Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 34:1     Alignment score: 0.373 → 0.382
Moreover , Elihu continued to speak :
Fanampin'izay , dia mbola niteny i Eliho hoe :


JOB 34:2     Alignment score: 0.458
" Listen to my words , you wise men ; hear me , you who have knowledge .
" Henoy ny teniko , ry lehilahy hendry ; henoy aho , ianareo izay manana fahalalana .
JOB 34:3     Alignment score: 0.222 → 0.224
For the ear tests words as the palate tastes food .
Fa ny sofina dia mandre ny teny toy ny hatsapan ' ny lela ny tsiron - kanina .
JOB 34:4     Alignment score: 0.203 → 0.219
Let us choose for ourselves what is just : let us discover among ourselves what is good .
Aoka isika hisafidy izay rariny ho antsika : aoka isika samy hahita ny tsara eo amintsika .
JOB 34:5     Alignment score: 0.387
For Job has said , ' I am righteous , but God has taken away my rights .
Fa i Joba nilaza hoe : ' Marina aho , fa nalan'Andriamanitra ny zoko .
JOB 34:6     Alignment score: 0.269
Regardless of my rights I am considered to be a liar . My wound is incurable , although I am without sin . '
Na inona na inona zoko , dia raisina ho mpandainga aho . Tsy azo sitranina ny ratrako , na dia tsy nanota aza aho . '
JOB 34:7     Alignment score: 0.435
What man is like Job , who drinks up mockery like water ,
Fa lehilahy inona i Joba , izay misotro ny fanamavoana toy ny rano ,
JOB 34:8     Alignment score: 0.145
who goes around in the company of those who behave wickedly , and who walks with wicked men ?
izay mandeha etsy sy eroa miaraka amin'ireo mpanao ratsy , ary miray lalana
amin ' ny olona ratsy fanahy ?
JOB 34:9     Alignment score: 0.124
For he has said , ' It is no use to a person to take pleasure in doing what God wants . '
Fa efa nilaza izy hoe : ' Tsy hahazoan ' ny olona tombony ny miravoravo
amin ' ny fanaovana izay tian'Andriamanitra . '
JOB 34:10     Alignment score: 0.316 → 0.31
So listen to me , you men of understanding : far be it from God that he should do wickedness ; far be it from the Almighty that he should commit sin .
Ka henoy aho , ry lehilahy manana fahazavan - tsaina : sanatria amin'Andriamanitra anie ny hanao ratsy ; sanatria amin'ilay Tsitoha anie ny hanota .
JOB 34:11     Alignment score: 0.16 → 0.16
For he pays back a person 's work ; he makes every man come
upon the reward of his own ways .
Satria mamaly ny asan ' ny olona izy ; ataony tody amin ' ny valisoan ' ny lalana nosafidiany ny olona rehetra .
JOB 34:12     Alignment score: 0.355 → 0.351
Indeed , God does nothing wicked , nor does the Almighty ever pervert justice .
Eny tokoa , tsy mba manao ratsy Andriamanitra , na hamadika ny rariny mandrakizay ny Tsitoha .
JOB 34:13     Alignment score: 0.341
Who put him in charge over the earth ? Who put the whole world under him ?
Iza no nampiandraikitra azy ny tany ? Iza no nametraka ny tany
iray manontolo teo ambaniny ?
JOB 34:14     Alignment score: 0.226 → 0.284
If he ever set his intentions only on himself , and if he ever gathered back to himself his spirit and his breath ,
Raha izy ihany no hifantohan ' ny tenany , ary raha mamerina manangona ny fanahiny
sy ny fofonainy aminy ihany izy ,
JOB 34:15     Alignment score: 0.379 → 0.399
then all flesh would perish together ; mankind would return to dust again .
dia hiaraka ho lo avokoa ny nofo rehetra ; ary hiverina ho vovoka indray ny olombelona .
JOB 34:16     Alignment score: 0.48
If now you have understanding , listen to this ; listen to the sound of my words .
Raha manana fahazavan - tsaina ianao ankehitriny , dia henoy izao ; henoy ny feon ' ny teniko .
JOB 34:17     Alignment score: 0.383
Can one who hates justice govern ? Will you condemn God , who is righteous and mighty ?
Afaka ny hitondra ve ny olona iray izay mankahala ny rariny ? Ho helohinao ve Andriamanitra , izay marina sy mahery ?
JOB 34:18     Alignment score: 0.336
God , who says to a king , ' You are worthless , ' or says to nobles , ' You are wicked ' ?
Andriamanitra , izay milaza amin ' ny mpanjaka hoe : ' Maharikoriko ianao , ' na koa milaza amin'ireo manan - kaja hoe : ' ratsy fanahy ianareo ' ?
JOB 34:19     Alignment score: 0.324 → 0.33
God , who does not show favoritism to leaders and does not acknowledge rich people more than poor , for they all are the work of his hands .
Andriamanitra , izay tsy miangatra amin'ireo mpitondra ary tsy manome lanja ireo mpanan - karena mihoatra ireo mahantra , satria asan ' ny tanany avokoa izy ireo .
JOB 34:20     Alignment score: 0.385 → 0.385
In a moment they will die ; at midnight people will be shaken and will pass
away ; mighty people will be taken away , but not by human hands .
