Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 42:1     Alignment score: 0.375
Next the man sent me out to the outer courtyard on the north side , and he brought me to rooms in front of the outer courtyard and the northern outer wall .
Taorian'izay dia nentin
' ny lehilahy nivoaka tany amin ' ny kianja ivelany tany amin ' ny lafiny avaratra aho , ary nentiny tao amin ' ny efi - trano tandrifin'ilay kianja ivelany sy ny rindrina avaratra ivelany .


EZK 42:2     Alignment score: 0.486 → 0.486
Those
rooms were one hundred cubits along their front and fifty cubits in width .
Ireo efi - trano ireo dia zato hakiho ny eo anoloany ary dimampolo hakiho ny sakany .
EZK 42:3     Alignment score: 0.364 → 0.366
Some of those rooms faced the inner courtyard and were twenty cubits away from the sanctuary . There were three levels of rooms , and the ones above looked down on the ones below and were open to them , having a walkway . Some of the rooms looked out onto the outer courtyard .
Ny sasany amin'ireo efitrano ireo dia manatrika ny kianja anatiny ary roapolo hakiho ivelan
' ny fitoerana masina . Ambaratongan - trano telo no tao , ary ireo ambony dia nijery ambany amin'ireo ambany ary nisokatra tamin'izy ireo , manana lalantsara . Ny efitrano sasany dia nitzana teo amin ' ny kianja ivelany .
EZK 42:4     Alignment score: 0.35 → 0.382
A passage ten cubits in width and one hundred cubits in length ran in front of the rooms . The rooms ' doors were toward the north .
Lalana folo hakiho no teo amin ' ny sakany ary zato hakiho ny sakany no mankeo alohan'ireo efi - trano . Nanatrika ny avaratra ny varavaran'ireo efitrano .
EZK 42:5     Alignment score: 0.301 → 0.302
But the upper halls were smaller , for the walkways took away from them more space than they did in the lowest and middle levels of the building .
Fa ireo efitrano ambony dia kelikely , ny lalantsara dia naka toerana malalaka noho ny ambany sy ny afovoan ' ny ambaratongan ' ny trano be .
EZK 42:6     Alignment score: 0.294 → 0.301
For the halls on the third story had no columns , unlike the courtyards
, which did have columns . So the highest level 's rooms were smaller in size compared to the rooms in the lowest and middle levels .
Fa ireo efitrano any amin ' ny rihana fahatelo dia tsy nanana andry , tsy tahaka ireo kianja , izay tokony hanana andry . Koa ny ambaratongan ' ny efitrano avo indrindra dia kely habe raha mihoatra amin'ireo efitrano any ambany indrindra sy ireo ambaratonga afovoany .
EZK 42:7     Alignment score: 0.448
The outside wall ran along the rooms toward the outer courtyard , the courtyard that was in front of the rooms . That wall was fifty cubits in length .
Ny rindrina any ivelany
dia nanaraka ny efitra manatrika ny kianja ivelany , ilay kianja izay manoloana ireo efitrano . Izany rindrina izany dia dimampolo hakiho ny halavany .
EZK 42:8     Alignment score: 0.533
The length of the rooms of the outer courtyard was fifty cubits , and the rooms facing the sanctuary were one hundred cubits in length .
Ny halavan'ireo efitranon ' ny kianja ivelany dia dimampolo hakiho , ary ireo efitrano manatrika ny fitoerana masina dia zato hakiho ny halavany .
EZK 42:9     Alignment score: 0.435 → 0.439
There was an entrance to the lowest rooms from the east side , coming from the outer courtyard .
Nisy fidirana teo amin ' ny efitrano ambany indrindra mankany amin ' ny lafiny atsinanana , miditra avy ao amin ' ny kianja ivelany .
EZK 42:10     Alignment score: 0.376 → 0.391
Along the wall of the outer courtyard on the eastern side of the outer courtyard , in front of the sanctuary 's inner courtyard , there were also rooms
Nanerana ny rindrin
' ny kianja ivelany ao amin ' ny lafiny atsinanan ' ny kianja ivelany , nanoloana ny kianja anatin ' ny fitoerana masina , dia nisy efitrano ihany koa
EZK 42:11     Alignment score: 0.264 → 0.298
with a walkway in front of them . They were as the appearance of the rooms on the northern side . They had the same length and breadth and the same exits and arrangements and doors .
niaraka tamin ' ny lalana
nanoloana azy ireo . Izy ireo dia endrik'ireo efitrano amin ' ny lafiny avaratra . Nitovy ny halavan'izy ireo sy ny sakany ary ireo fivoahana sy ireo fifanarahana ary ireo varavarana .
