Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 10:1     Alignment score: 0.436 → 0.465
As I looked toward the dome that was over the heads of the cherubim ; something appeared above them like a sapphire with the appearance of the likeness of a throne .
Raha nijery nankany amin ' ny eloelo izay teo an - dohan
' ny Kerobima aho ; dia nisy zavatra niseho teo ambonin'izy ireo tahaka ny safira manana endrika seza fiandrianana .


EZK 10:2     Alignment score: 0.455 → 0.457
Then Yahweh spoke to the man dressed in linen and said , " Go between the wheels underneath the cherubim , and fill both your hands with fiery
coals from between the cherubim and scatter them over the city . " Then the man went in as I watched .
Avy eo Yaveh niresaka tamin'ilay lehilahy nitafy rongony fotsy ary nanao hoe : " Mandehana eo anelanelan'ireo kodia eo ambanin'ireo Kerobima , dia fenoy amin'ireo vain'afo mirehitra avy eo anelanelan ' ny Kerobima ny tananao ary aparitaho eo amin ' ny tanàna izy ireo . " Dia nandeha ralehilahy raha nijery aho .
EZK 10:3     Alignment score: 0.477
The cherubim stood on the right side of the house when the man went in , and a cloud filled the inner courtyard .
Dia nijoro teo an - kavanan'ilay trano ny kerobima rehefa niditra ilay lehilahy , ary nisy rahona nameno ny tao anatin
' ny kianja .
EZK 10:4     Alignment score: 0.492 → 0.49
The glory of Yahweh rose
up from the cherubim and stood over the threshold of the house . It filled the house with the cloud , and the courtyard was full of the brightness of Yahweh 's glory .
Nisandratra avy eo amin'ilay kerobima ny voninahitr'i Yaveh ary nijoro teo an - tokonam - baravaran'ilay trano . Nameno ny trano tamin ' ny rahona izany , ary dia feno ny famirapiratan ' ny voninahitr'i Yaveh ny kianja .
EZK 10:5     Alignment score: 0.427 → 0.435
The sound of the cherubim 's wings was heard as far as the outer courtyard , like the voice of God Almighty when he speaks .
Ny feon ' ny helatr'ilay kerobima dia re hatrany ivelan
' ny kianja , toy ny feon'Andriamanitra Tsitoha rehefa miteny Izy .
EZK 10:6     Alignment score: 0.441
It came
about , when God commanded the man dressed in linen and said , " Take fire from between the wheels that are between the cherubim , " the man went in and stood beside a wheel .
Ary rehefa nandidy ilay lehilahy nitafy rongony fotsy Andriamanitra ary nanao hoe : " Mandraisa afo avy eo anelanelan'ireo kodia izay eo amin ' ny kerobima , " dia niditra ralehilahy ary nitsangana teo akaikin ' ny kodia iray .
EZK 10:7     Alignment score: 0.401 → 0.418
A cherub reached out his hand between the cherubim to the fire that was among the cherubim , and lifted it up and placed it into the hands of the one dressed in linen . The man took it and went back out .
Nisy kerobima iray naninjitra ny tanany teo anelanelan ' ny kerobima ho amin ' ny afo izay teo amin ' ny kerobima , ary nanandratra sy nametraka izany teo an - tanan'ilay nitafy rongony fotsy . Noraisin
- dralehilahy izany ary nandeha nivoaka izy .
EZK 10:8     Alignment score: 0.219 → 0.416
I saw on the cherubim something like a man 's hand under their wings .
Nahita zavatra toy ny tanan'olona tao ambany elatr'izy ireo aho teo amin ' ny kerobima .
EZK 10:9     Alignment score: 0.411 → 0.441
So I looked , and behold ! Four wheels were beside the cherubim one wheel beside each cherub and the appearance of the wheels was like a beryl stone .
Ka nijery aho , ary indreo
! Kodia efatra no teo akaikin'ilay kerobima kodia iray teo akaikin ' ny isan - kerobima ary ny endrik'ireo kodia dia tahaka ny vato berila .
EZK 10:10     Alignment score: 0.334 → 0.357
Their appearance was the same likeness for all four of them , like a wheel intersecting another wheel .
Ny endrik'izy ireo dia mitovy endrika amin ' ny efatra rehetra amin'izy ireo , tahaka ny kodia mihaona amin ' ny kodia hafa .
EZK 10:11     Alignment score: 0.158 → 0.17
When they moved , they went in any of their four directions , without turning as they went ; but whatever direction the head faced , they followed after it without turning as they went .