Ao anatin ' ny fotoana fohy izy ireo dia ho faty ; amin ' ny sasak'alina dia ho voahozongozona ny olona ary ho faty ; ho alaina ihany koa ny olona mahery , saingy tsy amin ' ny tanan'olombelona .
JOB 34:21     Alignment score: 0.244 → 0.244
For God 's eyes are upon a person 's ways ; he sees all his steps .
Fa ny mason'Andriamanitra dia eo amin ' ny lalan
' ny olona ; hitany avokoa ireo dingana ataony .
JOB 34:22     Alignment score: 0.117 → 0.152
There is no darkness and there is no deep shadow where those
who behave wickedly may hide themselves .
Tsy misy aizina , na aizim - pito hiafenan'ireo mpanao ny tsy rariny .
JOB 34:23     Alignment score: 0.175
For God does not need to examine a person further ; there is no need for any person to go before him in judgment .
Fa tsy mila mandinika ny olona intsony Andriamanitra ; tsy misy antony handehanan ' ny olona ho tsaraina eo anatrehany
.
JOB 34:24     Alignment score: 0.172
He breaks mighty men into pieces for their ways that need no further investigation ; he puts others in their places .
Potipotehiny ireo lehilahy mahery nohon ' ny lalan'izy ireo izay tsy hilàna fanadihadiana intsony ; hapetrany amin ' ny toerany
avy ny hafa .
JOB 34:25     Alignment score: 0.189 → 0.195
In this way he has knowledge of their deeds ; he overthrows these
people in the night ; they are crushed .
Ary izany no hahafantarany ny asan'izy ireo ; amin ' ny alina no handravany ireo olona ireo ; ringana izy ireo .
JOB 34:26     Alignment score: 0.152 → 0.167
In the open sight of others , he kills them for their wicked deeds like criminals
Eo imason
' ny hafa , vonoiny toy ny jiolahy izy ireo nohon ' ny asa ratsy vitany
JOB 34:27     Alignment score: 0.227
because they turned away from following him and refused to acknowledge any of his ways .
satria nivadika tsy nanaraka Azy izy ireo ary tsy nety nanaiky na iray aza tamin ' ny lalany
.
JOB 34:28     Alignment score: 0.253
In this way , they made the cry of poor people come
to him ; he heard the cry of afflicted people .
Tamin'izany , dia nataon'izy ireo tonga teo aminy ny tomanin'ireo mahantra ; ary reny ny tomanin'ireo olona nampahoriana .
JOB 34:29     Alignment score: 0.319
When he stays silent , who can condemn him ? If he hides his face , who can see him ? He rules over nation and individual alike
,
Rehefa mangina Izy , iza no afaka hanameloka Azy ? Raha hafeniny ny tavany , iza no hahita Azy ? Mitovy ny fanapahany ny firenena sy ny tsirairay ,
JOB 34:30     Alignment score: 0.23
so that a godless man may not reign , so that there may be no one to entrap people .
mba tsy ho afaka hanapaka ny olona mpaniratsira , mba tsy hisy na iray aza hamandrika ny olona .
JOB 34:31     Alignment score: 0.315 → 0.318
Suppose someone says to God , ' I am certainly guilty , but I will not act corruptly any longer ;
Raha atao hoe misy olona iray milaza amin'Andriamanitra hoe : ' Meloka tokoa aho , fa tsy hanota intsony ;
JOB 34:32     Alignment score: 0.314 → 0.309
teach me what I can not see ; I have committed sin , but I will do it no longer . '
ampianaro ahy ny zavatra tsy mety hitako ; nanota aho , fa tsy hamerina izany intsony . '
JOB 34:33     Alignment score: 0.144
Is it according to your desires that God must punish that person ? For you reject this ! You must choose , not I . So say what it is that you know .
Dia mihevitra ve ianao fa ho sazian'Andriamanitra nohon ' ny otan'izany olona izany , satria tsy tianao ny ataon'Andriamanitra ? Aoka ianao no hisafidy , fa tsy izaho . Ka lazao izay fantatrao
.
JOB 34:34     Alignment score: 0.413
Men of understanding will say to me indeed , every wise man who hears me will say ,
Ny olona
manana fahazavan - tsaina dia hilaza amiko hoe eny tokoa , izay lehilahy hendry rehetra mandre ahy dia hiteny hoe :
JOB 34:35     Alignment score: 0.442 → 0.443
' Job speaks without knowledge ; his words are without wisdom . '
' Miteny tsy am - pahalalana i Joba ; tsy misy fahendrena ny teniny
. '
JOB 34:36     Alignment score: 0.296 → 0.307
If only Job were put on trial in the smallest details of his case because of his talking like wicked men .
Raha mba notsaraina tamin ' ny antsipirihiny kely indrindra tamin ' ny tranga nahazo azy mantsy i Joba nohon ' ny firesany toy ny olona ratsy fanahy .
JOB 34:37     Alignment score: 0.276
For he adds rebellion to his sin ; he claps his hands in mockery in our midst ; he piles up words against God . "
Fa ampiany fikomiana ny fahotany ; miteha - tanana
am - panesoana eo afovoantsika izy ; manangona teny anoherana an'Andriamanitra izy . "
JOB 34     Average alignment score: 0.288 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42