Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 40:1     Alignment score: 0.565 → 0.566
Yahweh continued to speak to Job ; he said ,
Ary Yaveh nanohy niresaka tamin'i Joba ; hoy izy hoe :


JOB 40:2     Alignment score: 0.268 → 0.286
" Should anyone who wishes to criticize try to correct the Almighty ? He who argues with God , let him answer . "
" Tokony hanandrana hanitsy ny Tsitoha ve ny olona manam - paniriana hitsikera ? Izy izay mifandahatra amin'Andriamanitra , dia aoka izy hamaly . "
JOB 40:3     Alignment score: 0.796
Then Job answered Yahweh and said ,
Dia namaly an'i Yaveh Joba ka nanao hoe :
JOB 40:4     Alignment score: 0.338 → 0.34
" See , I am insignificant ; how can I answer you ? I put my hand over my mouth .
" Indro , tsy misy dikany aho ; ahoana no hamaliako Anao ? Apetrako amin ' ny vavako ny tanako .
JOB 40:5     Alignment score: 0.282
I spoke once , and I will not answer ; indeed , twice , but I will proceed no further . "
Niteny indray mandeha aho , ary tsy hamaly intsony ; eny , indroa , fa tsy hanohy mihoatra an'izay
aho . "
JOB 40:6     Alignment score: 0.413
Then Yahweh answered Job out of a fierce storm and said ,
Dia namaly an'i Joba tamin ' ny tafio - drivotra masiaka Yaveh ka niteny hoe :
JOB 40:7     Alignment score: 0.433
" Now gird up your loins like a man , for I will ask you questions , and you must answer me .
" Ampisikino tahaka ny lehilahy ny valahanao
, fa hametra - panontaniana aminao Aho , dia tsy maintsy mamaly Ahy ianao .
JOB 40:8     Alignment score: 0.225
Will you actually say that I am unjust ? Will you condemn me so you may claim that you are in the right ?
Moa hilaza tokoa ve ianao fa tsy marina Aho ? Hanameloka Ahy ve ianao mba hitenenanao hoe marina ianao ?
JOB 40:9     Alignment score: 0.185 → 0.185
Do you have an arm like God 's , and can you thunder with a voice like his ?
Mana - tsandry tahaka ny an'Andriamanitra ve ianao ? Mahay mampikotrokotro - peo tahaka Azy ve ianao ?
JOB 40:10     Alignment score: 0.285
Now clothe yourself in glory and dignity ; array yourself in honor and majesty .
Tafio voninahitra sy fahamendrehana ny tenanao ; mihaingoa haja
sy fahalehibeazana .
JOB 40:11     Alignment score: 0.217
Scatter around the excess of your anger ; look at everyone who is proud and bring him low .
Ampielezo amin ' ny manodidina ny fihoaran ' ny fahatezeranao
; jereo ireo rehetra mirehareha ary ahetreo izy .
JOB 40:12     Alignment score: 0.231 → 0.264
Look at everyone who is proud and bring him low ; trample down wicked people where they stand .
Jereo ireo rehetra izay mirehareha ary ahetreo izy ; hitsaho ambany eo amin'izay itsanganan'izy ireo ny olona ratsy fanahy .
JOB 40:13     Alignment score: 0.273
Bury them in the earth together ; imprison their faces in the hidden place .
Aleveno hiaraka eo amin ' ny tany izy rehetra ; gadrao any amin'ilay toerana miafina ny tavan'izy ireo .
JOB 40:14     Alignment score: 0.276
Then will I also acknowledge about you that your own right hand can save you .
Dia hanaiky ny momba anao koa Aho fa ny tananao
an - kavanana ihany dia afaka mamonjy anao .
JOB 40:15     Alignment score: 0.353 → 0.354
See now , the behemoth , which I made when I made you he eats grass like an ox .
Jereo ary ny behemota , izay nataoko tahaka ny nanaovako anao ihany ; mihinana ahitra tahaka ny omby izy .
JOB 40:16     Alignment score: 0.146
See now , his strength is in his loins , and his power is in his belly 's muscles .
Indro , eo amin ' ny valahany ny heriny ; eo amin'ireo hozatry ny kibony ny tanjany .
JOB 40:17     Alignment score: 0.332
He makes his tail like a cedar ; the sinews of his thighs are joined together .
