Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 38:1     Alignment score: 0.277
Then Yahweh called to Job out of a fierce storm and said ,
Avy eo dia niantso an'i Joba avy tao amin ' ny tafio - drivotra mahery vaika Yaveh ka nanao hoe :


JOB 38:2     Alignment score: 0.333 → 0.338
" Who is this who brings darkness to plans by means of words without knowledge ?
" Iza ity mitondra aizina amin'ireo fikasana amin ' ny alalan ' ny teny tsy misy fahalalana ity ?
JOB 38:3     Alignment score: 0.431
Now gird up your loins like a man for I will ask you questions , and you must answer me .
Ampisikino tahaka ny lehilahy ny valahanao
fa hametra - panontaniana aminao Aho , ary tsy maintsy mamaly Ahy ianao .
JOB 38:4     Alignment score: 0.267 → 0.268
Where were you when I laid the earth 's foundations
? Tell me , if you have so much understanding .
Taiza ianao fony nanorina ny fototry ny tany Aho ? Lazao Ahy , raha tena manana fahazavan - tsaina be ianao .
JOB 38:5     Alignment score: 0.236
Who determined its dimensions ? Tell me , if you know . Who stretched the measuring line over it ?
Iza no namaritra ireo refiny
? Lazao Ahy , raha fantatrao . Iza no nanenjana ny tady fandrefesana teo aminy ?
JOB 38:6     Alignment score: 0.198
On what were its foundations laid ? Who laid its cornerstone
Tamin ' ny inona no nametrahana ny fotony ? Iza no nametraka ireo vato fehizorony
JOB 38:7     Alignment score: 0.508
when the morning stars sang together and all the sons of God shouted for joy ?
rehefa niara - nihira ny kintan
' ny maraina ary nihiaka fifaliana ireo zanak'Andriamanitra rehetra ?
JOB 38:8     Alignment score: 0.436
Who shut up the sea with doors when it burst out , as if it had come
out of the womb
Iza no nanidy ny ranomasina tamin ' ny varavarana rehefa vaky izany , raha nivoaka toy ny avy tao am - bohoka izany
JOB 38:9     Alignment score: 0.338 → 0.338
when I made clouds its clothing , and thick darkness its swaddling bands ?
rehefa nanao ireo rahona ho fitafiany Aho , ary aizim - pito ho fonony ?
JOB 38:10     Alignment score: 0.252 → 0.251
That was when I marked out for the sea my boundary , and when I placed its bars and doors ,
Izany dia tamin ' ny namaritako ny faritra
amin ' ny sisin - dranomasina , sy tamin ' ny nametrahako ny hidy sy varavarany ,
JOB 38:11     Alignment score: 0.183 → 0.184
and when I said to it , ' You may come
this far , but no farther ; here is where I will put a boundary to the pride of your waves . '
ary tamin ' ny nitenenako taminy hoe : ' Mety ho tonga hatreo ianao , saingy tsy hihoatra lavitra ; eto no hametrahako ny fetra amin ' ny fisafoaky ny onjanao . '
JOB 38:13     Alignment score: 0.157
so that it might take hold
of the edges of the earth and shake the wicked out of it ?
mba hitazonany ireo zoron ' ny tany ka hiozongozona hiala eo aminy ny olona ratsy fanahy ?
JOB 38:14     Alignment score: 0.273
The earth is changed in appearance like clay changes under a seal ; all things on it stand out clearly like the folds of a piece of clothing .
Niova tahaka ny fiovan ' ny tanimanga ambanin ' ny tombo - kase ny endriky
ny tany ; ny zava - drehetra eo aminy dia miavaka mazava tsara tahaka ny fivalonan ' ny lamba .
JOB 38:15     Alignment score: 0.211 → 0.211
From wicked people their light is taken away ; their uplifted arm is broken .
Avy amin'ireo olona ratsy fanahy no nanesorana ny ' hazavan'izy ireo ; ny sandry misandratr'izy ireo dia notapahana
.
JOB 38:16     Alignment score: 0.267 → 0.288
Have you gone to the springs of the sea ? Have you walked in the lowest parts of the deep ?
Efa nandeha tany
amin ' ny loharanon - dranomasina ve ianao ? Efa nandeha tany amin ' ny lalina ambany indrindra ve ianao ?
JOB 38:17     Alignment score: 0.329 → 0.339
Have the gates of death been revealed to you ? Have you seen the gates of the shadow of death ?
Efa naseho
taminao ve ireo vavahadin ' ny fahafatesana ? Efa nahita ireo vavahadin ' ny aloky ny fahafatesana ve ianao ?
JOB 38:18     Alignment score: 0.271
Have you understood the earth in its expanse ? Tell me , if you know it all .
Efa nodinihanao ve ny fivelaran ' ny tany ? Lazao Ahy , raha fantatrao
daholo izany .
JOB 38:19     Alignment score: 0.354
Where is the way to the resting place of light as for darkness , where is its place ?
Aiza no lalana mankany amin ' ny toerana fitsaharan
' ny fahazavana tahaka izany ny aizina , aiza ny toerany ?
JOB 38:20     Alignment score: 0.264 → 0.286
Can you lead light and darkness to their places of work ? Can you find
the way back to their houses for them ?
Afaka mitarika ny hazavana sy ny aizina any amin'ireo toeram - piasan'izy ireo ve ianao ? Hitanao ve ny lalana miverina mankany an - tranon'izy ireo ?
JOB 38:21     Alignment score: 0.191 → 0.192
Undoubtedly you know , for you were born then ; the number of your days is so large !
Fantatrao
tsy am - pisalasalana izany , satria efa teraka tamin'izany ianao ; lava dia lava tokoa ny isan ' ny andronao !