EZK 42:12     Alignment score: 0.353
On the south side were doors into rooms that were just the same as on the north side . A passage on the inside had a door at its head , and the passage opened into the various rooms . On the east side there was a doorway into the passage at one end .
Teo amin ' ny lafiny atsimo no nisy ireo varavarana eo amin ' ny efitrano izay mitovy amin ' ny eo amin ' ny lafiny avaratra . Ny lalana ao anatiny
dia nisy varavarana teo amin ' ny lohany , ary ilay lalana dia nisokatra ho an'ireo efitrano isan - karazany . Teo amin ' ny lafiny atsinanana dia nisy vavahady nankao amin ' ny lalana mankany amin ' ny farany iray .
EZK 42:13     Alignment score: 0.429 → 0.435
Then the man said to me , " The northern rooms and the southern rooms that are in front of the outer courtyard are holy rooms where the priests who work nearest to Yahweh may eat the most holy food . They will put the most holy things there the food offering , the sin offering
, and the guilt offering for this is a holy place .
Dia hoy ilay lehilahy tamiko hoe : " Ny efitrano avaratra sy ny efitrano atsimo izay manoloana ny kianja ivelany dia efitrano masina izay hihinanan'ireo mpisorona izay miasa eo akaikin'i Yaveh ny sakafo masina indrindra . Ao no ametrahan'izy ireo ny zavatra izay masina indrindra ny fanatitra sakafo , ny fanatitra nohon ' ny ota , ary ny fanatitra nohon ' ny heloka satria toerana masina io .
EZK 42:14     Alignment score: 0.288 → 0.309
When the priests enter there , they must not go out of the holy place to the outer court , without laying aside the clothes in which they served , since these
are holy . So they must dress in other clothes before going near the people . "
Raha miditra ao ny mpisorona , aoka izy ireo tsy hiala ao amin ' ny toerana masina ho any kianja ivelany , raha tsy mametraka akaiky ny fitafiana izay nanompoan'izy ireo , satria masina ireo . Koa aoka izy ireo hitafy fitafiana hafa mialoha ny fanatonana olona . "
EZK 42:15     Alignment score: 0.344
The man completed measuring the inner house and then took me out to the gate that faced the east and measured all the surrounding area there .
Vitan'ilay lehilahy ny fandrefesana ny tao anatin
' ny trano ary nentiny nivoaka tany amin ' ny vavahady izay manatrika ny atsinanana aho ary norefesiny ny faritra manodidina rehetra teny .
EZK 42:16     Alignment score: 0.566 → 0.573
He measured the east side with a measuring stick five hundred cubits with the measuring stick .
Nandrefy ny lafiny atsinanana tamin ' ny volotara fandrefesana izy diman - jato hakiho tamin ' ny volotara fandrefesana .
EZK 42:17     Alignment score: 0.592
He measured the north side five hundred cubits with the measuring stick .
Norefesiny ny lafiny avaratra diman - jato hakiho tamin ' ny volotara fandrefesana .
EZK 42:18     Alignment score: 0.577 → 0.581
He also measured the south side five hundred cubits with the measuring stick .
Norefesiny ihany koa ny lafiny atsimo diman - jato hakiho tamin ' ny volotara fandrefesana .
EZK 42:19     Alignment score: 0.57
He also turned and measured the west side five hundred cubits with the measuring stick .
Navadiny sy norefesiny koa ny lafiny andrefana diman - jato hakiho tamin ' ny volotara fandrefesana .
EZK 42:20     Alignment score: 0.467 → 0.475
He measured it on four sides . It had a wall around it that was five hundred cubits in length , and five hundred cubits in width , to separate the holy from the profane .
Norefesiny tamin ' ny lafiny efatra izany . Nanana rindrina manodidina azy izany izay diman - jato hakiho ny halavany , ary diman - jato hakiho ny sakany , mba hampisarahana ny masina amin'izay
iombonana .
EZK 42     Average alignment score: 0.407 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48