Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 17:1     Alignment score: 0.438 → 0.437
The word of Yahweh came
to me , saying ,
Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :


EZK 17:2     Alignment score: 0.243 → 0.25
" Son of man , present a riddle and speak a parable to the house of Israel .
" Ry zanak'olona , manaova fampanonona ary milazà fanoharana amin ' ny ankohonan'Israely .
EZK 17:3     Alignment score: 0.397 → 0.397
Say , ' The Lord Yahweh says this : A large eagle with large wings and long pinions , full of feathers , and that was multicolored went to Lebanon and took hold of the top of a cedar tree .
Lazao hoe : ' Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Nisy voromahery lehibe izay manana elatra lehibe sy volon'elatra lava , feno volom - borona , ary maro loko nankany Libanona ary nihazona ny teo an - tendron ' ny hazo sedera .
EZK 17:4     Alignment score: 0.285 → 0.299
It broke off the tips of the branches and took them to the land of Canaan ; he planted it in a city of merchants .
Nanapaka ny tendron ' ny ravina
eo amin'ireo sampana izany ary nitondra ireo tany amin ' ny tany Kanana ; namboly izany tao amin ' ny tanànan'ireo mpivarotra izy .
EZK 17:5     Alignment score: 0.214
He also took some seed of the land and planted it in fertile soil . He placed it beside a large body of water like a willow .
Naka voan
' ny tany misimisy koa izy ary namboly izany tamin ' ny tany mahavokatra . Napetrany teo amoron ' ny vatan - drano lehibe tahaka ny hazo malahelo izany .
EZK 17:6     Alignment score: 0.314
Then it sprouted and became
a spreading vine low to the ground . Its branches turned toward him , and its roots grew under it . So it became a vine and produced branches and sent out shoots .
Dia nitsimoka ary lasa fielezan ' ny voaloboka ambany amin ' ny tany izany . Ireo sampany dia niodina teo aminy , ary ireo fakany nitombo teo ambanin'izany . Dia lasa voaloboka sy namokatra rantsana izany ary namoaka sampany .
EZK 17:7     Alignment score: 0.384
But there was another great eagle with large wings and many feathers . Behold ! This vine turned its roots toward the eagle , and it spread out its branches toward the eagle from the place it had been planted so it would be watered .
Fa nisy voromahery lehibe hafa koa izay manana
elatra lehibe sy volom - borona maro . Indro ! Ity voaloboka ity dia nampiodina ny fakany tamin ' ny voromahery , ary mamelatra ireo sampany tamin'ilay voromahery avy eo amin ' ny toerana izay efa nambolena izany mba ho voatondraka izany .
EZK 17:8     Alignment score: 0.204
It had been planted in good soil beside a large body of water so it would produce branches and sprout fruit , to become
a glorious vine . '
Voavoly teo amin ' ny tany tsara amoron ' ny vatan - drano lehibe izany ka afaka mamokatra sampana sy mampitsimoka vokatra , mba ho lasa voaloboka mahafinaritra . '
EZK 17:9     Alignment score: 0.363 → 0.371
Say to the people , ' The Lord Yahweh says this : Will it prosper ? Will it not be uprooted and stripped of its fruit so that it withers , and all its fresh growth will wither ? No strong arm or many people will be needed to pull it out by its roots .
Lazao amin ' ny vahoaka hoe : ' Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Ho ambinina ve izany ? Tsy hongotana amin ' ny fakany sy endahana amin ' ny voany mba halazo ve izany , ary mba halazo ny solofony rehetra ? Tsy hisy sandry mahery na vahoaka betsaka ilaina mba hanongotra izany amin'ireo fakany .
EZK 17:10     Alignment score: 0.396 → 0.395
So behold ! After it has been planted , will it grow
? Will it not wither when the eastern wind touches it ? It will completely wither away in the garden plot where it sprouted . ' "
Koa indro ! Na dia voavoly aza izany , dia hitsimoka ve ? Tsy halazo ve izany rehefa mikasika azy ny rivotra avy any atsinanana ? Halazo tanteraka amin ' ny teti - dratsiny izany . ' "
EZK 17:11     Alignment score: 0.403 → 0.4
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , manao hoe :
EZK 17:12     Alignment score: 0.481 → 0.482
" Speak to the rebellious house , ' Do you not know
what these things mean ? Behold ! The king of Babylon came to Jerusalem and took her king and her princes and brought them to him in Babylon .
" Lazao amin ' ny taranaka mpikomy hoe : ' Hainareo ve ny dikan'ireo zavatra ireo ? Indro ! Tonga tao Jerosalema ny mpanjakan'i Babylona ary naka ny mpanjakany sy ireo andrian - dahiny ary nitondra azy ireo tany aminy tany Babylona .
EZK 17:13     Alignment score: 0.293 → 0.319
Then he took a royal descendant
, made a covenant with him , and brought him under an oath . He took away the mighty men of the land ,
Dia nitondra taranak'andriana izy , nanao fanekena taminy , ary nitondra azy tamin ' ny fianianana . Namoaka ireo vahoaka mahery teo amin ' ny tany izy ,
EZK 17:14     Alignment score: 0.194 → 0.191
so the kingdom might become
lowly and not lift itself up . By keeping his covenant the land will survive .
mba hietry ny fanjakana fa tsy hiarina . Amin ' ny fitandremana ny fanekeny no hahavelona ny tany .
