Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 30:1     Alignment score: 0.334 → 0.331
The word of Yahweh came to me , saying ,
Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , manao hoe :


EZK 30:2     Alignment score: 0.581
" Son of man , prophesy and say , ' The Lord Yahweh says this : Wail , " Woe is the coming day . "
" Ry zanak'olona , maminania
ka lazao hoe : ' Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : Midradradradrà hoe : " Loza ny andro ho avy . "
EZK 30:3     Alignment score: 0.435 → 0.461
The day is near . The day is near for Yahweh . It will be a day of clouds a time of doom for nations .
Akaiky ny andro . Akaiky ny andro ho an'i Yaveh . Ho andro mandrahona izany , fotoan
' ny fiafarana ho an'ireo firenena .
EZK 30:4     Alignment score: 0.447 → 0.449
Then a sword will come
against Egypt , and there will be anguish in Cush when the killed people fall in Egypt when they take her wealth , and when her foundations are ruined .
Dia hisy sabatra ho avy hanohitra an'i Egypta , ary hisy fangirifiriana ao Kosy rehefa miampatra any Egypta ny vahoaka maty rehefa maka ny hareny izy ireo , ary rehefa simba ny fotony .
EZK 30:5     Alignment score: 0.424 → 0.438
Cush and Put , Lydia and all Arabia , and Libya , together with the people belonging to the covenant they will all fall by the sword .
Kosy , Lybia
, sy Lydia , ary ireo vahiny rehetra , miaraka amin ' ny vahoakan ' ny fanekena ho lavon - tsabatra avokoa izy rehetra .
EZK 30:6     Alignment score: 0.523
Yahweh says this : So the ones who support Egypt will fall , and the pride of her strength will go down . From Migdol to Syene their soldiers will fall
by the sword this is the Lord Yahweh 's declaration .
Izao no lazain'i Yaveh : Noho izany ireo izay manohana an'i Egypta dia ho lavo , ary ny avonavon ' ny heriny dia hietry . Hatrany Migdola ka hatrany Syena no hahalavo ireo miaramilany amin ' ny sabatra izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh .
EZK 30:7     Alignment score: 0.291
They will be appalled in the midst of the abandoned lands , and their cities will be among all the ruined cities .
Haharikoriko eo afovoan ' ny tany nafoy izy ireo , ary ireo tanànany
dia ho eo amin'ireo tanàna rava rehetra .
EZK 30:8     Alignment score: 0.458
Then they will know that I am Yahweh , when I set fire
in Egypt , and when all of her helpers are destroyed .
Dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh , raha handoro an'i Egypta Aho , ary rehefa ringana ireo mpanampy azy rehetra .
EZK 30:9     Alignment score: 0.335 → 0.341
In that day messengers will go out from before me in ships to terrorize a secure Cush , and there will be anguish among them on the day of Egypt 's doom . For behold ! It is coming .
Amin'izany andro izany dia hisy iraka hivoaka avy eo anoloako amin ' ny sambo mba hampihorohoro ny fiarovan'i Kosy , ary hisy fangirifiriana eo amin'izy ireo amin ' ny andro fiafarana ratsin'i Egypta . Fa indro ! Avy izany .
EZK 30:10     Alignment score: 0.58
The Lord Yahweh says this : I will make an end of the multitudes of Egypt by the hand of Nebuchadnezzar , the king of Babylon .
Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Hanisy fiafarana ny fahamaroan'i Egypta amin ' ny tanan'i Nebokadnezara , mpanjakan'i Babylona Aho .
EZK 30:11     Alignment score: 0.38
He and his army with him , the terror of nations , will be brought to destroy the land ; they will draw out their swords against Egypt and fill the land with those
who have been killed .
Izy sy ny tafiny miaraka aminy , ny fampihorohoroana amin'ireo firenena , no ho entina handrava ny tany ; hanatsoaka ny sabany hanohitra an'i Egypta ary hameno ny tany amin ' ny fatin'olona izy ireo .
EZK 30:12     Alignment score: 0.336
I will make the rivers into dry ground , and I will sell the land into the hand of wicked men . I will make the land and its fullness desolate by the hand of strangers I , Yahweh , have spoken .
Hamadika ny renirano ho tany maina Aho , ary hivarotra ny tany eo an - tanan
' ny olona ratsy fanahy . Amin ' ny alalan ' ny tanan ' ny fahavalo no hanaovako ny tany sy ny fahafenoany ho rava Izaho , Yaveh , no efa niteny .
EZK 30:13     Alignment score: 0.5
The Lord Yahweh says this : I will destroy idols , and I will bring an end to the worthless idols of Memphis . There will no longer be a prince in the land of Egypt , and I will put fear on the land of Egypt .
Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Hamotika ireo sampy Aho , ary hitondra fiafarana amin'ireo sampy tsy mendrik'i Memfisa . Tsy hisy andriandahy intsony ao amin ' ny tany Egypta , ary hametraka fampihorohoroana eo amin ' ny tany Egypta Aho .
