Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 15:1     Alignment score: 0.486
Then Eliphaz the Temanite answered and said ,
Dia namaly Elifaza ilay Temanita ka nanao hoe :


JOB 15:2     Alignment score: 0.48
" Should a wise man answer with useless knowledge and fill himself with the east wind ?
" Tokony hamaly amin ' ny fahalalana tsy misy dikany ve ny olon
- kendry iray ka hameno ny tenany amin ' ny rivotra avy any atsinanana ?
JOB 15:3     Alignment score: 0.169 → 0.18
Should he reason with unprofitable talk or with speeches with which he can do no good ?
Tokony handahatra amin ' ny teny
tsy mahasoa ve izy na amin ' ny lahateny izay tsy hanasoavany akory ?
JOB 15:4     Alignment score: 0.154
Indeed , you diminish respect for God ; you obstruct meditation before him ,
Eny tokoa , mampietry voninahitr'Andriamanitra ianao ; manaisotra ny fanoloran - tena ho Azy ianao ,
JOB 15:5     Alignment score: 0.231
for your iniquity teaches your mouth ; you choose to have the tongue of the crafty .
fa ny helokao
no mampianatra ny vavanao ; mifidy ny hanana ny lelan ' ny olom - petsy ianao .
JOB 15:6     Alignment score: 0.307
Your own mouth condemns you , not mine ; indeed , your own lips testify against you .
Ny vavanao
ihany no manameloka anao , fa tsy ny ahy ; ny molotrao ihany no miampanga anao .
JOB 15:7     Alignment score: 0.292 → 0.292
Are you the first man that was born ? Were you brought into existence before the hills ?
Moa ianao no olona teraka voalohany ? Moa natao nisy talohan'ireo havoana angaha ianao ?
JOB 15:8     Alignment score: 0.367 → 0.372
Have you heard the secret knowledge of God ? Do you limit wisdom to yourself ?
Moa ve efa nandre ny fahalalana miafin'Andriamanitra ianao ? Moa feranao ho amin ' ny tenanao ihany ny fahendrena ?
JOB 15:9     Alignment score: 0.362
What do you know that we do not know ? What do you understand that is not also in us ?
Inona no fantatrao
izay tsy fantatray ? Inona no takatrao izay tsy aminay ihany koa ?
JOB 15:10     Alignment score: 0.173
With us are both the gray - headed and the very aged men who are much older than your father .
Samy miaraka aminay ireo fotsy volo sy ireo lehilahy voky taona izay antitra mihoatra noho ny rainao
.
JOB 15:11     Alignment score: 0.206 → 0.238
Are the consolations of God too small for you , the words that are gentle toward you ?
Moa kely loatra ho anao ny fampiononan'Andriamanitra , dia ireo teny malefaka aminao ?
JOB 15:12     Alignment score: 0.29
Why does your heart carry you away ? Why do your eyes flash ,
Nahoana no mitondra anao hivily ny fonao
? Nahoana ianao no mipipi - maso ,
JOB 15:13     Alignment score: 0.21
so that you turn your spirit against God and bring out such words from your mouth ?
hany
ka mihodina amin'Andriamanitra ny fanahinao ka mamoaka teny toy izany avy amin ' ny vavanao ?
JOB 15:14     Alignment score: 0.4
What is man that he should be clean ? What is he who is born of a woman
that he should be righteous ?
Inona moa ny olona no tokony hadio ? Inona moa izay natera - behivavy no tokony ho marina ?
JOB 15:15     Alignment score: 0.349
See , God puts no trust even in his holy ones ; indeed , the heavens are not clean in his sight ;
Indro , Andriamanitra dia tsy mametraka fitokisana na dia amin'ireo masiny
aza ; eny tokoa , tsy madio eo imasony ny lanitra ;
JOB 15:16     Alignment score: 0.248 → 0.271
how much less clean is one who is abhorrent and corrupt , a man who drinks iniquity like water !
mainka fa ny hakelin ' ny fahadiovanao izay maharikoriko sy ratsy toetra , lehilahy misotro heloka tahaka ny rano !
JOB 15:17     Alignment score: 0.313
I will show you ; listen to me ; I will announce to you the things I have seen ,
Hasehoko anao ; mihainoa ahy ; hanambara aminao ireo zavatra izay hitako aho ,
JOB 15:18     Alignment score: 0.238 → 0.261
the things that wise men have passed down from their fathers , the things that their ancestors did not hide .
ireo zavatra izay nampitain ' ny olon
- kendry avy tamin'ireo rainy , ireo zavatra izay tsy mba nafenin ' ny razambeny .
JOB 15:19     Alignment score: 0.209 → 0.261
These
were their ancestors , to whom alone the land was given , and among whom no stranger ever passed .
