Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 41:1     Alignment score: 0.511
Then the man brought me into the temple 's holy place and measured the doorposts six cubits in width on either side .
Avy eo ilay lehilahy nitondra ahy ho any amin ' ny toerana masin'ilay tempoly ary nandrefy ireo tolam - baravarana enina hakiho ny sakany amin ' ny lafiny rehetra .


EZK 41:2     Alignment score: 0.563
The width of the doorway was ten cubits ; the wall on each side was five cubits in length . Then the man measured the dimensions of the holy place forty cubits in length and twenty cubits in width .
Ny sakan'ilay tolam - baravarana
dia folo hakiho ; dimy hakiho ny halavan ' ny rindrina amin ' ny lafiny tsirairay . Avy eo ilay lehilahy nandrefy ny refin'ilay fitoerana masina efapolo hakiho ny halavany ary roapolo hakiho ny sakany .
EZK 41:3     Alignment score: 0.427 → 0.446
Then the man went into the very holy place and measured the posts of the doorway two cubits , and the doorway was six cubits in width . The walls on either side were seven cubits in width .
Avy eo ilay lehilahy nandeha tany amin'ilay toerana masina indrindra ary nandrefy ny tolam - baravarana
roa hakiho , ary enina hakiho ny sakan'ilay varavarana . Fito hakiho ny sakan ' ny rindrina amin ' ny lafiny rehetra .
EZK 41:4     Alignment score: 0.552
Then he measured the room 's length twenty cubits . Its width twenty cubits to the front of the temple hall . Then he said to me , " This is the most holy place . "
Avy eo nandrefy ny halavan'ilay efitra izy roapolo hakiho . Ny sakany roapolo hakiho eo anoloan ' ny efitrano lehiben ' ny tempoly . Dia hoy izy tamiko hoe : " Ity ny toerana masina indrindra . "
EZK 41:5     Alignment score: 0.522
Then the man measured the wall of the house it was six cubits thick . The width of each side room around the house was four cubits in width .
Avy eo ilay lehilahy nandrefy ny rindrin'ilay trano enina hakiho ny hateviny . Ny sakan
' ny lafin ' ny efitra tsirairay manodidina ny trano dia efatra hakiho .
EZK 41:6     Alignment score: 0.317 → 0.32
There were side rooms on three levels , one room above another , thirty rooms on each level . There were ledges around the wall of the house , to support all of the side rooms , for there was no support put in the wall of the house .
Nisy paosin - trano nifanongoa telo , efitra iray ambonin ' ny iray hafa , efitra telopolo isakin ' ny ambaratonga . Nisy rindrina avo nanodidina ny rindrin
' ny trano , mba hanohana ireo lafin ' ny efitra rehetra , satria tsy nisy tohana napetraka teo amin ' ny rindrin'ilay trano .
EZK 41:7     Alignment score: 0.294 → 0.298
So the side rooms widened and went around going up , for the house went around higher and higher all around ; the rooms widened as the house went up , and a stairway went up to the highest level , through the middle level .
Koa niha - nalalaka ireo lafin
' ny efitra ary nandeha nihodikodina niakatra , satria nihodikodina niha - avo nanodidina rehetra ilay trano ; niha - nalalaka ireo efitra arakarakin ' ny niakarany , ary nisy tohatra niakatra nakany amin ' ny ambaratonga avo indrindra , amin ' ny alalan ' ny ambaratonga afovoany .
EZK 41:8     Alignment score: 0.388 → 0.398
Then I saw a raised part all around the house , the foundation for the side chambers ; it measured a full
stick in height six cubits .
Avy eo nahita tokontany nasandratra nanodidina ny trano rehetra aho , ilay fototra ho an ' ny paosin - trano ; nirefy eran ' ny volotara ny halavan'izany enina hakiho .
EZK 41:9     Alignment score: 0.405
The width of the wall of the side rooms on the outside was five cubits . There was an open space to the outside of these
rooms in the sanctuary .
Ny sakan'ilay rindrin ' ny paosin - trano any ivelany dia dimy hakiho . Nisy toerana malalaka teo ivelan'ireo efitra ao amin ' ny fitoerana masina ireo .
EZK 41:10     Alignment score: 0.418 → 0.435
On the other side of this open space were the priests ' outer side rooms ; this space was twenty cubits in width all around the sanctuary .
Teo amin ' ny lafiny ilan'io toerana malalaka io dia nisy ny paosin - trano ivelany an ' ny mpisorona ; roapolo hakiho ny sakan'io toerana io manodidina ny fitoerana masina rehetra .
EZK 41:11     Alignment score: 0.399 → 0.419
There were doors into the side rooms from another open space one doorway was on the north side , and the other on the south side . The width of this open area was five cubits all around .
Nisy varavarana teo amin ' ny paosin - trano mankany amin ' ny toerana malalaka hafa varavarana
iray teo amin ' ny lafiny avaratra , ary ny iray hafa teo amin ' ny ilany atsimo . Dimy hakiho ny sakan'io toerana malalaka io manodidina rehetra .
EZK 41:12     Alignment score: 0.525 → 0.528
The building that faced the courtyard on the west side was seventy cubits in width . Its wall measured five cubits thick all around , and it was ninety cubits in length .
Ary ilay trano lehibe izay nanatrika ilay kianja teo amin ' ny lafiny andrefana dia fitopolo hakiho ny sakany . Dimy hakiho ny refin ' ny hatevin ' ny rindriny
manodidina rehetra , ary sivifolo hakiho ny halavany .
