Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 42:1     Alignment score: 0.727 → 0.735
Then Job answered Yahweh and said ,
Dia namaly an'i Yaveh i Joba ka niteny hoe :


JOB 42:2     Alignment score: 0.231 → 0.232
" I know
that you can do all things , that no purpose of yours can be stopped .
" Haiko fa hainao hatao ny zavatra rehetra , fa tsy hay sakanana ny tanjonao .
JOB 42:3     Alignment score: 0.367
' Who is this who without knowledge conceals plans ? ' Indeed , I have spoken things that I did not understand , things too difficult for me to understand , which I did not know about .
' Iza izao manafina fikasana tsy amin ' ny fahalalana izao ? ' Eny tokoa , nanambara zavatra izay tsy takatro
aho , zavatra saro - takarina loatra ho ahy , izay tsy mba fantatro .
JOB 42:4     Alignment score: 0.389 → 0.39
You said to me , ' Listen , now , and I will speak ; I will ask you things , and you will tell me . '
Hoy Ianao tamiko hoe : ' Mihainoa , ankehitriny , ary hiteny Aho ; hanontany zavatra aminao Aho , ary hilaza Amiko ianao . '
JOB 42:5     Alignment score: 0.29
I had heard about you by my ear 's hearing , but now my eye sees you .
Nandre ny momba Anao tamin ' ny siosion - dresaka aho , fa ankehitriny dia mahita Anao ny masoko .
JOB 42:6     Alignment score: 0.569
So I despise myself ; I repent in dust and ashes . "
Koa manamavo ny tenako aho ; mibebaka amin ' ny vovoka sy lavenona aho . "
JOB 42:7     Alignment score: 0.413 → 0.426
It came
about that after he had said these words to Job , Yahweh said to Eliphaz the Temanite , " My wrath is kindled against you and against your two friends , for you have not spoken of me what is right , as my servant Job has done .
Ary rehefa avy niteny ireo teny ireo tamin'i Joba Izy , dia hoy Yaveh tamin'i Elifaza ilay Temanita hoe : " Mirehitra aminao sy amin'ireo namanao roa ny fahavinirako , fa tsy nilaza ny marina momba Ahy ianareo , tahaka ny nataon'i Joba mpanompoko .
JOB 42:8     Alignment score: 0.389 → 0.412
Now therefore , take for yourselves seven bulls and seven rams , go to my servant Job , and offer up for yourselves a burnt offering . My servant Job will pray for you , and I will accept his prayer , so that I may not deal with you after your folly . You have not said what is right about me , as my servant Job has done . "
Ankehitriny ary , makà omby lahy fito sy ondry lahy fito ho an ' ny tenanareo , dia mandehana any amin'i Joba mpanompoko , ka manolora fanatitra dorana ho an ' ny tenanareo . Hivavaka ho anareo i Joba mpanompoko , dia hanaiky ny fivavany Aho , mba tsy hamaliako anareo araka ny fahadalanareo . Tsy nilaza izay marina momba Ahy , tahaka ny nataon'i
Joba mpanompoko ianareo . "
JOB 42:9     Alignment score: 0.741
So Eliphaz the Temanite , Bildad the Shuhite , and Zophar the Naamathite went and did as Yahweh had commanded them , and Yahweh accepted Job .
Koa dia nandeha ary nanao araka izay nandidian'i Yaveh azy ireo i Elifaza ilay Temanita , i Bildada ilay Sohita , ary i Zofara ilay Namatita , ary Yaveh nanaiky an'i Joba .
JOB 42:10     Alignment score: 0.332 → 0.332
When Job prayed for his friends , Yahweh reversed his captivity . Yahweh gave him twice as much as he had possessed before .
Rehefa nivavaka ho an'ireo namany i Joba , dia naverin'Andriamanitra tamin ' ny laoniny ny hareny
. Nomen'i Yaveh avo roa heny mihoatra izay nananany teo aloha izy .
JOB 42:11     Alignment score: 0.31 → 0.335
Then all Job 's brothers , and all his sisters , and all who knew
him before , came to him and ate food with him in his house . They showed him sympathy and comforted him for all the disasters that Yahweh had brought upon him , and each of them gave Job a piece of silver and a ring of gold .
Dia nandeha tany aminy ireo rahalahin'i Joba rehetra , ireo anabaviny rehetra , ary ireo olom - pantany teo aloha ary nisakafo niaraka taminy tao an - tranony . Niara - ory taminy izy ireo ary nampionona azy ny amin'ireo loza rehetra izay nalefan'i Yaveh taminy . Samy nanome volafotsy madinika sy peratra volamena an'i Joba avokoa ny olon - drehetra .
JOB 42:12     Alignment score: 0.475 → 0.48
Yahweh blessed the final
end of Job 's life more than the first ; he had fourteen thousand sheep , six thousand camels , one thousand yoke of oxen , and one thousand female donkeys .
Nitahy ny andro farany niainan'i Joba mihoatra noho ny tamin ' ny voalohany Yaveh ; nanana ondry efatra arivo sy iray alina izy , rameva enina arivo , andian'omby arivo , ary boriky vavy arivo .
JOB 42:13     Alignment score: 0.527
He also had seven sons and three daughters
.
Nanan - janaka lahy fito sy zanaka vavy telo ihany koa izy .
JOB 42:14     Alignment score: 0.456 → 0.665
He called the name of the first daughter
Jemimah , the second Keziah , and the third Keren - Happuch .
Nantsoiny hoe Jemima ilay vavimatoa , Kezia ilay faharoa , ary ny fahatelo dia Kerena - hapoka .
JOB 42:15     Alignment score: 0.325 → 0.325
In all the land no women
were found as beautiful as Job 's daughters . Their father gave them an inheritance along with their brothers .
Tsy nisy vehivavy hita ho tsara mihoatra an'ireo zanaka vavin'i Joba teo amin ' ny tany rehetra . Nanome lova ho azy ireo mbamin'ireo anadahiny ny rain'izy ireo .
JOB 42:16     Alignment score: 0.519
After this , Job lived 140 years ; he saw his sons and his sons ' sons , up to four generations
.
Taorian'izany , dia niaina 140 taona i Joba ; nahita ireo zanany sy ireo zafiny izy , hatramin ' ny taranaka efatra nifandimby .
JOB 42:17     Alignment score: 0.43
Then Job died
, being old and full of days .
Avy eo dia maty i Joba , raha antitra sy voky andro .
JOB 42     Average alignment score: 0.432 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42