Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 39:1     Alignment score: 0.563 → 0.583
" Now you , son of man , prophesy against Gog and say , ' The Lord Yahweh says this : Behold ! I am against you , Gog , chief of Meshech and Tubal .
" Ankehitriny ianao , ry zanak'olona , maminania
hamely an'i Goga ka lazao hoe : ' Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : Indro ! Manohitra anao Aho , ry Goga , lehiben'i Meseka sy Tobala .


EZK 39:2     Alignment score: 0.382
I will turn you and lead you on ; I will bring you up from the far north and bring you to the mountains of Israel .
Hampitodika anao Aho ka hitarika anao ; ho entiko miakatra avy any avaratra alavitra ianao ary entiko any amin'ireo tendrombohitr'Israely .
EZK 39:3     Alignment score: 0.136 → 0.155
Then I will knock your bow out of your left hand and make the arrows fall
from your right hand .
Dia ho ataoko miala avy eo an - tanan - kavianao ny lefonao ary hataoko milatsaka avy eo amin ' ny tananao havanana ny tsipika .
EZK 39:4     Alignment score: 0.315 → 0.314
You will fall on the mountains of Israel you and all your troops and the soldiers who are with you . I will give you to the birds of prey and the wild beasts of the fields for food .
Hianjera ho faty eo amin ' ny tendrombohitr'Israely ianao ianao sy ny antokonao ary ireo miaramila izay miaraka aminao . Homeko an'ireo vorona mpihaza sy ireo bibidian ' ny saha mba ho sakafo ianao .
EZK 39:5     Alignment score: 0.388
You will fall on the open field , for I myself declare it this is the Lord Yahweh 's declaration .
Hianjera ho faty eo amin ' ny saha ianao , fa Izaho mihitsy no manambara izany izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh .
EZK 39:6     Alignment score: 0.444 → 0.447
Then I will send out fire on Magog and on those living in safety on the coasts , and they will know that I am Yahweh .
Dia handefa afo eo amin'i Magoga sy ireo izay monina tsy amin'ahiahy eny amoron - tsiraka Aho , ary ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh .
EZK 39:7     Alignment score: 0.444
For I will make my holy name known in the midst of my people Israel , and I will no longer allow my holy name to be profaned ; the nations will know that I am Yahweh , the Holy One in Israel .
Fa hataoko fantatra eo anivon'Israely vahoakako ny anarako masina , ary tsy hamela ny anarako masina ho zimbazimbaina intsony Aho ; dia ho fantatry ny firenena fa Izaho no Yaveh , ilay Iray Masina any Israely .
EZK 39:8     Alignment score: 0.539
Behold ! The day is coming , and it will take place this is the Lord Yahweh 's declaration .
Indro ! Ho avy ny andro , ary hitranga izany izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh .
EZK 39:9     Alignment score: 0.352 → 0.353
The ones living in the cities of Israel will go out and they will use weapons to kindle and make fires and burn them small shields , large shields , bows , arrows , the clubs and spears ; they will make fires with them for seven years .
Ireo izay monina ao amin ' ny tanànan'Israely dia hivoaka ary hampiasa fiadiana mba hirehitra ka hahatonga afo handoro azy ireo dia ampinga kely , ampinga be , lefom - pohy , tsipìka , langilangy sy lefona ; hampirehitra afo amin'izy ireo mandritry
ny fito taona ireo .
EZK 39:10     Alignment score: 0.379 → 0.382
They will not gather wood from the fields or cut down trees from the forests , since they will kindle fires with the weapons ; they will take from those who wanted to take from them ; they will plunder those who wanted to plunder them this is the Lord Yahweh 's declaration . "
Tsy hanangona kitay avy eny an - tsaha izy ireo na hikapa hazo avy amin'ireo ala , satria ho doran'izy ireo ny fitaovam - piadiana ; haka avy amin'ireo izay nitady haka tamin'izy ireo izy ; hambabo ireo izay nitady hambabo azy ireo izy ireo izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh . "
EZK 39:11     Alignment score: 0.389 → 0.396
Then it will happen on that day that I will make a place there for Gog a grave in Israel , a valley for those who journey to the east of the sea . It will block those who wish to cross over . There they will bury Gog with all his multitudes . They will call it the Valley of Hamon
Gog .