Ireo no razan'izy ireo , izay hany nomena ny tany , ary izay tsy mba nandalovan ' ny vahiny mihintsy .
JOB 15:20     Alignment score: 0.316 → 0.34
The wicked man twists in pain all his days , the number of years that are laid up for the oppressor to suffer .
Ny olona ratsy fanahy dia mijaly am - panaintainana amin ' ny androny
rehetra , izay isan ' ny taona napetraka hijalian ' ny mpampahory .
JOB 15:21     Alignment score: 0.187 → 0.214
A sound of terrors is in his ears ; while he is in prosperity , the destroyer will come
upon him .
Misy feon'horohoro eo an - tsofiny ; raha hambinina izy , dia ho avy aminy ny mpandringana .
JOB 15:22     Alignment score: 0.372
He does not think that he will return out of darkness ; he has been marked out for the sword .
Tsy mihevitra izy fa hiverina avy ao amin ' ny aizina ; miandry azy ny sabatra .
JOB 15:23     Alignment score: 0.277
He goes to various places for bread , saying , ' Where is it ? ' He knows that the day of darkness is at hand .
Mandeha any amin ' ny toerana isan - karazany
izy mba hitady mofo , manao hoe : ' Aiza izany ? ' Fantany fa antomotra ny andron ' ny fahamaizinana .
JOB 15:24     Alignment score: 0.19 → 0.246
Distress and anguish make him afraid ; they prevail against him , as a king ready for battle .
Mampatahotra
azy ny fahoriana sy ny fangirifiriana ; fa mandresy azy izy ireo , tahaka ny mpanjaka vonon - kiady .
JOB 15:25     Alignment score: 0.33 → 0.351
Because he has reached out with his hand against God and has behaved proudly against the Almighty ,
Satria naninjitra ny tanany hanohitra an'Andriamanitra izy ary nieboebo nanohitra ilay Tsitoha ,
JOB 15:26     Alignment score: 0.253
this wicked man runs at God with a stiff neck , with a thick shield .
dia mihazakazaka mankany amin'Andriamanitra amin ' ny fahamafisan - katoka izany lehilahy ratsy fanahy izany , miaraka amin ' ny apinga matevina .
JOB 15:27     Alignment score: 0.216 → 0.216
This is true , even though he has covered his face with his fat and gathered fat on his loins ,
Marina izany , na dia nanafina ny tavany tamin ' ny taviny sy namory tavy ho an ' ny valahany aza izy ,
JOB 15:28     Alignment score: 0.323
and has lived in desolate cities ; in houses which no man inhabits now and which were ready to become
heaps .
ary nonina tao amin ' ny tanàna lao ; tany amin ' ny trano izay tsy misy mipetraka ankehitriny ary izay efa vonona ny ho natao korotam - bato .
JOB 15:29     Alignment score: 0.261 → 0.26
He will not be rich ; his wealth will not last and his possessions
will not spread over the land .
Tsy hanan - karena izy ; tsy haharitra ny hareny ; na ny alokany aza dia tsy haharitra eto an - tany .
JOB 15:30     Alignment score: 0.259 → 0.259
He will not depart out of darkness ; a flame will dry up his stalks ; at the breath of God 's mouth he will go away .
Tsy hivoaka avy ao amin ' ny aizina izy ; hisy afo handevona ny mololony ; ary amin ' ny fofonaina
avy amin ' ny vavan'Andriamanitra no halasàny .
JOB 15:31     Alignment score: 0.291 → 0.304
Let him not trust in useless things , deceiving himself ; for uselessness will be his reward .
Aoka izy tsy hatoky zava - poana , ka hamitaka ny tenany ; fa ny zava - poana no ho valisoany
.
JOB 15:32     Alignment score: 0.37 → 0.389
It will happen before his time should come
to die ; his palm branch will not be green .
Hitranga mialohan ' ny tokony hahatongavan ' ny fotoana hahafatesany izany ; ary tsy ho maitso ny sampany .
JOB 15:33     Alignment score: 0.268 → 0.29
He will drop his unripe grapes like a grapevine ; he will cast off his flowers like the olive tree .
Hanintsana ny voa tsy matoiny tahaka ny voaloboka izy ; ary hampiraraka ny voniny tahaka ny hazon'oliva .
JOB 15:34     Alignment score: 0.192 → 0.201
For the company of godless people will be barren ; fire
will consume their tents of bribery .
Fa ny antokon ' ny mpaniratsira dia ho momba ; handevona ny lain ' ny kolikoliny ny afo .
JOB 15:35     Alignment score: 0.218 → 0.256
They conceive mischief and give
birth to iniquity ; their womb conceives deceit . "
Sompatra no torotoroniny ary heloka no haterany ; fitaka no torotoronin ' ny kibon'izy ireo . "
JOB 15     Average alignment score: 0.289 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42