Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 6:1     Alignment score: 0.682
Then Job answered and said ,
Dia namaly Joba ka niteny hoe :


JOB 6:2     Alignment score: 0.31
" Oh , if only my anguish were weighed ; if only all my calamity were laid in the balance !
" Eh , raha mba voalanja mantsy ny fangirifiriko
; raha mba natao teo amin ' ny mizana avokoa mantsy ny loza nanjo ahy rehetra !
JOB 6:3     Alignment score: 0.23 → 0.246
For now it would be heavier than the sand of the seas . That is why my words were reckless .
Fa ankehitriny dia mavesatra kokoa noho ny fasi - dranomasina izany . Ka izany no mahatonga ireo teniko tsy am - piheverana .
JOB 6:4     Alignment score: 0.307
For the arrows of the Almighty are in me , my spirit drinks up the poison ; the terrors of God have arranged themselves in array against me .
Fa ny zana - tsipìkan
' ny Tsitoha dia ato amiko , misotro poizina ny fanahiko ; ireo fampihorohoroan'Andriamanitra dia milahatra hanohitra ahy .
JOB 6:5     Alignment score: 0.17 → 0.17
Does the wild donkey bray in despair when he has grass ? Or does the ox low in hunger when it has fodder ?
Maneno fatratra ve ny ampondra - dia raha manana ahitra ? Na ny omby hitrena nohon ' ny hanoanana raha manam - bilona
?
JOB 6:6     Alignment score: 0.182
Can that which has no taste be eaten without salt ? Or is there any taste
in the white of an egg ?
Ary izay tsy misy tsiro ve azo hohanina raha tsy misy sira ? Na misy tsirony ve ny tapotsin'atody ?
JOB 6:7     Alignment score: 0.494
I refuse to touch them ; they are like disgusting food to me .
Mandà ny hikasika ireo aho ; tahaka ny sakafo maharikoriko ahy ireo .
JOB 6:8     Alignment score: 0.163 → 0.177
Oh , that I might have my request ; oh , that God would grant me the thing I long for :
Eh , enga anie ka ho azoko ny fangatahako ; eh , enga anie ka homen'Andriamanitra ahy ny zavatra izay iriko
mafy :
JOB 6:9     Alignment score: 0.228 → 0.227
that it would please God to crush me once , that he would set his hand free and cut me off from this life !
mba ho sitrak'Andriamanitra ny hanorotoro ahy indray mandeha , ka haninjtra ny tanany ary hanala ahy amin'ity fiainana ity Izy !
JOB 6:10     Alignment score: 0.342
May this still be my consolation even if I rejoice in pain that does not lessen : that I have not denied the words of the Holy One .
Aoka ho mbola fiononako izao na dia mifaly ao amin ' ny fanaintainana izay tsy mihena aza aho : fa tsy nandà ny tenin'ilay Iray Masina aho .
JOB 6:11     Alignment score: 0.205 → 0.207
What is my strength , that I should continue to hope ? What is my end , that I should prolong my life
?
Inona moa no heriko , no mbola tokony hiezaka hiandry ihany aho ? Inona no hiafarako , no tokony ho halavaiko ny androko ?
JOB 6:12     Alignment score: 0.378
Is my strength the strength of stones ? Or is my flesh made of bronze ?
Herim - bato
ve ny heriko ? Na vita amin ' ny varahina ve ny nofoko ?
JOB 6:13     Alignment score: 0.38 → 0.38
Is it not true that I have no help in myself , and that wisdom has been driven out of me ?
Tsy marina ve fa tsy misy fanampiana intsony ao amin ' ny tenako , ary izany fahendrena izany efa nesorina tamiko ?
JOB 6:14     Alignment score: 0.266 → 0.285
To the person who is about to faint , faithfulness should be shown by his friend ; even to him who abandons the fear of the Almighty .
Ho an ' ny olona izay efa ho ketraka , ny fahatokiana no tokony hasehon ' ny namany ; na dia amin'izay
nahafoy ny fahatahorana ny Tsitoha aza .
JOB 6:15     Alignment score: 0.142
But my brothers have acted as deceitfully to me as a desert streambed , as channels of water that pass away to nothing ,
Fa ireo rahalahiko dia nahatoky tamiko tahaka ny ranotrambo any an'efitra , tahaka ny lakan - drano izay mandalo fotsiny ihany ,
JOB 6:16     Alignment score: 0.354
which are darkened because of ice over them , and because of the snow that hides itself in them .
izay maizina nohon ' ny ranomandry ao amin'izy ireo , ary tahaka ny oram - panala izay manafina ny tenany ao amin'izy ireo .
