Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 44:1     Alignment score: 0.343
Then the man brought me back to the outer sanctuary gate that faced east ; it was closed tightly .
Dia nitondra ahy niverina tany
amin ' ny vavahady ivelan ' ny fitoerana masina izay manatrika miatsinanana ilay lehilahy ; nihidy mafy izany .


EZK 44:2     Alignment score: 0.328 → 0.351
Yahweh said to me , " This gate has been sealed shut ; it will not be opened . No man will go through it , for Yahweh , the God of Israel , has come
through it , so it has been closed tightly .
Hoy Yaveh tamiko hoe : " Voatombo - kase io vavahady io ; tsy ho voasokatra izany . Tsy hisy olona handalo eo amin'izany , satria Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , no nandalo tamin'izany , ka dia voahidy mafy izany .
EZK 44:3     Alignment score: 0.349
The ruler of Israel will sit in it to eat food before Yahweh . He will enter by way of the gate 's portico and go out the same way . "
Ny mpanapak'Israely dia hipetraka amin'izany mba hihinan - kanina eo anoloan'i
Yaveh . Hiditra amin ' ny lalan ' ny lavarangan ' ny vavahady izy ary hivoaka amin'iny lalana iny ihany . "
EZK 44:4     Alignment score: 0.4 → 0.405
Then he brought me by way of the northern gate to the front of the temple , and I looked , and behold , the glory of Yahweh filled the house of Yahweh , and I fell to my face .
Avy eo dia nentiny tamin ' ny lalan ' ny vavahady avaratra izay manatrika ny trano aho . Ka nijery aho ary indro , ny voninahitr'i
Yaveh nameno ny tranon'i Yaveh , ary nikarapoka niankohoka aho .
EZK 44:5     Alignment score: 0.333 → 0.333
Then Yahweh said to me , " Son of man , set your heart and look with your eyes and listen with your ears to all that I am declaring to you , to all the statutes of the house of Yahweh and all its laws . Think about the house 's entrance and the sanctuary 's exits .
Dia hoy Yaveh tamiko hoe : " Ry zanak'olona , mandiniha tsara ary mijere
amin ' ny masonao ary mihainoa amin ' ny sofinao ny amin'izay rehetra efa ambarako aminao , ny amin ' ny lalàn ' ny tranon'i Yaveh rehetra sy ny didy amam - pitsipik'izany rehetra . Saino ny momban ' ny fidirana sy ny fivoahana ao amin'ilay trano .
EZK 44:6     Alignment score: 0.461 → 0.463
Then say to the rebellious ones , the house of Israel , ' The Lord Yahweh says this : Let all of your disgusting practices be enough for you , house of Israel
Ary lazao amin'ireo izay mpikomy , ny ankohonan'Israely hoe : ' Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Aoka ho ampy anareo ireo asa maharikorikonareo rehetra , ry ankohonan'Israely
EZK 44:7     Alignment score: 0.337
that you brought foreigners
with uncircumcised hearts and uncircumcised flesh to be in my sanctuary , profaning my house , while you were offering me food , fat and blood you have broken my covenant by all your disgusting practices .
izay nitondranareo vahiny tsy mifora fo sy tsy mifora nofo mba ho ao amin ' ny fitoerako masina , maniratsira ny tranoko , raha nanolotra sakafo ho Ahy ianareo , sabora sy nanapaka ny fanekem - pihavanako tamin'ireo fihetsikareo maharikoriko rehetra ianareo .
EZK 44:8     Alignment score: 0.328 → 0.346
You have not carried out your duties regarding my holy things , but you appointed others to take up your duties , and you assigned them to care for my holy place .
Tsy nanatanteraka ireo adidinareo momban ' ny zavatro
masina ianareo , fa nanendry olon - kafa ianareo mba haka ireo adidinareo , ary nanendry azy ireo mba hikarakara ny fitoerako masina .
EZK 44:9     Alignment score: 0.409 → 0.41
The Lord Yahweh says this : No foreigner , uncircumcised in heart and flesh , from any of those
who live among the people of Israel , may enter my holy place .
Hoy ny Tompo Yaveh hoe : Tsy misy vahiny , tsy voafora fo sy nofo , avy amin'izay monina eo amin ' ny vahoakan'Israely , afaka hiditra eo amin ' ny fitoerako masina .
EZK 44:10     Alignment score: 0.275
Yet the Levites went far from me they wandered away from me , going after their idols but they will pay for their iniquity .
Ankehitriny dia nanalavitra Ahy ireo Levita nirenireny niala tamiko izy ireo , manara - dia ireo sampiny fa hanefa ny amin ' ny fahotan'izy ireo izy ireo .
