Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 35:1     Alignment score: 0.401 → 0.397
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , manao hoe :


EZK 35:2     Alignment score: 0.49
" Son of man , set your face against Mount Seir and prophesy against it .
" Ry zanak'olona , ampanatreho ny Tendrombohitra Seïra ny tavanao
ary maminania manohitra izany .
EZK 35:3     Alignment score: 0.364 → 0.372
Say to it , ' The Lord Yahweh says this : Behold ! I am against you , Mount Seir , and I will strike you with my hand and make you a desolation and a waste .
Lazao amin'izany hoe : ' Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Indro ! Manohitra anao Aho , ry Tendrombohitra Seïra , ary hamely anao amin ' ny tanako Aho ary hanao anao ho lao sy horohoro .
EZK 35:4     Alignment score: 0.304 → 0.324
I will make your cities ruins , and you yourself will become
desolate ; then you will know that I am Yahweh .
Ho ataoko rava ireo tanànanareo , ary ianareo dia ho lasa faharavàna ; avy eo dia ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh .
EZK 35:5     Alignment score: 0.339 → 0.343
Because you have always been hostile to the people of Israel , and because you poured them out into the hands of the sword at the time of their distress , at the time their punishment was at its greatest .
Satria fahavalo teo amin ' ny vahoakan'Israely mandrakariva ianareo , ary satria nandefa azy ireo teo an - tanan
' ny sabatra ianareo tamin ' ny fotoan ' ny fahorian'izy ireo , tamin ' ny fotoan ' ny naha - lehibe ny sazin'izy ireo .
EZK 35:6     Alignment score: 0.479 → 0.509
Therefore , as I live this is the Lord Yahweh 's declaration I will prepare you for bloodshed , and bloodshed will pursue you ! Since you did not hate bloodshed , bloodshed will pursue you .
Noho izany , raha mbola velona koa Aho izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh dia hanomana anareo ho amin ' ny fandatsahan - drà Aho , ary hanenjika anareo ny fandatsahan - drà ! Satria tsy nankahalainareo ny fandatsahan - drà , dia hanenjika anareo ny fandatsahan - drà .
EZK 35:7     Alignment score: 0.274
I will make Mount Seir a complete desolation when I cut off from it anyone who passes
through and returns again .
Ho ataoko faharavana tanteraka ny Tendrombohitra Seïra rehefa hanala avy amin'izany izay rehetra mandalo eo sy miverina eo amin'izany Aho .
EZK 35:8     Alignment score: 0.319 → 0.384
I will fill its mountains
with those who were killed ; on your high hills and valleys and in all your streams those who were killed by the sword will fall .
Dia ho fenoiko amin ' ny lohan'izy ireo ny tendrombohitr'izany . Ireo havoana avonareo sy ireo lohasaha ary ireo loharanonareo rehetra ireo izay matin ' ny sabatra dia hianjera ao amin'ireo .
EZK 35:9     Alignment score: 0.353 → 0.353
I will make you a perpetual desolation . Your cities will not be inhabited , but you will know that I am Yahweh .
Ho ataoko faharavana mandrakizay ianareo . Tsy hisy mponina ireo tanànanareo , fa ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh .
EZK 35:10     Alignment score: 0.376 → 0.375
You have said , " These
two nations and these two lands will become mine , and we will possess them , " even when Yahweh was present with them .
Ianao efa nilaza hoe : " Ireo firenena roa ireo sy ireo tany roa ireo dia ho ahy , ka hanana azy ireo ho fananana isika , " na dia niaraka tamin'izy ireo aza i Yaveh .
EZK 35:11     Alignment score: 0.433
Therefore , as I live this is the Lord Yahweh 's declaration so I will do according to your anger and according to your jealousy that you had in your hatred of Israel , and I will show myself to them when I judge you .
Noho izany , raha mbola velona koa Aho izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh dia hanao araka ny hatezeranao sy araka ny fialonana izay nanananao tamin ' ny fankahalanao an'Israely Aho , ary haneho ny tenako amin'izy ireo Aho rehefa mitsara anao .
EZK 35:12     Alignment score: 0.361 → 0.373
So you will know that I am Yahweh . I have heard all the insults you spoke against the mountains of Israel , when you said , " They have been destroyed ; they have been given over to us to devour . "
Ka ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh . Efa nandre ireo faniratsirana
izay noteneninareo tamin'ireo tendrombohitr'Israely Aho , rehefa niteny ianareo hoe : " Efa rava izy ireo ; efa nomena teo aminay mba ho arapaka izy ireo . "
EZK 35:13     Alignment score: 0.311
You exalted yourselves against me with what you said , and you multiplied the words you said against me ; and I heard it all .
Efa nanandratra ny tenanareo tamiko tamin'izay nolazainareo ianareo , ary nampitombo ireo teny nanoheranareo Ahy ; ary reko izany rehetra izany .
EZK 35:14     Alignment score: 0.417
The Lord Yahweh says this : I will make you a desolation , while the entire earth rejoices .
Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Ho ataoko rava ianareo , raha mbola mifaly ny tany manontolo .
EZK 35:15     Alignment score: 0.337 → 0.357
As you rejoiced over the inheritance of the people of Israel because of its desolation , I will do the same to you . You will become a desolation , Mount Seir , and all of Edom all of it ! Then they will know that I am Yahweh . ' "
Raha mbola mifaly
eo amin ' ny lovan ' ny olon'Israely nohon ' ny faharavany ianareo , dia ho ataoko aminareo koa izany . Ho tonga faharavana ianao , ry Tendrombohitra Seïra , ary Edoma rehetra izany rehetra izany ! Dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh . ""
EZK 35     Average alignment score: 0.384 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48