JOB 6:17     Alignment score: 0.239
When they thaw out , they vanish ; when it is hot , they melt out of their place .
Ary rehefa levona
izy ireo , dia manjavona ; rehefa mafana , dia mitsonika am - pitoerana .
JOB 6:18     Alignment score: 0.219
The caravans that travel by their way turn aside for water ; they wander into wasteland and then perish .
Ny rodobe izay mandeha amin ' ny lalany dia nivily hitady rano ; mirenireny eny an - tany
tsy mamokatra izy ireny ka dia ringana .
JOB 6:19     Alignment score: 0.35 → 0.38
Caravans from Tema
looked there , while companies of Sheba hoped in them .
Ny rodobe avy any Tema dia nitazana teny , raha nanantena azy ireo ny antokon'i Sheba .
JOB 6:20     Alignment score: 0.247 → 0.263
They were disappointed because they had been confident of finding water . They went there , but they were put to shame .
Diso fanantenana izy ireo nohon ' ny fahatokiany
fa hahita rano . Nandeha tany izy ireo , kanefa voafitaka .
JOB 6:21     Alignment score: 0.276 → 0.275
For now you friends are nothing to me ; you see my dreadful situation and are afraid .
Fa ankehitriny ianareo namako dia tsinontsinona amiko ; mahita ny zavatra mahatsiravina nanjo ahy ianareo ka matahotra .
JOB 6:22     Alignment score: 0.126 → 0.17
Did I say to you , ' Give something to me ' or , ' Offer me a bribe from your wealth
'
Niteny taminareo ve aho hoe : ' omeo zavatra aho ? ' Na hoe : ' Hanolory fanomezana avy amin ' ny harenareo aho ? '
JOB 6:23     Alignment score: 0.271 → 0.276
or , ' Save me from my adversary 's hand ' or , ' Ransom me from the hand of oppressors
' ?
Na hoe : ' Avoty amin ' ny tanan'ireo fahavaloko aho ? ' Na hoe : ' Afaho amin ' ny tanan'ireo mpampahory ahy aho ? '
JOB 6:24     Alignment score: 0.23 → 0.22
Teach me , and I will hold my peace ; make me understand where I have been wrong .
Ampianaro aho , dia ho tazoniko ny fahanginako ; ataovy izay hahatakarako hoe taiza no nahadiso ahy .
JOB 6:25     Alignment score: 0.264
How painful are upright words ! But your arguments , how do they actually rebuke me ?
Endrey ny hararin ' ny teny marina ! Kanefa ny fandresen - dahatrareo , ahoana ny tena hananaran'ireo ahy ?
JOB 6:26     Alignment score: 0.245 → 0.256
Do you plan to ignore my words , treating the words of a desperate man like the wind ?
Mikasa ny hanao tsinontsinona ny teniko ve ianareo , manao ny tenin ' ny olona mamoy fo ho toy ny rivotra ?
JOB 6:27     Alignment score: 0.393
Indeed , you cast lots for a fatherless child , and haggle over your friend like merchandise .
Eny tokoa , miloka ny zaza kamboty ray ianareo , ary miady
varotra amin ' ny namanareo toy ny entam - barotra .
JOB 6:28     Alignment score: 0.301 → 0.306
Now , therefore , please look at me , for surely I would not lie to your face .
Koa ankehitriny , mba jereo re aho , fa tena tsy mba handainga eo anatrehan
' ny tavanareo aho .
JOB 6:29     Alignment score: 0.271 → 0.274
Relent , I beg you ; let there be no injustice with you ; Indeed , relent , for my cause
is just .
Mitsahara , mitalaho aminareo aho ; aoka tsy hisy tsy fahamarinana eo aminareo ; eny tokoa , mitsahara , fa marina ny adiko .
JOB 6:30     Alignment score: 0.253 → 0.252
Is there evil on my tongue ? Can not my mouth detect destructive things ?
Misy faharatsiana ve eo amin ' ny lelako ? Tsy afaka mamantatra ny zava - dratsy ve ny vavako ?
JOB 6     Average alignment score: 0.275 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42