Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 29:1     Alignment score: 0.344
Job resumed speaking and said ,
Nanohy niteny Joba ary nanao hoe :


JOB 29:2     Alignment score: 0.217 → 0.224
" Oh , that I were as I was in the past months when God cared for me ,
" Eh , raha mba toy ny tamin'ireny volana lasa fony nikarakaran'Andriamanitra ahy ireny mantsy aho ,
JOB 29:3     Alignment score: 0.313 → 0.35
when his lamp shined on my head , and when I walked through darkness by his light .
fony namirapiratra teo an - dohako ny jirony
, ary fony namakivaky ny aizina tamin ' ny fahazavany aho .
JOB 29:4     Alignment score: 0.134
Oh , that I were as I was in the ripeness of my days when the friendship of God was on my tent ,
Eh , raha mba toy ny tamin ' ny andron ' ny fatoizako fony ny fisakaizan'Andriamanitra tao an - tranoko ireny mantsy aho ;
JOB 29:5     Alignment score: 0.367
when the Almighty was yet with me , and my children were around me ,
fony mbola niaraka tamiko ny Tsitoha , ary mbola nanodidina ahy ireo zanako ,
JOB 29:6     Alignment score: 0.362 → 0.362
when my way was covered with cream , and the rock poured out for me streams of oil !
fony voarakotra ronono ny lalako , ary ny vatolampy nandrotsaka rian - diloilo ho ahy !
JOB 29:7     Alignment score: 0.39 → 0.39
When I went out to the city gate , when I sat in my place in the city square ,
Raha nivoaka ny vavahadin ' ny tanàna aho , raha nipetraka tamin ' ny toerako teo an - kianjan ' ny tanàna aho ,
JOB 29:8     Alignment score: 0.336
the young men saw me and kept their distance from me in respect , and the aged people rose and stood for me .
dia nahita ahy ary nijanona lavitra ahy tamim
- panajana ireo tovolahy , ary ny olona antitra nitsangana ka nijoro ho ahy .
JOB 29:9     Alignment score: 0.171
The princes used to refrain from talking when I came ; they would lay their hand on their mouths .
Nijanona tsy niteny ny andriandahy rehefa tonga aho ; nanampina ny vavany tamin ' ny tanany izy ireo .
JOB 29:10     Alignment score: 0.139 → 0.159
The voices of the noblemen were hushed , and their tongue clung to the roof of their mouths .
Nangina ny feon'ireo olo - manan
- kaja , ary niraikitra teo amin ' ny lanilaniny ny lelan'izy ireo .
JOB 29:11     Alignment score: 0.323 → 0.329
For after their ears heard me , they would then bless me ; after their eyes saw me , they would then give
witness to me and approve of me
Fa rehefa avy nandre ahy ny sofiny , dia nitso - drano ahy izy ireo ; rehefa avy nahita ahy ny masony , dia nijoro vavolombelona ho ahy sy nanaiky ahy izy ireo
JOB 29:12     Alignment score: 0.397
because I rescued the one who was poor when he cried out , and the one who had no father when he had no one to help him .
satria nanavotra ny olona izay nahantra aho rehefa nitaraina izy , ary ny olona izay kamboty ray rehefa tsy nanana na iza na iza hanampy azy izy .
JOB 29:13     Alignment score: 0.249 → 0.276
The blessing of him who was about to perish came on me ; I caused the widow 's heart to sing for joy .
Ny tso - dranon'izay efa ho faty dia tonga tamiko ; nahatonga ny fon'ireo
mpitondrantena hihira fifaliana aho .
JOB 29:14     Alignment score: 0.324
I put on righteousness , and it clothed me ; my justice was like a robe and a turban .
Mitafy fahamarinana aho , ary nampitafy ahy izany ; ny fahamarinana dia toy ny akanjo lava sy satroka .
JOB 29:15     Alignment score: 0.297
I was eyes to blind people ; I was feet
to lame people .
Maso ho an'ireo olona jamba aho ; tongotra ho an'ireo olona malemy aho .
JOB 29:16     Alignment score: 0.159 → 0.157
I was a father to needy people ; I would investigate the case
even of one whom I did not know .
Ray ho an'ireo olona ory aho ; nandinika ny ady aho na dia ny an ' ny olona izay tsy fantatro aza .
JOB 29:17     Alignment score: 0.296 → 0.303
I broke the jaws of the unrighteous man ; I plucked the victim out from between his teeth .
Namotika ny valanoranon
' ny olona tsy marina aho ; nanongotra ny niharam - boina avy teo amin ' ny nifiny aho .
JOB 29:18     Alignment score: 0.336
Then I said , ' I will die in my nest ; I will multiply my days like the grains of sand .
Dia hoy aho hoe : ' Ho faty ao amin ' ny akaniko aho ; hampitombo ireo androko toy ny vovom - pasika aho .
JOB 29:19     Alignment score: 0.217 → 0.266
My roots are spread out to the waters , and dew lies all night on my branches .
Misandrahaka eo amin ' ny rano ireo fakako , ary ny ando nitoetra teo amin'ireo rantsako ny alina tontolo .
JOB 29:20     Alignment score: 0.349
The honor in me is always fresh , and the bow of my strength is always new in my hand . '
Ny voninahitra ao amiko dia vaovao lalandava , ary ny tsipìkan
' ny heriko dia vaovao lalandava eo an - tanako . '
JOB 29:21     Alignment score: 0.393 → 0.396
To me men listened ; they waited for me ; they stayed silent to hear my advice .
Nihaino ahy ireo olona ; niandry ahy izy ireo ; nangina mba hihaino ny toro - hevitro
izy ireo .
JOB 29:22     Alignment score: 0.261 → 0.262
After my words were done , they did not speak again ; my speech dropped like water on them .
Rehefa vita ny teniko , dia tsy niteny intsony izy ireo ; nitete toy ny rano teo amin'izy ireo ny teniko .
JOB 29:23     Alignment score: 0.395
They always waited for me as they waited for rain ; they opened their mouth wide to drink in my words , as they would do for the latter rain .
Niandry ahy lalandava toy ny niandry orana izy ireo ; nampisanasana ny vavany izy ireo mba hisotro ny teniko , tahaka izay hataon'izy ireo amin ' ny fara - orana .
JOB 29:24     Alignment score: 0.29
I smiled on them when they did not expect it ; they did not reject the light of my face .
Nitsiky tamin'izy ireo aho rehefa tsy nanampo izany izy ireo ; tsy mba nandà ny fahazavan
' ny tavako izy ireo .
JOB 29:25     Alignment score: 0.412 → 0.447
I selected their way and sat as their chief ; I lived like a king in his army , like one who comforts mourners .
Nifidy ny lalan'izy ireo aho ary nipetraka ho lehibeny
; niaina toy ny mpanjaka omban ' ny tafiny aho , toy ny olona izay mampionona ireo mpisaona .
JOB 29     Average alignment score: 0.312 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42