Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 27:1     Alignment score: 0.536 → 0.536
Again the word of Yahweh came
to me , saying ,
Tonga tamiko indray ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :


EZK 27:2     Alignment score: 0.442
" Now you , son of man , begin a lamentation concerning Tyre ,
" Ary ianao , ry zanak'olona , manomboha hira fisaonana mahakasika an'i Tyro ,
EZK 27:3     Alignment score: 0.389
and say to Tyre , who lives within the gates of the sea , merchants of peoples to many islands , ' The Lord Yahweh says this to you : Tyre , you have said , " I am perfect in beauty . "
ary lazao amin'i Tyro , izay monina anatin'ireo vavahadin ' ny ranomasina , mpandranto ho an ' ny vahoaka any amin ' ny nosy maro , ny Tompo Yaveh milaza izao aminao : Ry Tyro , efa nilaza ianao hoe : ' Izaho dia tanteraka amin ' ny hatsaran
- tarehy . '
EZK 27:4     Alignment score: 0.227 → 0.245
Your borders are in the heart of the seas ; your builders have perfected your beauty .
Ny fari - taninao dia eny amin ' ny fon ' ny ranomasina ; ireo mpanorina
anao efa nahatonga lafatra ny hatsaranao .
EZK 27:5     Alignment score: 0.383 → 0.384
They have made all your planks with cypress from Senir ; they took a cedar from Lebanon to make a mast for you .
Nataon'izy ireo tamin ' ny kipreso
avy tany amin ' ny tendrombohitra Hermona ny hazo fisakao rehetra ; naka sedera avy tany Libanona izy ireo hanaovana andrin - tsambo ho anao .
EZK 27:6     Alignment score: 0.347 → 0.367
They made your oars from the oaks of Bashan ; they made your decks out of cypress wood from Cyprus , and they overlaid them with ivory .
Ny fivoinao dia nataon'izy ireo tamin ' ny hazo terebintan'i Basana ; hazo kipreso
avy any Kipra no nanaovan'izy ireo ny tokotanin - tsambonao , sady nopetahany ivoara ireo .
EZK 27:8     Alignment score: 0.499
Those
who were living in Sidon and Arvad were your rowers ; the wise men of Tyre were within you ; they were your pilots .
Ireo izay nonina tany Sidona sy Arvada no mpivoinao ; ireo olon - kendrin'i Tyro no ao anatinao ; izy ireo no mpitondra anao .
EZK 27:9     Alignment score: 0.2 → 0.283
The elders of Byblos filled your seams ; all the ships of the sea and their sailors among you were carrying your merchandise for trade .
Mpanao asa tanana
matihanina indrindra avy any Byblosy no ho mpanentsi - tsambonao ; ireo sambo rehetra an - dranomasina sy ireo tantsambony eo aminao dia nitondra ny entam - barotrao ho amin ' ny takalo .
EZK 27:10     Alignment score: 0.451
Persia , Lydia , and Libya were in your army , your men of war . They hung shield and helmet within you ; they showed your splendor .
Persia , Lydia , ary Libya
dia tao amin ' ny tafikao , lehilahy mpiadinao . Nanantona ampinga sy aroloha tao aminao izy ireo ; nampiseho ny famirapiratanao izy ireo .
EZK 27:11     Alignment score: 0.414 → 0.414
The men of Arvad and Helek in your army were on your walls surrounding you , and the people of Gammad were in your towers . They hung up their shields on your walls all around you ! They completed your beauty .
Ireo lehilahin'i Arvada sy Heleka tao amin ' ny tafikao
no teo amin ' ny rindrinao manodidina anao , ary ny vahoakan'i Gamada no tao amin'ireo tilikambonao . Nanantona ny ampingan'izy ireo teo amin ' ny rindrinao nanodidina anao izy ireo ! Nameno ny hatsaranao izy ireny .
EZK 27:12     Alignment score: 0.297 → 0.35
Tarshish was a trading partner with you because of your abundant wealth of goods to sell : Silver , iron , tin , and lead . They bought and sold your wares !
Tarsisy dia namana
mpandranto niaraka taminao nohon ' ny habetsaky ny harenao hamidy : volafotsy , vy , fanitso , sy firaka . Nividy sy namarotra ny entanao izy ireo !
EZK 27:13     Alignment score: 0.433 → 0.437
Greece , Tubal , and Meshech they traded slaves and in items made of bronze . They handled your merchandise .
