Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 11:1     Alignment score: 0.463 → 0.467
Then the Spirit lifted me up and brought me to the eastern gate of the house of Yahweh , facing east , and behold , in the doorway of the gate there were twenty - five men . I saw Jaazaniah son of Azzur
and Pelatiah son of Benaiah , leaders of the people , among them .
Dia nampiakatra ahy ny Fanahy ka nitondra ahy tany amin ' ny vavahady atsinanan ' ny tranon'i Yaveh , izay miantsinanana , ka indro , nisy lehilahy dimy amby roapolo teo amin ' ny lalana mankany amin'ilay vavahady . Hitako teo amin'izy ireo i Jazania zanaka lahin'i Azora sy Pelatia zanaka lahin'i Benaia , mpitarika ny vahoaka .


EZK 11:2     Alignment score: 0.227 → 0.237
God said to me , " Son of man , these
are the men who devise iniquity , and who decide wicked plans in this city .
Hoy Andriamanitra tamiko hoe : " Ry zanak'olona , ireo no olona izay nihevi - dratsy , sy nanapa - kevitra hiteti - dratsy tamin'ity tanàna ity .
EZK 11:3     Alignment score: 0.346 → 0.347
They are saying , ' The time to build houses is not now ; this city is the pot , and we are the meat . '
Hoy izy ireo hoe : ' Tsy fotoanan ' ny fanorenana trano izao ; ity tanàna ity no vilany , ary isika no hena . '
EZK 11:4     Alignment score: 0.531
Therefore prophesy against them . Prophesy , son of man . "
Noho izany dia maminania
hanohitra azy ireo . Maminania , ry zanak'olona . "
EZK 11:5     Alignment score: 0.326 → 0.327
Then the Spirit of Yahweh fell
on me and he said for me to say : This is what Yahweh says , " That is what you are saying , house of Israel ; for I know what goes through your mind .
Dia nidina tamiko ny Fanahin'i Yaveh ary hoy Izy tamiko : " Lazao hoe : Izao no lazain'i Yaveh : araka izay lazainareo , ry ankohonan'Israely ; fa fantatro ny ao an - tsainareo .
EZK 11:6     Alignment score: 0.293
You have multiplied the people you have killed in this city and filled its streets with them .
Efa nampitombo ny olona izay novonoinareo tamin'ity tanàna ity ianareo ary nameno ny lalambeny
tamin'izany .
EZK 11:7     Alignment score: 0.436
Therefore , the Lord Yahweh says this : The people you have killed , whose bodies you have laid in the midst of Jerusalem , are the meat , and this city is the pot . But you are going to be brought out from the midst of this city .
Noho izany , dia izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Ny olona izay novonoinareo , izay nahampatrareo teo afovoan'i Jerosalema ny fatiny , no hena , ary ity tanàna ity no vilany . Kanefa ianareo dia entina miala eo afovoan'ity tanàna ity .
EZK 11:8     Alignment score: 0.541
You have feared the sword , so I am bringing the sword upon you this is the declaration of the Lord Yahweh .
Natahotra ny sabatra ianareo , koa hitondra ny sabatra ho aminareo Aho izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh .
EZK 11:9     Alignment score: 0.273 → 0.276
I will bring you out of the midst of the city , and put you into the hands of foreigners
, for I will bring judgments against you .
Hitondra anareo hiala eo afovoan'ity tanàna ity Aho , ary hametraka anareo ho eo an - tanan'ireo hafa firenena , satria hitondra fitsarana hanohitra anareo Aho .
EZK 11:10     Alignment score: 0.387
You will fall by the sword . I will judge you within the borders of Israel so you will know that I am Yahweh .
Ho lavon - tsabatra ianareo . Ho tsaraiko ao amin ' ny faritanin'Israely ianareo ka ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh .
EZK 11:11     Alignment score: 0.349 → 0.358
This city will not be your cooking pot , nor will you be the meat within her midst . I will judge you within the borders of Israel .
Ity tanàna ity dia tsy ho vilany fandrahonareo , na ho hena ao anatin'izany ianareo . Hitsara anareo ao amin'ireo faritanin'Israely Aho .