EZK 44:11     Alignment score: 0.313 → 0.332
They are servants in my sanctuary , watching the gates of the house and serving in the house and they slaughter the burnt offerings
and the people 's sacrifices , and they will stand before the people and serve them .
Mpanompo ao amin ' ny fitoerako masina izy ireo , miandry ny vavahadin ' ny trano sy manompo ao amin ' ny trano ary mamono ny fanatitra dorana sy ny soron ' ny vahoaka izy ireo , ary hijoro manoloana ny vahoaka izy ireo ka hanompo azy ireo .
EZK 44:12     Alignment score: 0.344
But because they performed the sacrifices before their idols , they became
stumbling blocks for sin for the house of Israel . Therefore I will lift up my hand to swear an oath against them this is the Lord Yahweh 's declaration they will bear their punishment .
Nefa noho izy ireo efa nanatanteraka ny soron'izy ireo nanoloana ireo sampiny , dia tonga vato manafintohina eo anoloako nohon ' ny ota tamin ' ny vahoakan'Israely izy ireo . Noho izany dia hatsangako ny tanako hianiana fianianana hanohitra azy ireo izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh hitondra ny saziny izy ireo .
EZK 44:13     Alignment score: 0.282 → 0.305
They will not come near me to serve me as priests or to come near any of my holy things , to my most holy things . Instead , they will bear their shame and their disgusting practices that they have done .
Tsy hanatona akaiky Ahy mba hiasa toy ny mpisoroko na hanatona izay mety ho zavatro
masina izy ireo , ireo zavatra masina indrindra . Fa kosa , hitondra ny fahafam - barakany sy ny heloky ny asa maharikoriko izay nataony izy ireo .
EZK 44:14     Alignment score: 0.155 → 0.17
But I will place them as keepers of the work in the house , for all of its duties and everything that is done in it .
Fa hapetrako ho mpiambina ny asa ao amin ' ny trano izy ireo , ny amin ' ny adidin'izany rehetra sy izay rehetra atao anatin'izany .
EZK 44:15     Alignment score: 0.38 → 0.391
Then the Levitical priests and the descendants of Zadok who fulfilled the duties of my sanctuary when the people of Israel were wandering away from me , they will come near to me to minister to me ; they will stand before me to offer me the fat and the blood this is the Lord Yahweh 's declaration .
Ary ireo Levita mpisorona , dia ireo zanak'i
Zadoka izay nanatanteraka ny adidin ' ny fitoerako masina raha nirenireny niala tamiko ny vahoakan'Israely hanatona akaiky Ahy izy ireo mba hanompo Ahy . Hitsangana manoloana Ahy izy ireo mba hanolotra ny sabora sy ny izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh .
EZK 44:16     Alignment score: 0.33
They will come
to my sanctuary ; they will approach my table to worship me and to fulfill their duties to me .
Ho avy ao amin ' ny fitoerako masina izy ireo ; hanatona ny latabatro mba hanompo Ahy izy ireo ary hanatanteraka ireo adidiny Amiko .
EZK 44:17     Alignment score: 0.362 → 0.368
So it will be that when they come to the gates of the inner courtyard , they must be clothed in linen clothes , for they must not come
in wool inside the gates of the courtyard and its house .
Noho izany rehefa manatona ny vavahadin ' ny kianja anatiny izy ireo , dia mila mitafy lamba rongony fotsy , satria izy ireo tsy mahazo miditra miaraka amin ' ny volon'ondry ao anatin ' ny vavahadin ' ny kianja anatiny sy ny tranon'izany .
EZK 44:18     Alignment score: 0.348
There should be linen turbans on their heads and linen underclothes on their hips . They must not gird themselves in clothes that make them sweat .
Tokony hisy hamama rongony fotsy ny lohan'izy ireo ary atin'akanjo rongony fotsy eo amin ' ny valahany . Aoka izy ireo tsy hitafy akanjo izay mampahatsemboka azy ireo .
EZK 44:19     Alignment score: 0.3 → 0.307
When they go out to the outer courtyard , to the outer courtyard in order to go to the people , they must take off the clothes they wore when they served ; they must take them off and lay them down in a holy room , so they do not make other people holy by contact with their special clothing .
Rehefa mivoaka ho eo amin ' ny kianja ivelany izy ireo , ho eo amin ' ny kianja ivelany mba handeha ho any amin ' ny vahoaka , dia aoka hanala ny akanjo izay nanaovany tamin'izy ireo nanompo ; aoka ho esorin'izy ireo izany ary hapetrak'izy ireo ambany ao amin ' ny efitra masina , ka tsy hamela olon
- kafa ho masina amin ' ny fikasohana ny akanjony miavaka izy ireo .
EZK 44:20     Alignment score: 0.321 → 0.325
Also they must neither shave their heads nor allow their hair to hang loosely , but they must trim the hair of their heads .
