Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 31:1     Alignment score: 0.528 → 0.519
Then it came
about in the eleventh year , in the third month , on the first day of the month , that the word of Yahweh came to me , saying ,
Ary tamin ' ny taona fahiraika ambin ' ny folo , tamin ' ny volana fahatelo , tamin ' ny andro voalohan ' ny volana , dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :


EZK 31:2     Alignment score: 0.432 → 0.436
" Son of man , say to Pharaoh , the king of Egypt , and to his multitudes around him , ' In your greatness , who are you like ?
" Ry zanak'olona , lazao amin'i Farao , ilay mpanjakan'i Egypta , ary amin ' ny vahoakany rehetra manodidina azy hoe : ' Ao amin ' ny fahalebiazanao
, tahaka an'iza ianao ?
EZK 31:3     Alignment score: 0.425
Behold ! Assyria was a cedar in Lebanon with beautiful branches , giving shade to the forest , and the tallest in height , and the branches formed its treetop .
Indro ! Asyria dia sedera nisy sampany tsara tarehy tao Libanona , nanome alokaloka ho an ' ny ala , ary avo indrindra tamin ' ny halavany
, ary ny sampany nananika ny rahona .
EZK 31:4     Alignment score: 0.272 → 0.278
Many waters made it tall ; the deep waters made it huge . Rivers flowed all around the place where it was planted , for their channels stretched out to all the trees in the field .
Rano maro no nahalava izany ; ny rano lalina no nahagoavana izany . Nikoriana nanodidina ny faritra
rehetra nisy azy ny renirano , satria ny lakan - dranony dia nivelatra tamin ' ny hazo rehetra tao an - tsaha .
EZK 31:5     Alignment score: 0.299
Its great height was more than any of the other trees in the field , and its branches became
very many ; its branches grew long because of many waters as they grew .
Ny hahavony dia nihoatra noho ny hazo hafa rehetra tany an - tsaha , ary ny sampany dia nanjary maro tokoa ; niha - lava ny sampany noho ireo rano maro raha naniry iny izy ireo .
EZK 31:6     Alignment score: 0.321 → 0.329
Every bird of the heavens nested in its branches , while every living thing of the field gave birth to its young under its foliage . All of the many nations lived under its shade .
Nanao ny akaniny
teo amin ' ny sampany ny voron ' ny lanitra rehetra , raha niteraka ny zanany teo ambanin ' ny raviny ny zava - manan'aina rehetra tao an - tsaha . Nitoetra tao ambanin ' ny alokany ny firenena maro rehetra .
EZK 31:7     Alignment score: 0.394
For it was beautiful in its greatness and the length of its branches , for its roots were in many waters .
Fa tsara tarehy izany tao amin ' ny fahalebiazany sy ny halavan
' ny sampany , satria tao amin ' ny rano maro ny fakany .
EZK 31:8     Alignment score: 0.251 → 0.266
Cedars in the garden of God could not equal it . None among the cypress trees matched its branches , and the plane tree could not equal its boughs . There was no other tree in the garden of God that was like it in its beauty .
Tsy afa - nitaha tamin'izany ireo sedera tao amin ' ny sahan'Andriamanitra . Tsy nisy tamin'ireo kypreso no sahala tamin ' ny sampany , ary ny hazo platana tsy nitaha tamin ' ny rantsany
. Tsy nisy hazo hafa tao amin ' ny sahan'Andriamanitra izay nitovy tamin'izany tamin ' ny fahatsarany .
EZK 31:9     Alignment score: 0.512
I made it beautiful with its many branches and all the trees of Eden that were in the garden of God envied it .
Nataoko tsara tarehy tamin ' ny sampany maro izany ary ny hazon'i Edena rehetra izay tao amin ' ny sahan'Andriamanitra dia nialona izany .
EZK 31:10     Alignment score: 0.406
Therefore the Lord Yahweh says this : Because it was tall in height , and it set its treetop between its branches , it lifted up its heart because of its height .
Noho izany dia izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Satria lava tamin ' ny haavony izy , ary teo anelanelan ' ny sampany no napetrany ny tendrony , nanandratra ny fony izany nohon ' ny haavony .
EZK 31:11     Alignment score: 0.333 → 0.363
I have given it into the hand of a mighty one of the nations , to deal with it according to what its wickedness deserves . I have thrown it out .
Nomeko teo an - tanan'ilay iray maherin'ireo firenena izy , mba hifampiraharaha amin'izany araka izay mendrika ny faharatsiany
. Efa nariako tany ivelany izany .
