Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 46:1     Alignment score: 0.416 → 0.422
The Lord Yahweh says this : The gate of the inner courtyard , facing east , will be shut for the six days of work , but on the Sabbath it will be opened , and on the day of the new moon it will be opened .
Izao no tenin
' ny Tompo Yaveh : Ny vavahadin ' ny kianja anatiny , manatrika ny atsinanana , dia hakatona mandritry ny enina andro amin ' ny fiasana , fa ho sokafana kosa izany amin ' ny Sabata , sy amin ' ny andron ' ny voaloham - bolana .


EZK 46:2     Alignment score: 0.402 → 0.405
The prince will enter the outer courtyard by the way of the gate and its portico from outside , and he will stand before the doorposts of the inner gate while the priests perform his burnt offering and peace offering
. Then he will worship at the threshold of the inner gate and go out , but the gate will not be shut until evening .
Hiditra ny ivelan ' ny kianja amin ' ny lalan ' ny vavahady sy ny lavarangana avy any ivelan'izany ny andriandahy , ary hitsangana manoloana ny tolam - baravaran ' ny vavahady anatiny raha mbola manao ny fanatiny dorana sy ny fanati - pihavanana ny mpisorona . Dia hanome voninahitra eo an - tokonam - baravaran ' ny vavahady anatiny izy ary hivoaka , fa tsy hakatona ny vavahady mandra - pahariva .
EZK 46:3     Alignment score: 0.341 → 0.344
The people of the land will also worship before Yahweh at the entrance to this gate on the Sabbaths and new moons .
Ny vahoakan
' ny tany ihany koa dia manompo eo anatrehan'i Yaveh eo amin ' ny fidirana amin'io vavahady io amin ' ny Sabata sy ireo voaloham - bolana .
EZK 46:4     Alignment score: 0.558 → 0.582
The burnt offering that the prince offers to Yahweh on the Sabbath day will be six unblemished lambs and an unblemished ram .
Ny fanatitra dorana izay atolotry ny andriandahy ho an'i Yaveh amin ' ny andro Sabata dia zanak'ondry enina tsy misy kilema ary osy lahy tsy misy kilema .
EZK 46:5     Alignment score: 0.446
The grain offering with the ram will be an ephah , and the grain offering with the lambs will be what he wishes to give , and a hin of oil with each ephah of grain .
Ny fanatitra vary miaraka amin ' ny osy lahy dia ho efaha iray , ary ny fanatitra vary miaraka amin'ireo zanak'ondry dia izay iriany omena , ary diloilo iray hina isaky ny vary iray efaha .
EZK 46:6     Alignment score: 0.366
On the day of the new moon he must offer an unblemished bull from a herd , six lambs , and an unblemished ram .
Amin ' ny andron ' ny voaloham - bolana
dia aoka izy hanolotra omby tsy misy kilema avy amin ' ny andian'omby , zanak'ondry enina , ary osy lahy tsy manan - kilema .
EZK 46:7     Alignment score: 0.353 → 0.368
He must make a grain offering of an ephah for the bull and an ephah for the ram , and what he wishes to give
for the lambs , and a hin of oil for every ephah of grain .
Aoka izy hanao fanatitra voa iray efaha isam - batotr'ombalahy ary iray efaha ho an ' ny ondry lahy , ary izay iriany ho an'ireo zanak'ondry , ary diloilo iray hina isan'efaham - bary rehetra .
EZK 46:8     Alignment score: 0.399
When the prince enters by the way of the gate and its portico , he must leave by the same way .
Rehefa miditra amin ' ny lalan ' ny vavahady sy ny lavarangany
ny andriandahy , dia aoka izy hiala amin ' ny lalana nalehany ihany .
EZK 46:9     Alignment score: 0.336 → 0.335
But when the people of the land come
before Yahweh at the appointed festivals , anyone entering through the north gate to worship must leave through the south gate ; and anyone entering through the south gate must leave through the north gate . No one may turn back to the gate through which he entered , for he must go out straight ahead .
Fa rehefa tonga eo anatrehan'i Yaveh amin'ireo firavoravoana voatondro ny olon ' ny tany , na iza na iza miditra amin ' ny vavahady avaratra mba hanompo dia aoka hivoaka amin ' ny vavahady atsimo ; ary na iza na iza miditra amin ' ny vavahady atsimo dia aoka hivoaka amin ' ny vavahady avaratra . Tsy misy olona afaka miverina any amin ' ny vavahady izay nidirany , fa tsy maintsy mivoaka mahitsy izy .
EZK 46:10     Alignment score: 0.416
The prince must be in their midst ; when they go in , he must go in , and when they leave , he must leave .
Aoka ho eo afovoan'izy ireo ny andriandahy ; rehefa miditra ao izy ireo , dia tsy maintsy miditra izy , ary rehefa miala izy ireo , dia tsy maintsy miala izy .
EZK 46:11     Alignment score: 0.306 → 0.363
At the festivals
, the grain offering must be an ephah of grain for the bull and an ephah for the ram , and whatever he wishes to give with the lambs , and a hin of oil for every ephah .
Ao amin'ireo firavoravoana , aoka ho efaham - bary iray isam - batotr'ombilahy sy efaha isan'ondry lahy ny fanatitra vary , ary na inona na inona iriany omena miaraka amin'ireo zanak'ondry , ary diloilo iray hina isan - kefaha .
EZK 46:12     Alignment score: 0.421 → 0.428
When the prince gives a freewill offering
, either a burnt offering or a peace offering to Yahweh , the gate facing east will be opened for him . He will offer his burnt offering or his peace offering as he does it on the Sabbath day . Then he must go out , and after he has gone out the gate will be shut .