EZK 41:13     Alignment score: 0.513
Then the man measured the sanctuary one hundred cubits in length . The separated building , its wall , and the courtyard also measured one hundred cubits in length .
Avy eo ilay lehilahy nandrefy ilay fitoerana masina zato hakiho ny halavany . Ary ilay trano voatokana , ny rindriny
, sy ny kianja dia nirefy zato hakiho ihany koa ny halavany .
EZK 41:14     Alignment score: 0.31 → 0.486
The width of the front of the courtyard in front of the sanctuary was also one hundred cubits .
Zato hakiho ihany koa ny sakan
' ny anoloan ' ny kianja eo anoloan'ilay fitoerana masina .
EZK 41:15     Alignment score: 0.496
Then the man measured the length of the building behind the sanctuary , to its west , and the galleries on either side one hundred cubits . The holy place and the portico ,
Avy eo ilay lehilahy nandrefy ny halavan
' ny trano tao aorian'ilay fitoerana masina , teo andrefany , ary ireo lalantsara ivelany amin ' ny andaniny roa zato hakiho . Ilay fitoerana masina sy ny lavarangana ,
EZK 41:16     Alignment score: 0.38 → 0.38
the inner walls and the windows , including the narrow windows , and the galleries all around on three levels , were all paneled in wood .
ireo rindrina anatiny sy ireo varavarakely , isan'izany ireo varavarakely makarakara , ary ireo lalantsara ivelany manodidina ireo ambaratonga telo , dia samy natao tamin ' ny hazo avokoa .
EZK 41:17     Alignment score: 0.176 → 0.186
Above the entryway to the inner sanctuary and spaced along the walls there was a measured pattern .
Eo ambonin ' ny lalantsara mankao amin ' ny fitoerana masina anatiny sy ny elanelan'ireo rindrina dia nisy hazo rofia natao sary sokitra .
EZK 41:18     Alignment score: 0.495
It was decorated with cherubim and palm trees ; with a palm tree between each cherub , and each cherub had two faces :
Voaravaka kerobima sy hazo rofia izany ; miaraka amin ' ny hazo rofia eo anelanelan ' ny kerobima tsirairay , ary ny kerobima tsirairay dia nanana tarehy roa :
EZK 41:19     Alignment score: 0.385 → 0.424
the face of a man looked toward a palm tree on one side , and the face of a young lion looked toward a palm tree on the other side . They were carved all around the entire house .
tarehin
- dehilahy iray manatrika hazo rofia ny eo amin ' ny andaniny , ary tarehina liona tanora mijery manatrika hazo rofia ny eo amin ' ny ankilany . Voasokitra manodidina ny trano rehetra ireo .
EZK 41:20     Alignment score: 0.387 → 0.387
From the ground to above the doorway , cherubim and palm trees were carved on the outer wall of the house .
Avy eo amin ' ny tany mankany ambonin ' ny vavahady , dia nisy kerobima sy hazo rofia voasokitra teo amin ' ny rindrina ivelan
' ny trano .
EZK 41:21     Alignment score: 0.325 → 0.366
The gate posts of the holy place were square . Their appearance was like the appearance of
Efa - joro ny tolan ' ny toerana masina . Ny endrik'ireo dia toy ny endriky

EZK 41:22     Alignment score: 0.44 → 0.462
the wooden altar in front of the holy place , which was three cubits high and two cubits in length on each side . Its corner posts , base , and frame were made of wood . Then the man said to me , " This is the table that stands before Yahweh . "
ny alitara vita amin ' ny hazo anoloan'ilay toerana masina , izay telo hakiho ny haavony ary roa hakiho ny halavany amin ' ny lafiny tsirairay . Ny zorony
, fotony , ary ny rafitrany dia vita tamin ' ny hazo . Avy eo ilay lehilahy niteny tamiko hoe : " Ity no latabatra izay mijoro eo anatrehan'i Yaveh . "
EZK 41:23     Alignment score: 0.496
There were double doors for the holy place and the most holy place .
Nisy varavarana roa ho an'ilay toerana masina sy ilay toerana masina indrindra .
EZK 41:24     Alignment score: 0.294 → 0.293
These
doors had two hinged door panels each , two panels for one door and two panels for the other .
Ireo varavarana ireo dia samy kopa - droa , lela - varavarana roa amin ' ny varavarana iray ary lela - varavarana roa amin ' ny iray hafa .
EZK 41:25     Alignment score: 0.39 → 0.416
Carved on them on the doors of the holy place were cherubim and palm trees just as the walls were decorated , and there was a wooden roof over the portico at the front .
Voasokitra teo amin'izy ireo teo amin'ireo varavaran'ilay toerana masina ny kerobima sy hazo rofia tahaka ny nandravahana an'ireo rindrina , ary nisy tafo hazo teo amin ' ny lavarangana eo anoloana
.
EZK 41:26     Alignment score: 0.39 → 0.398
There were narrow windows and palm trees on either side of the portico . These
were the side rooms of the house , and they also had overhanging roofs .
Nisy varavarakely makarakara sy hazo rofia teo amin ' ny lafin ' ny lavarangana rehetra . Ireo no paosin - tranon'ilay trano , ary nanana tafo mihoatra ihany koa ireo .
EZK 41     Average alignment score: 0.431 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48