EZK 17:15     Alignment score: 0.386 → 0.422
But the king of Jerusalem rebelled against him by sending his ambassadors to Egypt to acquire horses and an army . Will he succeed ? Will the one doing these
things escape ? If he breaks the covenant , will he escape ?
Fa ny mpanjakan'i Jerosalema dia nikomy nanohitra azy tamin ' ny fandefasana ireo masoivohony ho any Egypta mba hahazo soavaly sy tafika . Hahomby ve izy ? Handositra ve izay manao ireo zavatra ireo ? Raha mamadika ny fanekena izy , dia handositra ve ?
EZK 17:16     Alignment score: 0.514
As I live ! this is the Lord Yahweh 's declaration he will surely die in the land of the king who made him king , the king whose oath he despised , and whose covenant he broke . He will die in the middle of Babylon .
Raha velona koa Aho ! izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh dia ho faty eo amin ' ny tanin ' ny mpanjaka izay nanao azy ho mpanjaka tokoa izy , ilay mpanjaka izay nataony tsinontsinona ny fianianany , ary izay nivadihany ny fanekeny . Ho faty eo afovoan'i Babylona izy .
EZK 17:17     Alignment score: 0.285 → 0.282
Pharaoh with his mighty army and a great company of men will not help him in battle , when ramps are constructed and siege walls are built up to cut off many lives .
Farao sy ny tafiny mahery ary ireo fiangonan
' ny olona maro ho amin ' ny ady dia tsy hiaro azy any an'ady , rehefa manorina fahirano dongon - tany sy fahirano rindrina handringanana olona maro ny tafikin ' ny Babyloniana .
EZK 17:18     Alignment score: 0.393
For the king despised his oath by breaking the covenant . Behold , he reached out with his hand to make a promise and yet he did all these
things . He will not escape .
Fa efa nanao tsinotsinona ny fianianany tamin ' ny famadihana ilay fanekena ny mpanjaka . Indro , efa naninjitra ny tanany hanao fampanantenana izy ary efa nanao ireo zavatra rehetra ireo . Tsy handositra izy .
EZK 17:19     Alignment score: 0.49 → 0.49
Therefore the Lord Yahweh says this : As I live , was it not my oath that he despised and my covenant that he broke ? So I will bring his punishment on his head !
Koa izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Raha velona koa Aho , tsy ny fianianako ve no nataony tsinontsinona ary ny fanekeko no nivadihany ? Koa hitondra ny famaizany ho eo amin ' ny lohany Aho !
EZK 17:20     Alignment score: 0.351
I will spread my net out over him , and he will be caught in my hunting net . Then I will bring him to Babylon and execute judgment on him there for his faithlessness that he committed when he betrayed me !
Hampiely ny haratoko eo aminy Aho , ary ho tratran ' ny harato fihazako izy . Dia hitondra azy any Babylona sy hampihatra fitsarana aminy any Aho ho an ' ny famadihana izay nataony raha namadika Ahy izy !
EZK 17:21     Alignment score: 0.296 → 0.31
All of his refugees in his armies will fall by the sword , and the ones who remain will be scattered in every direction . Then you will know that I am Yahweh ; I have declared this would happen . "
Ny fialofany
rehetra ao amin ' ny tafiny dia ho lavon ' ny sabatra , ary ireo izay mitoetra dia haparitaka any amin ' ny lalana rehetra . Dia ho fantatrao fa Izaho no Yaveh ; Izaho no nanambara fa hitranga izany . "
EZK 17:22     Alignment score: 0.417 → 0.421
The Lord Yahweh says this , ' So I myself will take a twig from the highest part of the cedar tree and I will plant it . I will break off a tender twig , and I myself will plant it on a high mountain
.
Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : ' Koa ny tenako mihitsy no haka ny rantsana avo amin ' ny hazo sedera , ary hamboly izany eo amin'ireo sampana malefaka . Hanapaka izany Aho , ary ny tenako no hamboly izany any amin ' ny tendrombohitra avo .
EZK 17:23     Alignment score: 0.314 → 0.332
I will plant it on the mountains of Israel so it will bear branches and produce fruit , and it will become a majestic cedar so that every winged bird will live under it . They will nest in the shade of its branches .
Hamboly izany any amin ' ny tendrombohitr'Israely Aho koa handrantsana sy hamokatra voa izany , dia ho tonga sedera malaza izay honenan
' ny vorona manan'elatra rehetra izany . Hitoetra eo amin ' ny alokalok'ireo sampany ireo .
EZK 17:24     Alignment score: 0.362 → 0.37
Then all the trees of the field will know that I am Yahweh . I bring down the high trees and I raise up the low trees . I wither the watered tree and I cause
the dried tree to bloom . I am Yahweh , I have declared that this will happen ; and I have done it . ' "
Dia ho fantatry ny hazo rehetra any an - tsaha fa Izaho no Yaveh . Mampietry ny hazo avo ary manandratra ireo hazo iva Aho . Mampalazo ny hazo voatondraka Aho ary mampitsiry ny hazo maina . Izaho no Yaveh , efa nambarako fa hitranga izany ; ary efa nanao izany Aho . ' "
EZK 17     Average alignment score: 0.364 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48