EZK 31:12     Alignment score: 0.321 → 0.338
Foreigners
who were the terror of all the nations cut it off and left it to die . Its branches fell on the mountains and all the valleys , and its boughs lay broken in all the ravines of the land . Then all the nations on earth came out from under its shade and they went away from it .
Ireo vahiny izay horohoron ' ny firenena rehetra no nanapaka azy ka namela azy ho faty . Nianjera teo an - tendrombohitra sy ireo lohasaha rehetra ny sampany , ary ireo rantsany dia mitoetra potipotika ao amin ' ny riaky ny tany rehetra . Dia nivoaka avy tao ambanin ' ny alokany ny firenena rehetra teto an - tany ary niala lavitra izany .
EZK 31:13     Alignment score: 0.306 → 0.307
All the birds of the sky rested on the trunk of the fallen tree and every animal of the field came to its branches .
Ny voron
' ny lanitra rehetra dia nijanona teo amin ' ny vatan'ilay hazo nianjera , ary ny biby rehetra tao an - tsaha dia nankeo amin ' ny sampany .
EZK 31:14     Alignment score: 0.306
This happened so that no other trees that grow by the waters will lift up their foliage to the height of the tallest trees , and that no other trees that grow beside the waters will reach up to that height . All of them have been assigned to death , to the earth below , among the children of humanity , with those that go down to the pit .
Nitranga izany mba tsy hisy hazo hafa haniry eo akaikin ' ny rano ka hanangana ny raviny hatreny amin ' ny haavon
' ny hazo avo indrindra , ary mba tsy hisy hazo hafa haniry eo akaikin ' ny rano ka hahatratra izany haavo izany . Efa voatendry ho amin ' ny fahafatesana avokoa izy rehetra , ho any ambany tany , eo amin'ireo zanak'olombelona , miaraka amin'ireo izay midina any an - davaka .
EZK 31:15     Alignment score: 0.392 → 0.395
The Lord Yahweh says this : On the day when the cedar went down to Sheol I brought mourning to the earth . I covered the deep waters over it , and I held
back the ocean waters . I kept back the great waters , and I brought mourning to Lebanon for him . So all the trees of the field mourned because of it .
Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : Tamin ' ny andro izay nidinan'ilay sedera tany amin ' ny fiainan - tsy hita dia nitondra fisaonana teto an - tany Aho . Nasaroko teo ambonin'izany ny rano lalina , ary nahemotro ny ranon ' ny ranomasim - be . Nosakanako ny rano be , ary nitondra fisaonana teo amin'i Libanona ho azy Aho . Koa dia nisaona ny hazon ' ny saha rehetra noho izany .
EZK 31:16     Alignment score: 0.433 → 0.434
I brought shuddering to the nations at the sound of its downfall , when I threw it down to Sheol with those who went down into the pit . So I comforted all the trees of Eden in the lowest parts of the earth . These had been the choicest and best trees of Lebanon ; the trees that drank
the waters .
Nitondra hovitrovitra teo amin'ireo firenena tamin ' ny feon ' ny fianjerany Aho , rehefa natsipiko tany amin ' ny fiainan - tsy hita niaraka tamin'ireo izay nidina tany an - davaka izy . Koa dia nampionona ny hazon'i Edena rehetra tany amin ' ny fanambanin ' ny tany Aho . Ireny no hazo voafantina sy tsara indrindra an'i Libanona ; dia ireo hazo izay nisotro ny rano .
EZK 31:17     Alignment score: 0.401 → 0.402
For they also went down with it to Sheol , to the ones who had been killed by the sword . These were its strong arm , those
nations who had lived in its shade .
Fa nidina tany amin ' ny fiainan - tsy hita niaraka tamin'izany ihany koa ireo , ho any amin'ireo izay matin ' ny sabatra . Ireny no sandriny mahery , ireo firenena izay nitoetra teo amin ' ny alokalony .
EZK 31:18     Alignment score: 0.422 → 0.422
Which of the trees in Eden was your equal in glory and greatness ? For you will be brought down with the trees of Eden to the lowest parts of the earth among the uncircumcised ; you will lie down with those
who were killed by the sword . ' This is Pharaoh and all of his multitudes this is the Lord Yahweh 's declaration . "
Iza tamin'ireo hazo tao Edena no sahala aminao amin ' ny voninahitra sy fahalebiazana ? Fa hazera miaraka amin'ireo hazon'i Edena ho any amin ' ny fanambanin ' ny tany eo amin'ireo tsy voafora ianao ; hiaina tahaka ireo izay matin ' ny sabatra ianao . ' Farao sy ny vahoakany rehetra izany izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh . "
EZK 31     Average alignment score: 0.371 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48