Ary koa aoka izy ireo tsy hanaratra ny lohan'izy ireo na hamela ny volon'izy ireo hiraviravy an - kalalahana , fa aoka izy ireo hikarakara
ny volon - dohan'izy ireo .
EZK 44:21     Alignment score: 0.379
No priest may drink wine when he comes to the inner court ,
Tsy tokony hisy mpisorona hisotro divay raha mankeo amin ' ny kianja anatiny ,
EZK 44:22     Alignment score: 0.406
nor take a widow or a divorced woman as a wife for himself , but only a virgin from the line of the house of Israel or a widow who was previously married to a priest .
na haka mpitondratena na vehivavy nisara - bady
ho vadiny , fa virijiny avy amin ' ny ankohonan'Israely ihany na mpitondratena izay nanambady mpisorona teo aloha .
EZK 44:23     Alignment score: 0.465
For they will teach my people the difference between the holy and the profane ; they will make them know
the unclean from the clean .
Fa hampianatra ny oloko ny fahasamihafana eo amin ' ny masina sy tsy masina izy ireo ; hampahafantatra azy ireo ny maloto amin ' ny madio izy ireo .
EZK 44:24     Alignment score: 0.399 → 0.397
In a dispute they will stand to judge with my decrees ; they must be just . They will keep my law and my statutes in every feast , and they will celebrate my holy Sabbaths .
Amin ' ny fifandirana no hitsanganan'izy ireo hitsara miaraka amin'ireo didiko ; aoka ho marina izy ireo . Hitandrina ny lalàko sy ireo didiko izy ireo amin ' ny fanasana rehetra , ary hankalaza ny Sabatako masina izy ireo .
EZK 44:25     Alignment score: 0.132 → 0.184
They must not defile themselves by going near to a dead person ; however , if the dead
person was his father or mother , son or daughter , brother or unmarried sister , then they may defile themselves .
Tsy handeha any amin ' ny fatin'olona mba ho lasa maloto izy ireo , raha tsy hoe ray na renin'izy ireo izany , zanaka lahy na zanaka vavy , rahalahy na anabavy izay tsy mbola niara - nandry tamin ' ny lehilahy ; raha tsy izany , hanjary maloto izy ireo .
EZK 44:26     Alignment score: 0.388 → 0.39
After a priest has become
unclean , they will count off a period of seven days for him .
Aorian ' ny mampaloto ny mpisorona , dia hanisa hafitoana ho azy izy .
EZK 44:27     Alignment score: 0.544 → 0.551
On the day he enters the holy place , into the inner courtyard to serve in the holy place , he must bring a sin offering for himself this is the Lord Yahweh 's declaration .
Amin ' ny andro izay idirany ao amin ' ny toerana masina , ao amin ' ny kianja anatiny mba hanompo ao amin ' ny toerana masina , dia aoka hitondra fanatitra nohon ' ny ota ho azy izy izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh .
EZK 44:28     Alignment score: 0.281
This will be their inheritance : I am their inheritance , and you must give them no property in Israel ; I will be their property !
Izao no ho lovan'izy ireo : Izaho no lovan'izy ireo , ary aoka ianareo tsy hanome fananana eo amin'Israely ho azy ireo ; Izaho no ho fananan'izy ireo !
EZK 44:29     Alignment score: 0.351 → 0.354
They will eat the food offerings
, the sin offerings , the guilt offerings , and everything devoted to Yahweh in Israel , will be theirs .
Hihinana ny fanatitra hohanina izy ireo , ny fanatitra nohon ' ny ota , ny fanatitra nohon ' ny heloka , ary izay rehetra feno fanoloran - tena ho an'i Yaveh ao Israely , dia ho azy ireo .
EZK 44:30     Alignment score: 0.311 → 0.309
The best of the firstfruits of all things and every contribution , anything from all of your contributions will belong to the priests , and you will give the first of your dough to the priests so that blessing may rest on your house .
Ny tsara indrindra amin'ireo voaloham - bokatra amin ' ny zavatra rehetra sy ny fandraisana anjara rehetra , na inona na inona avy amin ' ny fandraisanareo anjara rehetra dia ho an ' ny mpisorona , ary hanome ny tsara indrindra amin ' ny fanatitra sakafonareo ho an ' ny mpisorona ianareo mba hitoeran ' ny fitahiana ao an - tranonareo .
EZK 44:31     Alignment score: 0.361 → 0.362
The priests will not eat any carcass or animal torn by a wild animal , whether bird or beast .
Ireo mpisorona dia tsy hihinana fatim - biby na biby voaviravira , na vorona na biby .
EZK 44     Average alignment score: 0.351 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48