Rehefa niala izy ireo , dia niditra tao amin'ireo lalana efatra tsy misy fiolanana amin'ireo lalan - kafa . Fa kosa , na taiza na taiza niatrehan ' ny loha , dia narahin'izy ireo izany . Dia tsy niverina tany
amin ' ny lalan - kafa arak'izay nalehany intsony izy ireo .
EZK 10:12     Alignment score: 0.37 → 0.375
Their whole body including their backs , their hands , and their wings was covered with eyes , and eyes covered the four wheels all around also .
Ny tenan'izy ireo manontolo isan'izany ny lamosiny , ireo tanany , ary ireo elany dia voarakotra maso , ary maso ihany koa no nandrakotra ny kodia efatra manodidina .
EZK 10:13     Alignment score: 0.372
As I listened , the wheels were called , " Whirling . "
Raha nihaino aho , dia nisy niteny hoe : " mikodiadiava " ireo kodia .
EZK 10:14     Alignment score: 0.388
They had four faces each ; the first face was the face of a cherub , the second face was the face of a man , the third the face of a lion , and the fourth the face of an eagle .
Nanana tarehy efatra avy izy ireo ; ny tarehy voalohany dia tarehin
- kerobima , ny tarehy faharoa dia tarehin - dehilahy , ny tarehy fahatelo dia liona , ary ny tareha fahefatra dia tarehina voro - mahery .
EZK 10:15     Alignment score: 0.319 → 0.324
Then the cherubim these
were the living creatures that I had seen by the Kebar Canal rose up .
Avy eo niainga ilay Kerobima dia ilay zava - manan'aina izay hitako teo amoron ' ny ony Kebara
EZK 10:16     Alignment score: 0.354
Whenever the cherubim moved , the wheels would go beside them , and whenever the cherubim lifted up their wings to rise
up from the earth , the wheels did not turn . They still stayed beside them .
Isaky ny nietsika ilay kerobima , dia nandeha teo anilany koa ny kodia , ary isaky ny nanandratra ny elany mba hiainga amin ' ny tany ilay kerobima , dia tsy nivily ireo kodia . Mbola nijanona teo anilany ireo .
EZK 10:17     Alignment score: 0.403 → 0.422
When the cherubim stood still , the wheels stood still , and when they rose up , the wheels rose up with them , for the spirit of the living creature
was in the wheels .
Rehefa nijanona ilay kerobima , dia nijanona koa ireo kodia , ary rehefa niainga ireo , dia niainga niaraka tamin'izany koa ireo kodia , satria tao amin'ireo kodia ny fanahin'ilay zava - manan'aina .
EZK 10:18     Alignment score: 0.456
Then the glory of Yahweh went out from over the threshold of the house and stood over the cherubim .
Ary niala tao amin ' ny tokonam - baravaran ' ny trano ny voninahitr'i
Yaveh ka nijanona teo amin'ireo kerobima .
EZK 10:19     Alignment score: 0.37 → 0.375
The cherubim lifted up their wings and rose from the earth in my sight when they went out , and the wheels did the same beside them . They stood at the eastern entrance to the house of Yahweh , and the glory of the God of Israel came upon them from above .
Namelatra ny elany ny kerobima ary niainga tamin ' ny tany teo imasoko rehefa nivoaka izy ireo , ary nanao mitovy izany teo ankilan'izy ireo ny kodia . Nijanona tao amin ' ny fidirana atsinanana mankao amin ' ny tranon'i Yaveh izy ireo , ary ny voninahitr'ilay Andriamanitr'Israely dia tonga teo amin'izy ireo avy teo ambony .
EZK 10:20     Alignment score: 0.37 → 0.414
These
were the living creatures that I had seen below the God of Israel by the Kebar Canal , so I knew that they were cherubim !
Ireo no zava - manan'aina izay efa hitako teo ambanin'ilay Andriamanitr'Israely tamin'ireo lakan - drano Kebara , ka fantatro fa kerobima ireo !
EZK 10:21     Alignment score: 0.364
They had four faces each and four wings each , and the likeness of human hands under their wings ,
Nanana tarehy efatra avy sy elatra efatra avy izy ireo , ary endrika tanan'olona ambany elatr'izy ireo ,
EZK 10:22     Alignment score: 0.319 → 0.352
and the likeness of their faces was like the faces that I had seen in the vision at the Kebar Canal , and each of them went straight ahead .
ary ny endrikin ' ny tarehiny dia tahaka ny tarehy izay efa hitako tao anaty fahitana tao amin ' ny lakan - drano Kebara , ary nandeha nahitsy ny tsirairay avy tamin'izy ireo .
EZK 10     Average alignment score: 0.397 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48