Ary amin'izany andro izany dia hanamboatra toerana ho an'i Goga any Aho fasana any Israely , lohasaha ho an'ireo izay manao dia ho any atsinanan ' ny ranomasina . Hanakana an'ireo izay maniry ny hiampita izany . Any no handevenan'izy ireo an'i Goga miaraka amin ' ny vahoakany rehetra . Ho antsoin'izy ireo hoe Lohasahan'i Hamona Goga izany .
EZK 39:12     Alignment score: 0.403
For seven months the house of Israel will bury them in order to purify the land .
Mandritry
ny ny fito volana dia handevina azy ireo ny ankohonan'Israely mba hanadio ny tany .
EZK 39:13     Alignment score: 0.496
For all the people of the land will bury them ; it will be a day of renown for them when I am glorified this is the Lord Yahweh 's declaration .
Satria handevina azy ireo ny vahoakan
' ny tany rehetra ; dia ho andro fahatsiarovana ho azy ireo izany rehefa omem - boninahitra Aho izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh .
EZK 39:14     Alignment score: 0.258 → 0.283
Then they will designate men to continually go through the land , to find
those who were traveling through , but who died and their bodies remained on the surface of the land , so that they may bury them , in order to cleanse the land . At the end of the seventh month they will begin their search .
Dia hanendry olona hiampita ny tany hatrany izy ireo , mba hahitana ireo izay nandeha niampita , saingy maty ka nijanona teo amin ' ny fanambonin ' ny tany ny fatiny , mba hahafahan'izy ireo mandevina azy ireo , mba hanadiovana ny tany . Amin ' ny faran ' ny volana fahafito no hanombohan'izy ireo ny fikarohany .
EZK 39:15     Alignment score: 0.35 → 0.392
As these
men pass through the land , when they see any human bone , they will put a marker by it , until gravediggers come and bury it in the Valley of Hamon Gog .
Raha mandalo ny tany ireo lehilahy ireo , rehefa mahita taolan'olona izy ireo , dia hanisy marika eo akaikin'izany , ambara - pahatongan ' ny mpihady fasana ka handevina izany eny amin ' ny Lohasahan'i Hamona Goga .
EZK 39:16     Alignment score: 0.374
There will be a city there by the name of Hamonah
. In this way they will purify the land .
Hisy tanàna araka ny anaran'i Hamona any . Amin'izany fomba izany no hanadiovan'izy ireo ny tany .
EZK 39:17     Alignment score: 0.404 → 0.407
Now to you , son of man , the Lord Yahweh says this : Say to all the winged birds and all the wild beasts in the fields , ' Gather together and come . Gather from all around to the sacrifice that I myself am making for you , a large sacrifice on the mountains of Israel , so that you may consume flesh and drink blood .
Ary ho anao , ry zanak'olona , izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Lazao amin'ireo vorona manan'elatra rehetra sy ireo bibidia any an - tsaha hoe : ' Miaraha - miangona ka avia . Miangòna avy any amin ' ny manodidina rehetra ho eo amin ' ny sorona izay izaho mihitsy no manao azy ho anao , dia sorona lehibe eo amin ' ny tendrombohitr'Israely , mba hahafahanao mihinana nofo sy misotro .
EZK 39:18     Alignment score: 0.388 → 0.39
You will consume the flesh of warriors and drink
the blood of the princes of the earth ; they will be rams , lambs , goats , and bulls , they were all fattened in Bashan .
Ho haninao ny nofon'ireo mpiady ary ho sotroinao ny ràn'ireo andriandahin ' ny tany ; ho ondry , zanak'ondry , osy lahy , ary omby lahy izy ireo , natavezina tao Basana izy ireo .
EZK 39:19     Alignment score: 0.315 → 0.326
Then you will eat fat to your satisfaction ; you will drink blood until you become
drunk ; this will be the sacrifice that I will slaughter for you .
Dia hihinana tavy ianao mandra - pahavokinao ; hisotro ianao mandra - pahamamo ; izany no sorona ho vonoiko ho anareo .
