatinareo ao , ary halàko amin ' ny nofonareo ny fo vato . Fa homeko fo nofo ianareo .
EZK 36:27     Alignment score: 0.191
I will set my Spirit in you and enable you to walk in my statutes and keep my decrees , so you will do them .
Hametraka ny fanahiko ao aminareo Aho ary hahatonga anareo hanaraka ny lalàko sy hitandrina ny didiko , dia ho ataonareo ireo .
EZK 36:28     Alignment score: 0.265
Then you will inhabit the land that I gave to your ancestors ; you will be my people , and I will be your God .
Ary honina ao amin ' ny tany izay nomeko ny razambenareo ianareo ; ho vahoakako ianareo , ary Izaho ho Andriamanitrareo .
EZK 36:29     Alignment score: 0.375 → 0.38
For I will save you from all of your uncleanness . I will summon the grain and multiply it . I will no longer put famine upon you .
Fa ho avotako avy amin ' ny fahalotoanareo rehetra ianareo . Hiantso ny vary sy hampitombo izany Aho . Tsy ho asiako mosary intsony eo aminareo .
EZK 36:30     Alignment score: 0.363 → 0.378
I will multiply the fruit of the tree and the produce of the field so that you will no longer bear the shame of famine among the nations .
Hampitomboiko ny voan
' ny hazo sy ny vokatrin ' ny saha mba tsy hitondra ny henatrin ' ny mosary eo amin ' ny firenena intsony ianareo .
EZK 36:31     Alignment score: 0.192 → 0.207
Then you will think of your wicked ways and your deeds that were not good , and you will show loathing on your faces because of your own iniquities and your disgusting practicies .
Dia hahatsiaro ny fomba ratsinareo sy ny asa ratsinareo izay tsy tsara ianareo , ary hampiseho rikoriko eo amin ' ny tarehinareo noho ireo fahotanareo sy ireo asa maharikorikonareo ihany ianareo .
EZK 36:32     Alignment score: 0.432
I am not doing this for your sake this is the Lord Yahweh 's declaration let this be known to you . So be ashamed and disgraced because of your ways , house of Israel .
Tsy manao izany nohon ' ny aminareo Aho izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh aoka ho fantatrareo izany . Noho izany aoka ho menatra sy afa - baraka nohon ' ny fombanareo ianareo , ry ankohonan'Israely .
EZK 36:33     Alignment score: 0.361
The Lord Yahweh says this : On the day that I purify you from all your iniquity , I will cause
you to inhabit the cities and to rebuild the ruined places .
Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : Amin ' ny andro izay handiovako anareo amin ' ny helokareo rehetra , dia hataoko monina ao amin'ireo tanàna ianareo ary hanamboatra indray ireo toerana rava .
EZK 36:34     Alignment score: 0.325
For you will plow the ruined land until it is no longer a ruin before the eyes of all who pass by .
Fa ho asainareo indray ny tany rava mandra - pahatonga izany ho tsy faharavana eo imason'ireo
rehetra izay mandalo intsony .
EZK 36:35     Alignment score: 0.271 → 0.276
Then they will say , " This land was desolate , but it has become
like the garden of Eden ; the desolate cities and the uninhabited ruins that were torn down are now fortified and inhabited . "
Dia hilaza izy ireo hoe : " Rava ity tany ity , saingy lasa tahaka ny sahan'i Edena izy ; ireo tanàna rava sy ireo rava tsy misy mponina izay nosimbaina dia voaaro mafy sady nonenana ankehitriny . "
EZK 36:36     Alignment score: 0.373
Then the other nations around you will know that I am Yahweh , that I built up the ruins and replanted the deserted places . I am Yahweh . I have declared it and I will do it .
Avy eo ireo firenena hafa manodidina anao dia hahafantatra fa Izaho no Yaveh , fa Izaho no nanangana ny rava sy nampamokatra indray ireo toerana foana . Izaho no Yaveh . Efa nambarako izany ary ho ataoko .
EZK 36:37     Alignment score: 0.407
The Lord Yahweh says this : Again I will be asked by the house of Israel to do this for them , to increase them like a flock of people .
Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Ho angatahan'ireo ankohonan'Israely indray Aho hoe mba hanao izany ho azy ireo , mba hampitombo azy ireo tahaka ny andian'olona .
EZK 36:38     Alignment score: 0.442 → 0.448
Like the flock is set apart for sacrifices
, like the flock in Jerusalem at her appointed feasts , so will the ruined cities be filled with flocks of people and they will know that I am Yahweh . ' "
Tahaka ny ondry voatokana ho an ' ny sorona , tahaka ny ondry any Jerosalema amin ' ny fanasany voatondro , dia ho feno andian'olona ireo tanàna rava ary ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh . " '
EZK 36     Average alignment score: 0.358 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48