Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 28:1     Alignment score: 0.307
Surely there is a mine for silver , a place where they refine gold .
Azo antoka fa misy toeram - pitrandrahana volafotsy , toerana izay fanadiovan'izy ireo volamena .


JOB 28:2     Alignment score: 0.365
Iron is taken out of the earth ; copper is smelted out of the stone .
Ny vy dia nalaina avy amin ' ny tany ; ny varahina dia mitsonika miala avy amin ' ny vato .
JOB 28:3     Alignment score: 0.23 → 0.239
A man sets an end to darkness and searches out to the farthest limit the stones in the blackest darkness .
Mampisava ny aizina olona ka mikaroka , hatrany amin ' ny fetra lavitra indrindra , ny vato any anaty aizina
sy aizin - kitroka .
JOB 28:4     Alignment score: 0.188 → 0.209
He breaks open a shaft away from where people live
, places that are forgotten by anyone 's foot . He hangs far away from people ; he swings to and fro .
Mihady lavaka miala ny toerana honenan ' ny olona izy , toerana izay efa nadinoin ' ny olona . Mihantona lavitra ny olona izy ; mitsingevaheva etsy sy eroa izy .
JOB 28:5     Alignment score: 0.301
As for the earth , out of which comes bread , it is turned up below as if by fire .
Raha ny amin ' ny tany , izay ivoahan ' ny mofo , dia mivadika ao ambany toy ny tamin ' ny alalan ' ny afo izany .
JOB 28:6     Alignment score: 0.33 → 0.335
Its stones are the place where sapphires
are found , and its dust contains gold .
Ny vaton'izany no toerana ahitana ireo safira , ary ny vovony dia misy volamena .
JOB 28:7     Alignment score: 0.217
No bird of prey knows the path to it , nor has the falcon 's eye seen it .
Tsy misy vorona mpihaza mahafantatra ny lalana
mankao , na ny mason ' ny voromahery ka mahita izany .
JOB 28:8     Alignment score: 0.302
The proud animals have not walked such a path , nor has the fierce lion passed there .
Tsy nisy bibidia matanjaka ka nandia ny lalana
tahaka izany , na liona masiaka ka nandalo teo .
JOB 28:9     Alignment score: 0.198
A man lays his hand on the flinty rock ; he overturns mountains
by their roots .
Ny olona dia mametraka ny tanany eo ambony vato karangana ; avadiny hatrany amin ' ny fakany ny tendrombohitra .
JOB 28:10     Alignment score: 0.173 → 0.194
He cuts out channels among the rocks ; his eye sees every valuable thing there .
Manapaka fantsona eo amin'ireo vatolampy izy ; mahita ny zava - tsarobidy rehetra ao ny masony .
JOB 28:11     Alignment score: 0.156 → 0.167
He ties up the streams so they do not run ; what is hidden there he brings out to the light .
Manentsina ny riaka mba tsy hikoriana izy ; izay miafina ao amin'izany dia havoakany ho amin ' ny mazava .
JOB 28:12     Alignment score: 0.459
Where will wisdom be found ? Where is the place of understanding ?
Aiza no hahitana ny fahendrena ? Aiza ny toeran
' ny fahazavan - tsaina ?
JOB 28:13     Alignment score: 0.301
Man does not know its price ; neither is it found in the land of the living .
Ny olona
dia tsy mahafantatra ny vidiny ; ary tsy hita eo amin ' ny tanin ' ny velona izany .
JOB 28:14     Alignment score: 0.386
The deep waters under the earth say , ' It is not in me ' ; the sea says , ' It is not with me . '
Ny rano lalina ambanin ' ny tany manao hoe : ' Tsy ato amiko izany ' ; ny ranomasina manao hoe : ' Tsy aty amiko izany . '
JOB 28:15     Alignment score: 0.318
It can not be gotten for gold ; neither can silver be weighed as its price .
Tsy azom - bolamena
izany ; na ny volafotsy aza tsy azo lanjaina ho vidiny .
JOB 28:16     Alignment score: 0.501
It can not be valued with the gold of Ophir , with precious onyx or sapphire .
Tsy mahatombana azy ny volamenan'i Ofira , mbamin ' ny beryla
sarobidy na safira .
JOB 28:17     Alignment score: 0.246 → 0.25
Gold and crystal can not equal it in worth
; neither can it be exchanged for jewels of fine gold .
Ny volamena sy ny vato krystaly dia tsy azo ampitahaina amin ' ny lanjany ; ary tsy afaka atakalo amin ' ny firavaky ny volamena voadio izany .
JOB 28:18     Alignment score: 0.421 → 0.424
No mention is worth
making of coral or jasper ; indeed , the price of wisdom is more than rubies .
Tsy ho lazaina akory ny lanjan ' ny haran - dranomasina na ny jaspy ; eny tokoa , ny vidin ' ny fahendrena dia mihoatra noho ny ruby .
JOB 28:19     Alignment score: 0.241
The topaz of Cush does not equal it ; neither can it be valued in terms of pure gold .
Ny topazan'i Etiopia dia tsy mifampitaha aminy ; na ny tena volamena aza tsy afaka sandaina amin'izany .
JOB 28:20     Alignment score: 0.346 → 0.382
From where , then , comes wisdom ? Where is the place of understanding ?
Koa avy aiza ary , no hiavian ' ny fahendrena ?
JOB 28:21     Alignment score: 0.263 → 0.277
Wisdom is hidden from the eyes of all living things and is kept hidden from the birds of the heavens .
Aiza no toeran
' ny fahazavan - tsaina ? Ny fahendrena dia miafina amin ' ny mason ' ny zava - manan'aina rehetra ary afenina an'ireo voron ' ny habakabaka .
JOB 28:22     Alignment score: 0.274 → 0.381
Destruction and Death say , ' We have heard just a rumor about it with our ears . '
Ny Faharavana sy Fahafatesana dia miteny hoe : ' Tsaho ihany no ren ' ny sofinay
ny amin'izany . '
JOB 28:23     Alignment score: 0.185 → 0.218
God understands
the way to it ; he knows its place .
Andriamanitra mahalala ny lalana mankany ; fantany ny toeran'izany .
JOB 28:24     Alignment score: 0.339 → 0.339
For he looks to the very ends of the earth and sees under all the heavens .
Satria Izy mijery hatrany amin ' ny fara - vazan - tany ary mahita ny ambanin ' ny lanitra rehetra .
JOB 28:25     Alignment score: 0.261
He made the force of the wind and parceled out the waters by measure .
Nanao ny herin ' ny rivotra Izy ary namaritra ny rano araka ny refiny
.
JOB 28:26     Alignment score: 0.307 → 0.308
He made a decree for the rain and a path for the thunder .
Nanao didy ho an ' ny orana Izy ary lalana
ho an ' ny tselatry ny kotrok'orana .
JOB 28:27     Alignment score: 0.416
Then he saw wisdom and announced it ; he established it , indeed , and he examined it .
Dia nahita ny fahendrena Izy ka nanambara izany ; nametraka izany Izy , eny tokoa , nandinika izany Izy .
JOB 28:28     Alignment score: 0.498 → 0.516
To people he said , ' See , the fear of the Lord that is wisdom ; to depart from evil is understanding . ' "
Hoy Izy tamin ' ny olona hoe : ' Indro , ny fahatahorana ny Tompo izany no fahendrena ; ny fialana amin ' ny ratsy no fahazavan - tsaina . ' "
JOB 28     Average alignment score: 0.311 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42