Manao ny rambony tahaka ny sedera izy ; ny ozatry
ny feny rehetra dia mitambatra .
JOB 40:18     Alignment score: 0.45
His bones are like tubes of bronze ; his legs are like bars of iron .
Ny taolany
dia tahaka ny fantsona varahina ; ny tongony dia tahaka ny bara vy .
JOB 40:19     Alignment score: 0.294
He is the chief of the creatures of God . Only God , who made him , can defeat him .
Izy no lehibe amin ' ny zava - boaarin'Andriamanitra . Andriamanitra irery ihany , izay nanao azy , no afaka mandresy azy .
JOB 40:20     Alignment score: 0.299 → 0.298
For the hills provide him with food ; the beasts of the field play nearby .
Fa ireo havoana manome sakafo azy ; ireo bibi
- dia eny an - tsaha dia milalao eo akaiky eo .
JOB 40:21     Alignment score: 0.28
He lies under the lotus plants in the shelter of the reeds , in the marshes .
Mipetraka ao ambanin ' ny voahirana , ao anaty volotara izy , ao anaty lakan - drano izy .
JOB 40:22     Alignment score: 0.4 → 0.399
The lotus plants cover him with their shade ; the willows of the brook are all around him .
Ireo voahirana dia mandrakotra azy amin ' ny alokalony ; ireo hazomalahelon ' ny lohasahan
- driaka dia manodidina azy avokoa .
JOB 40:23     Alignment score: 0.24 → 0.266
See , if a river floods its banks , he does not tremble ; he is confident , though the Jordan should surge up to his mouth .
Indro , raha tondraka ny moron
' ny renirano , dia tsy hangovitra izy ; mahatoky izy , na dia hisamboaravoara hatreny ambonin ' ny orony aza Jordana .
JOB 40:24     Alignment score: 0.194
Can anyone capture him with a hook , or pierce his nose through with a snare ?
Moa misy mahasambotra azy amin ' ny farango ve , na mmahatsindrona ny orony
amin ' ny fandrika ?
JOB 40:25     Alignment score: 0.196 → 0.201
Can you draw out Leviathan with a fishhook
? Or tie up his jaws with a cord ?
Afaka misintona Leviatana amin ' ny fintana ve ianao ? Na mamatotra ireo valanoranony amin ' ny tady ?
JOB 40:26     Alignment score: 0.246
Can you put a rope into his nose , or pierce his jaw through with a hook ?
Afaka manisy tady eo amin ' ny orony
ve ianao , na manindrona ny valanoranony amin ' ny alalan ' ny fitana ?
JOB 40:27     Alignment score: 0.124
Will he make many pleas to you ? Will he speak soft words to you ?
Hitalao fatratra aminao ve izy ? Hanao teny malefaka aminao ve izy ?
JOB 40:28     Alignment score: 0.451
Will he make a covenant with you , that you should take him for a servant forever ?
Hanao fifanekena aminao ve izy , fa tokony ho alainao ho mpanompo mandrakizay izy ?
JOB 40:29     Alignment score: 0.296
Will you play with him as you would with a bird ? Will you tie him up for your servant girls ?
Hilalao hiaraka aminy toy ny hiarahanao amin ' ny vorona ve ianao ? Hamatotra azy ho an ' ny mpanomponao vavy ve ianao ?
JOB 40:30     Alignment score: 0.215 → 0.266
Will the groups of fishermen bargain for him ? Will they divide him up to trade among the merchants ?
Hiady varotra ny aminy ve ireo vondron
' ny mpanarato ? Hifampizaran'izy ireo mba hamidy amin'ireo mpivarotra ve izy ?
JOB 40:31     Alignment score: 0.142 → 0.135
Can you fill his hide with harpoons or his head with fishing spears ?
Mahavita mandefona ny hodiny amin ' ny fitaovam - pihazana ve ianao na ny lohany amin ' ny lelam - pitana ?
JOB 40:32     Alignment score: 0.251 → 0.253
Put your hand on him just once , and you will remember the battle and do it no more .
Apetaho eo aminy indray mandeha ny tananao
, ary ho tsaroanao ny ady ary tsy hanao izany intsony ianao .
JOB 40     Average alignment score: 0.294 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42