EZK 39:20     Alignment score: 0.506 → 0.504
You will be satisfied at my table with horse , chariot , warrior , and every man of war this is the Lord Yahweh 's declaration . '
Ho voky eo an - databatro
amin ' ny soavaly , kalesy , mpiady , ary ireo lehilahin'ady rehetra ianareo izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh . '
EZK 39:21     Alignment score: 0.282
I will set my glory among the nations , and all the nations will see my judgment that I perform and my hand that I have set against them .
Hapetrako eo amin'ireo firenena ny voninahitro
, ary ho hitan'ireo firenena ny fitsaràko izay tanterahako ary ny tanako izay napetrako hamely azy ireo .
EZK 39:22     Alignment score: 0.325 → 0.327
The house of Israel will know that I am Yahweh their God from that day onward .
Ho fantatry ny ankohonan'Israely fa Izaho no Yaveh Andriamanitr'izy ireo manomboka amin'izany andro izany mankany .
EZK 39:23     Alignment score: 0.31
The nations will know
that the house of Israel went into captivity because of their iniquity by which they betrayed me , so I hid my face from them and gave them into the hand of their adversaries so that all of them fell by the sword .
Ho fantatr'ireo firenena fa ny ankohonan'Israely dia lasan - ko babo nohon ' ny helok'izy ireo izay namadihany Ahy , koa dia nanafina ny tavako tamin'izy ireo Aho ary nanolotra azy ireo ho eo an - tanan'ireo fahavalony hany ka lavon ' ny sabatra izy rehetra .
EZK 39:24     Alignment score: 0.41
I did to them according to their uncleanness and their sins , when I hid my face from them .
Nataoko tamin'izy ireo araka ny fahalotoany
sy ny fahotany ihany , rehefa nanafina ny tavako tamin'izy ireo Aho .
EZK 39:25     Alignment score: 0.462 → 0.461
Therefore the Lord Yahweh says this : Now I will reverse the captivity of Jacob , and I will have compassion on all the house of Israel , when I act with zeal for my holy name .
Noho izany dia izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Ankehitriny dia hamerina ny haren'i Jakoba Aho , ary hangoraka ny ankohonan'Israely rehetra , rehefa miasa amin - jotom - po nohon ' ny anarako masina Aho .
EZK 39:26     Alignment score: 0.282 → 0.292
Then they will bear their shame and all the treachery by which they betrayed me . They will forget all this when they rest in their land in safety , with no one to terrify them .
Dia hitondra ny henatr'izy ireo sy ny famadihana rehetra izay namadihany Ahy izy ireo . Ho adinon'izy ireo izany rehetra izany rehefa mitoetra tsy amin'ahiahy ao amin ' ny taniny
izy ireo , tsy misy na iza na iza mampihorohoro azy ireo .
EZK 39:27     Alignment score: 0.416 → 0.432
When I restore them from the peoples and gather them from the lands of their enemies , I will show myself to be holy in the sight of many nations .
Rehefa mamerina azy ireo avy amin ' ny vahoaka Aho ary manangona azy ireo avy ao amin ' ny tanin
' ny fahavalon'izy ireo , dia hampiseho ny tenako ho masina eo imason ' ny firenena maro Aho .
EZK 39:28     Alignment score: 0.418
Then they will know that I am Yahweh their God , for I sent them into captivity among the nations , but then I will gather them back to their land . I will not leave any of them among the nations .
Dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh Andriamanitr'izy ireo , satria nandefa azy ireo ho babo teo amin'ireo firenena Aho , saingy avy eo Aho hanangona azy ireo hiverina any amin ' ny taniny
. Tsy handao na dia iray amin'izy ireo eo amin'ireo firenena Aho .
EZK 39:29     Alignment score: 0.483 → 0.484
I will no longer hide my face from them when I pour out my Spirit on the house of Israel this is the Lord Yahweh 's declaration . "
Tsy hanafina ny tavako amin'izy ireo intsony Aho rehefa mandatsaka ny Fanahiko eo amin ' ny ankohonan'Israely izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh . "
EZK 39     Average alignment score: 0.39 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48