Javana , Tobala , sy Meseka nanakalo andevo sy fitaovana vita amin ' ny varahina izy ireo . Nihazona ny entam - barotrao
izy ireo .
EZK 27:14     Alignment score: 0.555 → 0.556
Beth Togarmah provided horses , warhorses , and mules as your merchandise .
Bet - togarma no namatsy soavaly , soavaly fitaingina , ary ampondra ho entam - barotrao
.
EZK 27:15     Alignment score: 0.238
The men of Rhodes traded with you on many coasts . Merchandise was in your hand ; they sent back horn , ivory , and ebony as payment !
Ireo lehilahin'i Dedana no mpandrantonao eran ' ny morontsiraka maro . Entam - barotra
no teo an - tananao ; namerina tandroka , ivoara , ary hazomainty izy ireo ho fanatitra !
EZK 27:16     Alignment score: 0.388 → 0.455
Aram was a trading partner for the many products of your labor ; they provided emeralds , purple , colored cloth , fine fabric , pearls , and rubies as your merchandise .
Syria no mpandranto teo amin ' ny vokatrao
maro ; namatsy emeralda , volomparasy , lamba miloko , lamba madinika , perla , ary vatosoa ho entam - barotrao izy ireo .
EZK 27:17     Alignment score: 0.621
Judah and the land of Israel were trading with you . They provided wheat from Minnith , cakes , honey , oil , and balsam as your merchandise .
Joda sy ny tanin'Israely dia nanakalo niaraka taminao . Namatsy vary avy tany
Minita izy ireo , mofomamy , tantely , diloilo , ary balsama ho entam - barotrao .
EZK 27:18     Alignment score: 0.475
Damascus was a trading partner for the many products of your labor , of all your enormous wealth , and of the wine of Helbon and the wool of Zahar .
Damaskosy dia mpandranto ireo vokatrao
rehetra , ireo harenao lehibe rehetra , ary ny divain'i Helbona sy ny volon'ondry fotsin'i Zahara .
EZK 27:19     Alignment score: 0.573
Dan and Javan from Izal provided you with merchandise of wrought iron , cinnamon , and calamus . This became
merchandise for you .
Dana sy Javana avy any Ozala namatsy anao entam - barotra vy voatefy , kanelina , ary veromanitra . Izany dia tonga entam - barotra ho anao .
EZK 27:20     Alignment score: 0.202
Dedan was your dealer in fine saddle blankets .
Dedana dia mpandrantonao amin ' ny lamba fanao lamban - tsoavaly .
EZK 27:21     Alignment score: 0.452 → 0.453
Arabia and all the chiefs of Kedar were your trading partners ; they provided you with lambs , rams and goats .
Arabia sy ireo mpifehin'i Kedara rehetra no mpandranto niaraka taminao ; namatsy anao zanak'ondry , ondry lahy sy osy izy ireo .
EZK 27:22     Alignment score: 0.336 → 0.399
The traders of Sheba and Raamah came to sell you the best of every spice and in all kinds of precious gems ; they traded gold for your merchandise .
Ireo mpandranton'i Seba
sy Rama dia tonga mba hivarotra aminao ny zavamanitra tsara indrindra rehetra sy karazam - batosoa sarobidy ; namarotra volamena ho an ' ny entam - barotrao izy ireo .
EZK 27:23     Alignment score: 0.571
Haran , Kanneh , and Eden were your trading partners , along with Sheba , Ashur
, and Kilmad .
Harana , Kane , ary Edena no mpanakalo niaraka taminao , niaraka tamin'i Seba , Asora , sy Kilmada .
EZK 27:24     Alignment score: 0.122 → 0.132
These
were your dealers in ornate robes of violet cloths with woven colors , and in blankets of multicolored , embroidered , and well - woven cloth in your marketplaces .
Ireo avy no mpandrantonao nitafy akanjo vita amin ' ny lamba volom - parasy marevaka , sy lamba firakotra miloko samihafa , natao petakofehy , ary lamba tsara tenona tao amin'ireo tsenanao .
EZK 27:25     Alignment score: 0.305 → 0.316
The ships of Tarshish were the transporters of your merchandise ! So you were filled up , heavily laden with cargo in the heart of the seas !
Ireo sambon'i Tarsisy no mpitatitra ny entam - barotrao
! Ka dia feno ianao , enta - mavesatra eny amin ' ny afovoan ' ny ranomasina !
