Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 15:1     Alignment score: 0.433 → 0.432
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :


EZK 15:2     Alignment score: 0.262
" Son of man , how is a vine better than any tree with branches that is among the trees in a forest ?
" Ry zanak'olona , inona no mahatsara ny tahom - boaloboka bebe kokoa noho ny hazo rehetra misy rantsana
izay eo amin'ireo hazo ao an'ala ?
EZK 15:3     Alignment score: 0.162 → 0.174
Do people take wood from a vine to make anything ? Or do they make a peg from it to hang anything on it ?
Moa ve ny olona maka hazo avy amin ' ny tahom - boaloboka mba hanaovana zavatra ? Na moa ve izy ireo manao fanantonana avy amin'izany mba hanantonan
- javatra ?
EZK 15:4     Alignment score: 0.3
See ! If it is thrown into a fire as fuel , and if the fire has burned both of its ends and also the middle , is it good for anything ?
Indro ! Raha atsipy anaty afo atao kitay izany , ary raha nandoro ny morony roa sy ny eo afovoany
ny afo , moa mbola tsara hanaovan - javatra ve izany ?
EZK 15:5     Alignment score: 0.383 → 0.382
See ! When it was complete , it could not make anything ; surely then , when the fire has burned , then it still will not make anything useful .
Indro ! Rehefa tanteraka izany , dia tsy afaka hanaovana na inona na inona ; azo antoka avy eo fa , rehefa nirehitra ilay afo , dia tsy mbola azo hanaovana na inona na inona izany .
EZK 15:6     Alignment score: 0.354
Therefore the Lord Yahweh says this : Unlike the trees in the forests , I have given the vine as fuel for fires ; I will act in the same way toward the inhabitants of Jerusalem .
Noho izany ny Tompo Yaveh dia milaza izao : Tsy toy ireo hazo any an'ala , efa nanome ny tahom - boaloboka ho kitay ho an ' ny afo Aho ; hanao tahaka izany koa Aho amin'ireo mponin'i
Jerosalema .
EZK 15:7     Alignment score: 0.459 → 0.457
For I will set my face against them . Though they come
out from the fire , yet the fire will consume them ; so you will know that I am Yahweh , when I set my face against them .
Fa hanohitra azy ireo ny tavako . Na dia mivoaka avy ao amin ' ny afo aza izy ireo , dia handevona azy ireo ny afo ; dia ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh , rehefa nanohitra azy ireo ny tavako .
EZK 15:8     Alignment score: 0.345
Then I will make the land into an abandoned wasteland because they have committed faithlessness this is the Lord Yahweh 's declaration . "
Avy eo hataoko any amin ' ny tany
foana ilay tany satria nanota izy ireo izany no fanambaran'i Yaveh . "
EZK 15     Average alignment score: 0.335 for 8 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48