EZK 30:14     Alignment score: 0.339
Then I will make Pathros desolate and set fire
in Zoan , and I will execute acts of judgment on Thebes .
Dia hataoko lao i Patrosa ary ho dorako i Zoana , ary hampihatra fitsaràna amin'i No Aho .
EZK 30:15     Alignment score: 0.38
For I will pour out my fury on Pelusium , the stronghold of Egypt , and cut off the multitude of Thebes .
Fa handraraka ny fahatezerako amin'i Sina , ilay fiarovana mafy any Egypta , ary hanapaka ny maro any No Aho .
EZK 30:16     Alignment score: 0.249 → 0.329
Then I will set fire
in Egypt ; Pelusium will be in great agony , Thebes will be broken up , and Memphis will face enemies every day .
Dia handoro an'i Egypta Aho ; ho ory mafy i Sina , ho rava i No , ary hiatrika fahavalo isan'andro i Memfisy .
EZK 30:17     Alignment score: 0.28
The young men in Heliopolis and Bubastis will fall by the sword , and their cities will go into captivity .
Ny tovolahy any Avena sy Pisbeseta dia ho lavon - tsabatra , ary ireo tanànany
dia ho lasan - ko babo .
EZK 30:18     Alignment score: 0.321 → 0.326
In Tahpanhes , the day will become
dark when I break the yoke of Egypt there , and the pride of her strength will be finished . There will be a cloud covering her , and her daughters will walk into captivity .
Any Tapanesa , dia hihazona ny hazavany ny andro rehefa mamotika ny ziogan'i Egypta ao Aho , ary ho tapitra ny avonavon ' ny heriny . Hisy rahona handrakotra azy , ary ireo zanany vavy dia ho lasan - ko babo .
EZK 30:19     Alignment score: 0.482
I will execute acts of judgment in Egypt , so they will know that I am Yahweh . ' "
Hampihatra fitsaràna ao Egypta Aho , dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh . ' "
EZK 30:20     Alignment score: 0.537 → 0.525
Then it came
about in the eleventh year , in the first month , in the seventh day of the month , that the word of Yahweh came to me , saying ,
Ary tamin ' ny taona fahiraika ambin ' ny folo , tamin ' ny volana voalohany , tamin ' ny andro fahafiton ' ny volana , dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , manao hoe :
EZK 30:21     Alignment score: 0.295 → 0.32
" Son of man , I have broken the arm of Pharaoh , the king of Egypt . Behold ! It has not been bound up for healing or set with a splint so that it can become
strong enough to grasp a sword .
" Ry zanak'olona , efa nanapaka ny sandrin'i Farao , mpanjakan'i Egypta Aho . Indro ! Tsy nofonosana izany , na nositranina tamin ' ny famatorana , mba hampatanjaka tsara izany mba hitan - tsabatra .
EZK 30:22     Alignment score: 0.46 → 0.471
Therefore the Lord Yahweh says this , ' Behold , I am against Pharaoh , the king of Egypt . For I will break his arm , both the strong one and the broken one , and I will make the sword fall
from his hand .
Koa izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : ' Indro , hanohitra an'i Farao , mpanjakan'i Egypta Aho . Fa hanapaka ny sandriny Aho , ilay matanjaka sy ilay tapaka , ary hampilatsaka ny sabatra eny an - tanany .
EZK 30:23     Alignment score: 0.472
Then I will scatter Egypt among the nations and disperse them among the lands .
Haeliko eo amin'ireo firenena i Egypta ary haparitako eo amin ' ny tany izy ireo .
EZK 30:24     Alignment score: 0.329 → 0.37
I will strengthen the arms of the king of Babylon and place my sword in his hand so that I might destroy Pharaoh 's arms . He will groan before the king of Babylon with the groans of a dying man .
Hatanjahiko ireo sandrin
' ny mpanjakan'i Babylona ary hametraka ny sabatro eo amin ' ny tanany Aho mba hahafahako manapaka ireo sandrin'i Farao . Hisento eo anoloan ' ny mpanjakan'i Babylona amin ' ny fisenton ' ny olona ho faty izy .
EZK 30:25     Alignment score: 0.496
For I will strengthen the arms of the king of Babylon , while Pharaoh 's arms will fall
. Then they will know that I am Yahweh , when I put my sword into the hand of the king of Babylon ; for he will attack the land of Egypt with it .
Fa hampatanjaka ny sandrin ' ny mpanjakan'i Babylona Aho , raha mbola hiraviravy ny tanan'i Farao . Dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh , rehefa mametraka ny sabatro eo amin ' ny tanan ' ny mpanjakan'i Babylona Aho ; fa hanafika ny tanin'i Egypta amin'izany izy .
EZK 30:26     Alignment score: 0.498
So I will scatter Egypt among the nations and disperse them through the lands . Then they will know that I am Yahweh . ' "
Koa haeliko eo amin'ireo firenena i Egypta ary haparitako manerana ny tany izy ireo . Dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh . ' "
EZK 30     Average alignment score: 0.424 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48