EZK 27:26     Alignment score: 0.169 → 0.198
Your rowers have brought you into vast seas ; the eastern wind has broken you in the middle of them .
Nentin'ireo mpivoinao tany amin'ireo ranomasina midadasika ianao ; ny tsio - drivotra tatsinanana no namotika anao tany afovoan'ireny .
EZK 27:27     Alignment score: 0.364 → 0.365
Your wealth , merchandise , and trade goods ; your sailors and pilots , and ship builders ; your traders of merchandise and all the men of war who are in you , and all your company they will sink into the depths of the sea on the day of your overthrow .
Ny harenao
, entam - barotra , sy fitaovana atakalo ; ireo tantsambo sy ireo mpitondra sambonao , sy ireo mpiasa an - tsambo ; ireo mpandranto ny entam - barotrao sy ireo lehilahy mpiadinao rehetra izay ao aminao , sy ny tarikao rehetra hilentika any amin ' ny lalin ' ny ranomasina izy ireny amin ' ny andron ' ny faharavanao .
EZK 27:28     Alignment score: 0.268 → 0.268
Cities at the sea will tremble at the sound of your pilots ' cry .
Hangovitra amin ' ny feon - tomanin'ireo mpitondra sambonao ireo tanàna ao an - dranomasina ;
EZK 27:29     Alignment score: 0.262 → 0.262
All those
who handle oars will come down from their ships ; mariners and all the pilots on the sea will stand on the land .
Ireo rehetra mihazona fivoy dia hidina avy eny amin ' ny sambon'izy ireo ; hijoro eny an - tany ireo tantsambo sy ireo mpitondra sambo rehetra eny amin ' ny ranomasina .
EZK 27:30     Alignment score: 0.21 → 0.213
Then they will make their voices heard over you and they will cry aloud
bitterly ; they will cast dust up on their heads . They will roll about in ashes .
Avy eo hampihaino anao ny feony izy ireo ka hidradradradra mafy ; hanangom - bovoka eo an - dohany izy ireo . Hihodikodina eo amin ' ny lavenona izy ireo .
EZK 27:31     Alignment score: 0.331
They will shave their heads bald for you and bind themselves with sackcloth , and they will weep bitterly over you and they will cry out .
Hanaratra ny lohany ho sola ho anao izy ireo ka hamehy ny tenany amin ' ny lamba fisaonana , ary hitomany mafy eo aminao izy ireo ary hihiaka mafy .
EZK 27:32     Alignment score: 0.323 → 0.334
They will lift up their wails of lamentation for you and sing dirges over you , Who is like Tyre , who has now been brought to silence in the middle of the sea ?
Hanandratra ny dradradradram - pitarainany ho anao sy hihira fisaonana eo aminao izy ireo , iza no mitovy amin'i Tyro , izay efa nentina ho amin ' ny fahanginana eny afovoan - dranomasina ankehitriny ?
EZK 27:33     Alignment score: 0.34 → 0.347
When your merchandise went ashore from the sea , it satisfied many peoples ; you enriched the kings of the earth with your great wealth and merchandise !
Rehefa nandeha teny
an - tanety avy tany an - dranomasina ny entam - barotrao , dia nahafapo olona maro izany ; nampanakarena ireo mpanjakan ' ny tany amin ' ny haben ' ny harenao sy ny entam - barotrao ianao !
EZK 27:34     Alignment score: 0.388
But when you were shattered by the seas , by deep waters , your merchandise and all your company sank
!
Saingy rehefa notorotoroin ' ny ranomasina , sy ny rano lalina ianao , dia nilentika ny entam - barotrao sy ireo tantsambonao rehetra !
EZK 27:35     Alignment score: 0.265
All the inhabitants of the coasts were appalled at you , and their kings bristled in horror ! Their faces trembled !
Rikoriko taminao ireo mponin
' ny morontsiraka rehetra , ary tora - kovitry ny horohoro ireo mpanjakany ! Nangovitra ny tavan'izy ireo !
EZK 27:36     Alignment score: 0.28 → 0.282
The traders among the people hiss at you ; you have become
a horror , and you will be no more forever . ' "
Misioka anao ireo mpandranton ' ny vahoaka ; lasa horohoro ianao , ary tsy ho mandrakizay intsony . "
EZK 27     Average alignment score: 0.371 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48