Rehefa manome fanatitra an - tsitrapo ny andriandahy , na fanatitra dorana na fanati - pihavanana ho an'i Yaveh , dia ho sokafana ho azy ny vavahady izay manatrika ny atsinanana . Hanolotra ny fanatiny dorana na ny fanati - pihavanany tahaka ny ataony amin ' ny andro Sabata izy . Avy eo dia tsy maintsy hivoaka izy , ary aorian ' ny hivoahany dia hakatona ny vavahady .
EZK 46:13     Alignment score: 0.407 → 0.443
In addition , you will give an unblemished lamb one year old as a burnt offering to Yahweh daily ; you will do this morning after morning .
Fanampin'izany , hanome zanak'ondry tsy misy kilema erintaona ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh isan'andro ianao ; hanao izany isa - maraina ianao .
EZK 46:14     Alignment score: 0.395 → 0.423
You will give a grain offering with it morning after morning , a sixth of an ephah and a third of a hin of oil to moisten the flour of the grain offering for Yahweh , according to a permanent statute .
Hanome fanatitra vary miaraka amin'izany isa - maraina ianao , ny ampahenina amin ' ny efaha ary ny ampahatelon ' ny diloilo iray hina mba handemana ny koban ' ny fanatitra vary ho an'i Yaveh , araka ny lalàna maharitra .
EZK 46:15     Alignment score: 0.501 → 0.501
They will prepare the lamb , the grain offering , and the oil morning after morning , a permanent burnt offering .
Hikarakara
ny zanak'ondry , ny fanatitra voa , ary ny diloilo isa - maraina , fanatitra dorana maharitra izy ireo .
EZK 46:16     Alignment score: 0.433 → 0.446
The Lord Yahweh says this : If the prince gives a gift to one of his sons , it is his inheritance . It will also belong to his descendants . It is their property by inheritance .
Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Raha manome fanomezana ho an ' ny anankiray amin'ireo zanany lahy ny andriandahy , lova izany . Ho fananan - janany izany , lova izany .
EZK 46:17     Alignment score: 0.386 → 0.387
But if he gives a gift from his inheritance to one of his servants , then it will be that servant 's until the year of liberty , and then it will return to the prince . His inheritance will certainly be for his sons .
Fa raha manome fanomezana avy amin ' ny lovany ho an ' ny iray amin'ireo mpanompony izy , dia ho an'ilay mpanompo izany ambara - pahatongan ' ny taona fahafahana , ary avy eo dia hiverina any amin'ilay andriandahy izany . Ireo lovany dia ho an'ireo zanany lahy tokoa .
EZK 46:18     Alignment score: 0.239 → 0.242
The prince will not take the people 's inheritance , oppressing them by taking their own property ; he must provide for his sons from his own property so that my people will not be scattered , each man from his own property . ' "
Tsy haka ny lovan
' ny olona amin ' ny zara - taniny ihany ny andriandahy ; tsy maintsy hanome avy amin ' ny zara - taniny ho an'ireo zanany lahy izy mba tsy hielezan'ireo oloko , ireo olona tsirairay avy amin ' ny zara - taniny ihany . " '
EZK 46:19     Alignment score: 0.415 → 0.416
Next the man brought me through the entrance at the gate to the holy rooms for the priests , which faced north and behold ! There was a place toward the west .
Ary avy eo nitondra ahy teo amin ' ny fidirana teo amin ' ny vavahady mankao amin'ireo efitra masin'ireo mpisorona ilay olona
, izay nanatrika ny avaratra ary indro ! Nisy toerana tany andrefana .
EZK 46:20     Alignment score: 0.342 → 0.349
He said to me , " This is the place where the priests must boil the guilt offering and the sin offering and where they must bake the grain offering . They must not bring the offerings
into the outer courtyard , for then the people would be consecrated . "
Hoy izy tamiko hoe : " Ity no toerana izay tsy maintsy hahandroan'ireo mpisorona ny fanati - panonerana sy ny fanatitra nohon ' ny ota ary izay tsy maintsy hanendasan'izy ireo ny fanatitra voa . Tsy tokony hitondra ny fanatitra ao ivelan ' ny kianja izy ireo , fa avy eo dia ho hamasinina ny vahoaka .
EZK 46:21     Alignment score: 0.333 → 0.387
Then he brought me to the outer courtyard and he led me past the four corners of that courtyard , and I saw that in every corner of the courtyard there was another court .
Avy eo dia nitondra ahy tany amin ' ny kianja ivelany izy ary nentiny
tany amin ' ny zorony efatr ' izany kianja izany aho , ary hitako fa nisy fitsarana hafa tamin ' ny zoron ' ny kianja rehetra .
EZK 46:22     Alignment score: 0.505 → 0.506
In the four corners of the outer courtyard there were four small courtyards
, forty cubits in length and thirty in width . The four courtyards were the same size .
Amin'ireo zorony efatry ny kianja ivelany dia nisy kianja kely efatra , efapolo hakiho ny halavany ary telopolo ny velarany . Refy mitovy avy ho an'ireo kianja efatra rehetra .
EZK 46:23     Alignment score: 0.262 → 0.272
There was a row made of stone all around the four of them , and cooking hearths were under the stone row .
Misy toerana natao tamin ' ny vato nanodidina ny efatra tamin'izy ireo , ary ny fatana fandrahoana dia tao amban
' ny laharam - bato .
EZK 46:24     Alignment score: 0.297 → 0.311
The man said to me , " These
are the places where the temple servants will boil the people 's sacrifices . "
Hoy ilay lehilahy tamiko hoe : " Ireo no toerana izay hahandroan ' ny mpanompon ' ny tempoly ny soron ' ny vahoaka . "
EZK 46     Average alignment score: 0.396 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48