Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 14:1     Alignment score: 0.468 → 0.473
Some of the elders of Israel came to me and sat before me .
Nanatona ahy ny sasany tamin'ireo loholon'Israely ary nipetraka teo anoloako .


EZK 14:2     Alignment score: 0.43 → 0.43
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
EZK 14:3     Alignment score: 0.303 → 0.306
" Son of man , these
men have taken their idols into their hearts and have put the stumbling block of their iniquity before their own faces . Should I be inquired of at all by them ?
" Ry zanak'olona , ireo lehilahy ireo dia nandray tao am - pony ireo sampin'izy ireo ary nametraka ny vato fanafintohinana ny helok'izy ireo teo anatrehan ' ny tavan'izy ireo . Tokony anontanian'izy ireo amiko ve izany rehetra izany ?
EZK 14:4     Alignment score: 0.378
Therefore announce this to them and say to them , ' The Lord Yahweh says this : Every man of the house of Israel who takes his idols into his heart , or who puts the stumbling block of his iniquity before his face , and who then comes to a prophet I , Yahweh , will answer him according to the number of his idols .
Noho izany dia ambarao amin'izy ireo izany ary lazao amin'izy ireo hoe : ' Izao no ambaran ' ny Tompo Yaveh : Ny olona rehetra ao amin ' ny ankohonan ' Israely izay maka ao am - pony ny sampiny , na mametraka vato fanafintohinana ny helony eo anoloan ' ny tavany , ary avy eo manatona mpaminany Izaho , Yaveh , dia hamaly azy araka ny isan ' ny sampiny .
EZK 14:5     Alignment score: 0.251 → 0.263
I will do this so that I may take back the house of Israel in their hearts that have been driven far from me through their idols . '
Ho ataoko izany mba hamerenako ny ankohonan'Israely ao am - pon'izy ireo izay noesorina lavitra teo amiko tamin ' ny alalan'ireo sampin'izy ireo . '
EZK 14:6     Alignment score: 0.345 → 0.351
Therefore say to the house of Israel , ' The Lord Yahweh says this : Repent and turn away from your idols ! Turn back your faces from all your abominations
.
Noho izany ambarao amin ' ny ankohonan'Israely hoe : ' Izao no ambaran ' ny Tompo Yaveh : Mibebaha ary mialà amin ' ny sampinareo ! Omeo lamosina ny fahavetavetanareo rehetra .
EZK 14:7     Alignment score: 0.304 → 0.304
For every one from the house of Israel and every one of the foreigners
sojourning in Israel who deserts me , who takes his idols into his heart and puts the stumbling block of his iniquity before his own face , and who then comes to a prophet to seek me I , Yahweh , will answer him myself .
Ho an ' ny olon - drehetra avy amin ' ny ankohonan ' Israely sy ny vahiny rehetra mijanona ao Israely izay mivadika amiko , izay mandray ao am - pony ireo sampiny ka mametraka vato fanafintohinana ny helony eo anoloan ' ny tavany , ary manatona mpaminany avy eo mba hitady Ahy Izaho , Yaveh , mihitsy no hamaly azy .
EZK 14:8     Alignment score: 0.371 → 0.372
So I will set my face against that man and make him a sign and a proverb , for I will cut him off from the midst of my people , and you will know that I am Yahweh .
Koa hanandrina izany olona izany ny tavako ary hanao azy ho famantarana sy ohabolana , satria ho fongorako tsy ho eo amin ' ny vahoakako izy , ary ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh .
EZK 14:9     Alignment score: 0.407 → 0.415
If a prophet is deceived and speaks a message , then I , Yahweh , will deceive that prophet ; I will reach out with my hand against him and destroy him from the midst of my people Israel .
Raha misy mpaminany voafitaka ary milaza hafatra , dia Izaho , Yaveh , no hamitaka izany mpaminany izany ; haninjitra ny tanako aminy Aho ary hamotika azy eo amin'Israely vahoakako .
EZK 14:10     Alignment score: 0.187 → 0.239
They will carry their own iniquity ; the iniquity of the prophet will be the same as the iniquity of the one who inquires from him .
Hizaka ny helony ihany izy ireo ; ny heloky
ny mpaminany dia hitovy amin ' ny helok'izay manontany azy .
EZK 14:11     Alignment score: 0.436
Because of this , the house of Israel will no longer wander away from following me nor defile themselves any longer through all their transgressions . They will be my people , and I will be their God this is the Lord Yahweh 's declaration . ' "
Noho izany , dia tsy hisintaka amin ' ny fanarahana Ahy intsony ny ankohonan ' Israely na handoto ny tenan'izy ireo amin'ireo fandikan - dalàna rehetra intsony . Ho vahoakako izy ireo , ary ho Andriamanitr'izy ireo Aho izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh . ' "
EZK 14:12     Alignment score: 0.433 → 0.432
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
EZK 14:13     Alignment score: 0.254
" Son of man , when a land sins against me by committing faithlessness so that I reach out with my hand against it and break the staff of its bread , and send out over it a famine and cut off both men and animals from the land ;
" Ry zanak'olona , raha manota Amiko ny tany iray amin ' ny fanaovana izay mahadiso dia haninjitra ny tanako eo amin'izany Aho ary hanapaka ny tehin
' ny mofony , ary handefa mosary eo amin'izany sy handringana ny olona sy ny biby eo amin'ilay tany ;
EZK 14:14     Alignment score: 0.483 → 0.485
then even if these three men Noah , Daniel , and Job were in the land 's midst , they could only rescue their own lives by their righteousness this is the Lord Yahweh 's declaration .
ary na ireto lehilahy telo ireto aza Noa , Daniela , sy Joba no eo afovoan'ilay tany , dia tsy afaka ny hanavotra afa - tsy ny ainy ihany izy ireo amin ' ny fahamarinan'izy ireo izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh .
EZK 14:15     Alignment score: 0.15 → 0.149
If I send evil beasts through the land and make it barren so that it becomes a wasteland where no man may pass
through because of the beasts ,
Raha mandefa bibidia masiaka manerana ilay tany Aho ka mandringana izany mba ho lasa tany lao izay tsy afaka dinganin ' ny olona noho ireo biby ,
EZK 14:16     Alignment score: 0.323 → 0.325
then even if these
same three men were in it as I live , declares the Lord Yahweh they would not be able to rescue even their own sons or daughters ; only their own lives would be rescued , but the land would become a wasteland .
dia na ao amin'izany aza ireo lehilahy telo ireo raha mbola velona Aho , hoy ny Tompo Yaveh dia tsy ho afaka ny hanavotra izy ireo na dia ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy aza ; ny ain'izy ireo ihany no ho avotra , fa ilay tany dia ho lasa tany lao .
EZK 14:17     Alignment score: 0.293 → 0.294
Or if I bring a sword against that land and say , ' Sword , go through the land and cut off both men and animals from it ' ,
Na raha mitondra sabatra amin'izany tany izany Aho ka miteny hoe : ' Ry sabatra , mandehana manerana ilay tany ary haringano hiala ao amin'izany ny olona sy ny bibidia ' ,
EZK 14:18     Alignment score: 0.34 → 0.358
then even if these
three men were in the midst of the land as I live , declares the Lord Yahweh they would not be able to rescue even their own sons or daughters ; only their own lives would be rescued .
dia na dia eo afovoan'ilay tany aza ireo lehilahy telo ireo raha mbola velona Aho , hoy ny Tompo Yaveh dia tsy ho afaka ny hanavotra izy ireo na dia ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy aza ; ny ain'izy ireo ihany no ho avotra .
EZK 14:19     Alignment score: 0.315 → 0.314
Or if I send a plague against this land and pour out my fury against it through bloodshed , in order to cut off both men and animals ,
Na raha mandefa areti - mandringana amin'io tany io Aho ary mandraraka ny hatezerako eo amin'izany amin ' ny alalan ' ny fandatsahan - drà , mba handringanana ny olona sy ny bibidia ,
EZK 14:20     Alignment score: 0.335
then even if Noah , Daniel , and Job were in that land as I live
, declares the Lord Yahweh they would not be able to rescue even their own sons or daughters ; only their own lives would be rescued by their righteousness .
dia na dia ao amin'izany tany izany aza i Noa , Daniela , ary Joba dia tsy ho afaka ny hanavotra izy ireo na dia ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy aza ; ny ain'izy ireo ihany no ho avotra nohon ' ny fahamarinan'izy ireo .
EZK 14:21     Alignment score: 0.399 → 0.412
For the Lord Yahweh says this : I will certainly make things worse by sending my four judgments
famine , sword , wild animals , and plague against Jerusalem to cut off both men and animals from her .
Fa izao no ambaran ' ny Tompo Yaveh : Azo antoka fa ho ataoko miharatsy ny toe - javatra amin ' ny alalan ' ny fandefasako ny famaizako efatra mosary , sabatra , bibidia , ary areti - mandringana amin'i Jerosalema mba handringanana ny olona sy ny bibidia eo aminy .
EZK 14:22     Alignment score: 0.317 → 0.322
Yet , behold ! An escaped remnant will be left in her , survivors who will go out with sons and daughters
. Behold ! They will go out to you , and you will see their ways and actions and be comforted concerning the punishment that I have sent to Jerusalem , and about everything else that I have sent against the land .
Kanefa , indro ! Hisy ho tavela ao aminy , ireo sisa velona izay hivoaka miaraka amin'ireo zanaka lahy sy ireo zanaka vavy . Indro ! Hivoaka ho any aminao izy ireo , ary hahita ireo fomba sy fihetsik'izy ireo ianao ka hionona mahakasika ny famaizana izay efa nalefako tany Jerosalema , sy momban'ireo zavatra hafa rehetra izay nalefako teo amin'ilay tany .
EZK 14:23     Alignment score: 0.397
The survivors will comfort you when you see their ways and their actions , so you will know all these
things I have done against her , that I have not done them in vain ! this is the Lord Yahweh 's declaration . "
Ireo sisa velona dia hampionona anareo rehefa hitanareo ireo fomba sy fihetsik'izy ireo , koa dia ho fantatrareo ireo zavatra rehetra efa vitako taminy , fa tsy nataoko zava - poana ireo ! izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh . "
EZK 14     Average alignment score: 0.346 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48