JOB 38:22     Alignment score: 0.373
Have you entered the storehouses for the snow , or have you seen the storehouses for the hail ,
Efa niditra tao amin ' ny trano fitehirizana ny ranomandry ve ianao , na efa nahita ny trano fitehirizana ny havandra ve ianao ,
JOB 38:23     Alignment score: 0.256 → 0.256
these
things that I have kept for times of trouble , for days of battle and war ?
ireo zavatra izay notehiriziko ho amin'ireo fotoam - pahoriana , ho amin'ireo andron ' ny ady ?
JOB 38:24     Alignment score: 0.266 → 0.258
What is the path to where the lightning bolts are distributed or to where the winds are scattered from the east over the earth ?
Aiza ny lalana
hitselaran ' ny varatra na miparitaka mankaiza eto ambonin ' ny tany ireo rivotra avy any atsinanana ?
JOB 38:25     Alignment score: 0.117 → 0.142
Who has created the channels for the floods of rain , or who has made a path for the thunder ,
Iza no nihady ireo lalan
- drano ho an ' ny tondrak'orana , na iza no nanoritra ny lalan ' ny fipoahan ' ny varatra ,
JOB 38:26     Alignment score: 0.226
to cause
it to rain on lands where no person exists , and on the wilderness , in which there is no one ,
mba hampilatsaka ny orana eny amin'ireo tany izay tsy misy olona , sy eny amin ' ny tany efitra , izay tsy misy na iza na iza ,
JOB 38:27     Alignment score: 0.17 → 0.182
to satisfy the devastated and desolate places , and to make the ground sprout with grass ?
mba hahatanterahana ireo filàn'ireo tany karakaina sy efitra , ka hampitsimoka ny ahi - maitso ?
JOB 38:28     Alignment score: 0.212 → 0.243
Does the rain have a father , or , who fathers the drops of dew ?
Manan
- dray ve ny orana ? Iza no niteraka ny ranon'ando ?
JOB 38:29     Alignment score: 0.297
Out of whose womb did the ice come
? Who bore the white frost out of the sky ?
Kibon'iza no niavian ' ny ranomandry ? Iza no niteraka ny fanala avy any an - danitra ?
JOB 38:30     Alignment score: 0.198 → 0.239
The waters hide themselves and become
like stone ; the surface of the deep becomes frozen .
Miafina ny rano ary lasa sahala amin ' ny vato ; lasa mivaingana ny fanambonin ' ny lalin .
JOB 38:31     Alignment score: 0.407
Can you fasten chains on the Pleiades , or undo the cords of Orion ?
Afaka manery ireo rojo amin'ireo Ikotokelimiadilaona ve ianao , na mamaha ny tadin ' ny Telonohorefy ?
JOB 38:32     Alignment score: 0.233
Can you lead the constellations to appear at their proper times ? Can you guide the Bear with its children ?
Afaka mitarika ireo kintana mba hiseho amin ' ny fotoana tokony ho izy ve ianao ? Afaka mitarika ny Bera miaraka amin'ireo zanany ve ianao ?
JOB 38:33     Alignment score: 0.182 → 0.185
Do you know the regulations of the sky ? Could you set in place the sky 's rule over the earth ?
Mahafantatra ny lalàn
' ny lanitra ve ianao ? Afaka mametraka ny lalàn ' ny lanitra ambonin ' ny tany ve ianao ?
JOB 38:34     Alignment score: 0.244 → 0.266
Can you raise your voice up to the clouds , so that an abundance of rainwater may cover you ?
Afaka mampiaka - peo hatrany amin ' ny rahona ve ianao , mba handrakofan ' ny ranon'oram - be anao ?
JOB 38:35     Alignment score: 0.307 → 0.309
Can you send out bolts of lightning that they may go out , that they say to you , ' Here we are ' ?
Afaka mandefa tselatra ve ianao mba hahafahan'izy ireo mivoaka , mba hitenenan'izy ireo hoe : ' Indreto izahay ? '
JOB 38:36     Alignment score: 0.425
Who has put wisdom in the clouds or has given understanding to the mists ?
Iza no nametraka fahendrena teny
amin ' ny rahona na nanome fahazavan - tsaina tamin ' ny zavona ?
JOB 38:37     Alignment score: 0.234
Who can number the clouds by his skill ? Who can pour out the water skins of the sky
Iza no afaka manisa ny rahona amin ' ny fahaizany
? Iza no afaka manondraka ny fitoeran - dranon ' ny lanitra
JOB 38:38     Alignment score: 0.195 → 0.218
when the dust runs into a hard mass and the clods of earth clump tightly together ?
rehefa mitambatra ho fotaka
lehibe ny vovoka ary miraikitra ireo bainga - tany ?
JOB 38:39     Alignment score: 0.161 → 0.246
Can you hunt down a victim for a lioness or satisfy the appetite of her young lion cubs
Afaka misambotra haza ho an ' ny liona vavy ve ianao na manome fahafaham - po ny hanoanan'ireo liony tanora
JOB 38:40     Alignment score: 0.228 → 0.246
when they are crouching in their dens and sheltering in hiding to lie in wait ?
rehefa mamitsaka ao amin ' ny fitoerany sy manotrika ao amin ' ny kirihitra izy ireo ?
JOB 38:41     Alignment score: 0.285
Who provides victims for the ravens when their young ones cry out to God and stagger about for lack of food ?
Iza no mamatsy haza ho an'ireo goaika rehefa mitaraina amin'Andriamanitra sy mivembena nohon ' ny tsy fahampian - tsakafo ireo zanany ?
JOB 38     Average alignment score: 0.277 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42