Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 2:1     Alignment score: 0.257 → 0.26
He said to me , " Son of man , stand up on your feet
; then I will speak to you . "
Hoy Izy tamiko hoe : " Ry zanak'olona , mitsangàna ; ary dia hiteny aminao Aho . "


EZK 2:2     Alignment score: 0.278
Then , as he spoke to me , the Spirit entered into me and set me on my feet
, and I heard him speaking to me .
Taorian'izay , raha mbola niteny tamiko Izy , dia niditra tao anatiko ny Fanahy ka nampitsangana ahy , ary reko Izy miteny amiko .
EZK 2:3     Alignment score: 0.395 → 0.395
He said to me , " Son of man , I am sending you to the people of Israel , to rebellious nations that have rebelled against me both they and their ancestors have sinned against me up to this very day !
Hoy Izy tamiko hoe : " Ry zanak'olona , mandefa anao ho any amin ' ny vahoakan'Israely Aho , any amin'ireo firenena mpikomy izay nikomy tamiko na izy ireo na ireo razambeny dia samy efa nanota tamiko mandrak'ankehitriny !
EZK 2:4     Alignment score: 0.338 → 0.343
Their descendants have stubborn faces and hard hearts . I am sending you to them , and you will say to them , ' This is what the Lord Yahweh says . '
Manana endrika
mafiloha sy mafy fo ireo taranak'izy ireo . Maniraka anao ho any amin'izy ireo Aho , ary hiteny amin'izy ireo ianao hoe : ' Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh ' .
EZK 2:5     Alignment score: 0.365
Either they will listen or they will not listen . They are a rebellious house , but they will at least know that a prophet has been among them .
Na izy ireo hihaino na izy ireo tsy hihaino . Taranaka
mpikomy izy ireo , nefa farafahakeliny izy ireo hahalala fa mpaminany no teo amin'izy ireo .
EZK 2:6     Alignment score: 0.367
You , son of man , do not be afraid of them or their words . Do not be afraid , although you are with briers and thorns and although you live with scorpions . Do not fear their words or be dismayed by their faces , since they are a rebellious house .
Ianao , ry zanak'olona , aza matahotra azy ireo na ny tenin'izy ireo . Aza matahotra , na dia misy tsilo aza ianao ary na dia miaina miaraka amin ' ny maingoka aza ianao . Aza mifezaka amin ' ny tenin'izy ireo na raiki - tahotra amin ' ny tavan'izy ireo , satria taranaka mpikomy izy ireo .
EZK 2:7     Alignment score: 0.367 → 0.358
But you will speak my words to them , whether they listen or not , because they are most rebellious .
Nefa ianao hiteny amin'izy ireo ny teniko , na hihaino izy ireo na tsia , satria mpikomy indrindra izy ireo .
EZK 2:8     Alignment score: 0.379 → 0.376
But you , son of man , listen to what I am saying to you . Do not be rebellious like that rebellious house . Open your mouth and eat what I am about to give to you ! "
Fa ianao , ry zanak'olona , henoy izay lazaiko anao . Aza mba mpikomy tahaka ireny taranaka mpikomy ireny . Sokafy ny vavanao
ary hano izay efa omeko anao ! "
EZK 2:9     Alignment score: 0.411 → 0.415
Then I looked , and a hand was extended out to me ; in it was a written scroll .
Avy eo dia nijery aho , ary nisy tanana
nitsotra teo amiko ; nisy horonan - taratasy voasoratra tao anatin'izany .
EZK 2:10     Alignment score: 0.344 → 0.346
He spread it out before me ; it had been written on both its front and back , and written on it were lamentations , mourning , and woe .
Novelariny teo anatrehako izany ; samy voasoratra avokoa na ny anoloana
na ny ambadika , ary ny voasoratra teo amin'izany dia fitarainana , fisaonana , ary loza .
EZK 2     Average alignment score: 0.356 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48