EZK 11:12     Alignment score: 0.326 → 0.297
Then you will know that I am Yahweh , whose statutes you have not walked in and whose decrees you have not obeyed . Instead , you have followed the decrees of the nations that surround you . "
Dia ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh , Ilay iray izay tsy narahinareo ireo lalàny ary tsy notanterahinareo ireo didiny
. Fa kosa , ny didin'ireo firenena izay manodidina anareo no notanterahinareo . "
EZK 11:13     Alignment score: 0.5 → 0.5
It came
about that as I was prophesying , Pelatiah son of Benaiah , died . So I fell on my face and cried out with a loud voice and said , " Alas , Lord Yahweh , will you completely destroy the remnant of Israel ? "
Ary raha mbola naminany aho , dia maty i Pelatia zanaka lahin'i Benaia . Koa nikarapoka niankohoka aho ka nihiaka tamin ' ny feo mafy ary nanao hoe : " Indrisy , ry Tompo Yaveh , moa ve handringana tanteraka ny sisa amin'Israely Ianao ? "
EZK 11:14     Alignment score: 0.438 → 0.437
The word of Yahweh came
to me , saying ,
Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
EZK 11:15     Alignment score: 0.336 → 0.335
" Son of man , your brothers ! Your brothers ! The men of your kindred and all the house of Israel ! All of them are those
of whom it is said by those living in Jerusalem , ' They are far away from Yahweh ! This land was given to us as our possession . '
" Ry zanak'olona , ireo rahalahinao ! Ireo rahalahinao ! Ireo lehilahin ' ny fokonao sy ny ankohonan'Israely rehetra ! Izy rehetra ireo no nilazan'ireo nipetraka tany Jerosalema hoe : ' Lavitra an'i Yaveh izy ireo ! Ity tany ity dia nomena anay ho fanananay . '
EZK 11:16     Alignment score: 0.296 → 0.307
Therefore say , ' The Lord Yahweh says this : Though I have removed them far off among the nations , and though I have scattered them among the lands , yet I have been a sanctuary for them for a little while in the lands where they have gone . '
Noho izany lazao hoe : ' Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Na dia efa nanala azy ireo lavitr'ireo firenena aza Aho , ary na dia efa nampiely azy ireo teo amin ' ny tany aza Aho , nefa dia fitoerana masina ho azy ireo nandritry ny fotoana vitsy tany amin ' ny tany izay nandehanan'izy ireo Aho . '
EZK 11:17     Alignment score: 0.335 → 0.344
Therefore say , ' The Lord Yahweh says this : I will gather you from the peoples , and assemble you from the lands where you were scattered , and I will give you the land of Israel . '
Noho izany lazao hoe : ' Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Ho voriako avy amin'ireo vahoaka ianareo , ary hangoniko avy amin'ireo tany izay nielezanareo ianareo , ka homeko anareo ny tanin'Israely . '
EZK 11:18     Alignment score: 0.252 → 0.254
Then they will go there and remove every detestable thing and every abomination
from that place .
Dia handeha any izy ireo ka hanala ny zavatra maharikoriko rehetra sy ny fahavetavetana rehetra amin'izany toerana izany .
EZK 11:19     Alignment score: 0.362
I will give them one heart , and I will put a new spirit within them . I will take out the heart of stone from their flesh and give them a heart of flesh ,
Hanome azy ireo fo iray Aho , ary hametraka fanahy vaovao ao amin'izy ireo . Ho esoriko ao amin ' ny nofon'izy ireo ny fo vato ka homeko fo nofo izy ireo ,
EZK 11:20     Alignment score: 0.214 → 0.231
so that they will walk in my statutes , they will carry out my decrees and do them . Then they will be my people , and I will be their God .
mba hanarahan'izy ireo ny lalàko , hanatanterahan'izy ireo ny didiko sy hanaovan'izy ireo izany . Dia ho vahoakako izy ireo , ary ho Andriamanitr'izy ireo Aho .
EZK 11:21     Alignment score: 0.334 → 0.381
But to those who walk with affection toward their detestable things and their abominations
, I will bring their conduct on their own heads this is the Lord Yahweh 's declaration . "
Nefa ho an'ireo izay mandeha am - pitiavana mankany amin'ireo zavatra maharikorikony sy ireo fahetavetany , dia ho entiko ho eo an - dohan'izy ireo ihany ny fitondrantenany izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh . "
EZK 11:22     Alignment score: 0.211 → 0.351
The cherubim lifted up their wings and the wheels that were beside them , and the glory of the God of Israel was high up over them .
Nanandratra ny elany sy kodiarany izay teo anilan'izy ireo ny kerobima , ary teo ambonin'ireo ny voninahitr'ilay Andriamanitr'Israely .
EZK 11:23     Alignment score: 0.358
Then the glory of Yahweh went up from within the midst of the city and stood on the mountain
to the east of the city .
Dia niakatra avy ao afovoan ' ny tanàna sy nitsangana teo an - tendrombohitra teo atsinanan ' ny tanàna ny voninahitr'i Yaveh .
EZK 11:24     Alignment score: 0.466
The Spirit lifted me up and brought me into Chaldea , to the exiles , in the vision from the Spirit of God , and the vision that I had seen went up from upon me .
Nanandratra ahy ny Fanahy ka nitondra ahy tany Kaldea , tany
amin'ireo voasesitany , tamin ' ny fahitana avy amin ' ny Fanahin'Andriamanitra , sy ny fahitana izay hitako niakatra avy teo amiko .
EZK 11:25     Alignment score: 0.486 → 0.487
Then I declared to the exiles all the things of Yahweh that I had seen .
Dia nanambara tamin'ireo voasesitany ny zavatr'i
Yaveh rehetra izay hitako aho .
EZK 11     Average alignment score: 0.374 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48