Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 9:1     Alignment score: 0.331
Then he cried in my hearing with a loud voice , and said , " Let the guards come
up to the city , each with his weapon of destruction in his hand . "
Ary nitomany teo an - tsofiko tamin ' ny feo mafy izy , nanao hoe : " Aoka hiakatra ao an - tanàna ireo mpiambina , miaraka amin ' ny fitaovam - piadiana fandravana eny an - tanany avy . "


EZK 9:2     Alignment score: 0.377 → 0.379
Then behold ! Six men came from the pathway of the upper gate that faces north , each with his weapon of slaughter in his hand . There was a man in their midst dressed in linen with a scribe 's equipment at his side . So they went in and stood beside the bronze altar .
Ary indro ! Nisy lehilahy enina tonga avy any amin ' ny lalan
' ny vavahady ambony izay mitodika mianavaratra , samy niaraka tamin ' ny fitaovam - piadiana famonoana teny an - tanany avy . Nisy lehilahy iray niankanjo rongony fotsy niaraka tamina fitaovan ' ny mpanora - dalàna teny anilany teo afovoan'izy ireo . Ka niditra izy ireo ary nijoro teo akaikin ' ny alitara varahina .
EZK 9:3     Alignment score: 0.414 → 0.411
Then the glory of the God of Israel went up from the cherubim where it had been to the threshold of the house . He called to the man dressed in linen who had the scribe 's equipment at his side .
Ary ny voninahitr'ilay Andriamanitr'Israely niakatra avy tao amin ' ny kerobima izay teo an - tokonam - baravaran ' ny trano . Niantso ilay lehilahy niakanjo rongony fotsy izay nanana ny fitaovan
' ny mpanora - dalàna teny anilany Izy .
EZK 9:4     Alignment score: 0.412 → 0.42
Yahweh said to him , " Pass
through the midst of the city the midst of Jerusalem and make a mark on the foreheads of those who groan and sigh about all the abominations being performed in the midst of the city . "
Hoy Yaveh taminy hoe : " Mandehana eo afovoan ' ny tanàna afovoan'i Jerosalema ary asio marika eo amin ' ny handrin'ireo izay mitaraina sy misento ny amin'ireo fahavetavetana rehetra natao teo afovoan ' ny tanàna . "
EZK 9:5     Alignment score: 0.256 → 0.294
Then he spoke to the others within my hearing , " Pass
through the city after him and kill . Do not let your eyes have compassion , and do not spare anyone .
Ary niresaka tamin'ireo hafa teo an - tsofiko Izy hoe : " Mandehana manaraka azy ao an - tanàna ary mamonoa . Aoka tsy hanana fangorahana ny masonao , ary aza miantra
EZK 9:6     Alignment score: 0.381 → 0.389
Kill completely destroy old man , young man , virgin , little children or women
. But do not approach anyone who has the mark on his head . Begin at my sanctuary ! " So they began with the elders who were in front of the house .
na olona antitra , tanora , virijiny , zaza madinika na vehivavy . Vonoy daholo izy ireo ! Fa aza manatona izay misy marika eo amin ' ny lohany . Atomboy ao amin ' ny fitoerako masina ! " Ka dia nanomboka tamin'ireo loholona izay teo anoloan ' ny trano izy ireo .
EZK 9:7     Alignment score: 0.324 → 0.341
He said to them , " Defile the house , and fill its courtyards
with the dead . Proceed ! " So they went out and attacked the city .
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Lotoy ny trano , ary fenoy faty ny kianjan'izany . Mivoaha ! " Ka nivoaka izy ireo ary nanafika ny tanàna .
EZK 9:8     Alignment score: 0.351 → 0.373
As they were attacking it , I found myself alone and I fell on my face and cried out and said , " Ah , Lord Yahweh , will you destroy all the remnant of Israel in the outpouring of your wrath on Jerusalem ? "
Raha mbola nanafika izany izy ireo , dia hitako fa irery aho ary nampiankohoka ny tavako aho ary nitaraina ka nanao hoe : " Indrisy , ry Tompo Yaveh , handrava ireo sisa tavelan'Israely rehetra amin ' ny fandrarahana ny fahatezeranao
amin'i Jerosalema ve Ianao ? "
EZK 9:9     Alignment score: 0.406
He said to me , " The iniquity of the house of Israel and Judah is exceedingly great . The land is full of blood and the city full
of perversions , since they say , ' Yahweh has forgotten the land , ' and ' Yahweh does not see ! '
Hoy Izy tamiko hoe : " Tafahoatra tokoa ny heloky ny ankohonan'Israely sy Joda . Feno ny tany ary feno fahavetavetana ny tanàna , satria hoy izy ireo hoe : ' Efa nanadino ny tany i Yaveh , ary ' tsy mahita i Yaveh ! '
EZK 9:10     Alignment score: 0.251 → 0.252
But as for me , my eye will not pity them , and I will not spare them . I will bring their deeds upon their heads . "
Koa noho izany , tsy hijery amim - pangorahana ny masoko , ary tsy hitsitsy azy ireo Aho . Fa hitondra izany rehetra izany ho eo an - dohan'izy ireo kosa Aho . "
EZK 9:11     Alignment score: 0.412 → 0.413
Behold ! The man dressed in linen who had the scribe 's equipment by his side came
back . He reported and said , " I have done all that you have commanded . "
Indro ! Niverina ilay lehilahy niakanjo rongony fotsy izay nanana ny fitaovan ' ny mpanora - dalàna teny anilany . Nitatitra izy ary niteny hoe : " Efa nataoko izay rehetra nandidianao . "
EZK 9     Average alignment score: 0.372 for 11 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48