Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 17:1     Alignment score: 0.3
My spirit is broken , and my days are over ; the grave is ready for me .
Levona
ny fanahiko , ary tapitra ny androko ; efa vonona ho ahy ny fasana .


JOB 17:2     Alignment score: 0.22 → 0.231
Surely there are mockers with me ; my eye must always see their provocation .
Azo antoka fa misy mpandrabiraby eto amiko ; tsy maintsy hijery ny fihantsian'izy ireo lalandava ny masoko .
JOB 17:3     Alignment score: 0.294 → 0.307
Give now a pledge , be a guarantee for me with yourself ; who else is there who will help me ?
Manomeza antoka izao , aoka ho antoka ho ahy ianao miaraka amin ' ny tenanao ; iza koa no eto hanampy ahy ?
JOB 17:4     Alignment score: 0.355 → 0.372
For you , God , have kept their hearts from understanding ; therefore , you will not exalt them over me .
Fa Ianao , ry Andriamanitra , nitana ny fon'izy ireo tsy ho amin ' ny fahazavan - tsaina ; noho izany , tsy hanandratra azy ireo ho amboniko Ianao .
JOB 17:5     Alignment score: 0.22
He who denounces his friends for a reward , the eyes of his children will fail .
Izy izay miampanga ireo namany tamin ' ny valisoa ; dia ho pahina ireo mason
' ny zanany .
JOB 17:6     Alignment score: 0.218
But he has made me a byword of the people ; they spit
in my face .
Nefa nataony ho ambetitenin ' ny vahoaka aho ; nororain'izy ireo ny tavako .
JOB 17:7     Alignment score: 0.323
My eye is also dim because of sorrow ; all my members are as thin as shadows .
Pahina nohon ' ny alahelo koa ny masoko ; ny rantsam - batako rehetra dia mahia toy ny aloka
.
JOB 17:8     Alignment score: 0.344
Upright men will be appalled by this ; the innocent man will stir himself up against godless men .
Ireo olona mahitsy dia ho ankona amin'izany ; ny olona tsy manan - tsiny handrisika ny tenany hanohitra ireo olona mpaniratsira .
JOB 17:9     Alignment score: 0.253
The righteous man will keep to his way ; he who has clean hands will grow stronger and stronger .
Ny lehilahy marina dia hifikitra amin ' ny lalany ; izay manana tanana
madio dia hitombo hery hatrany hatrany .
JOB 17:10     Alignment score: 0.338
But as for you all , come
on now ; I will not find a wise man among you .
Nefa ho anareo rehetra , miavia eto izao ; tsy hahita olona hendry eo aminareo aho .
JOB 17:11     Alignment score: 0.222 → 0.218
My days are past ; my plans are shattered , and so are the desires of my heart .
Efa lasa ny androko ; rava ireo fikasako , ary toy izany koa ireo fanirian ' ny foko .
JOB 17:12     Alignment score: 0.355
These
people , these mockers , change the night into day ; light is near to darkness .
Ireo olona ireo , ireo mpaniratsira ireo , dia mamadika ny alina ho andro ; akaikin ' ny aizina ny mazava .
JOB 17:13     Alignment score: 0.268 → 0.248
If the only home I hope for is Sheol ; and if I have spread my couch in the darkness ;
Satria mijery
ny Fiainan - tsy hita toy ny tranoko aho ; satria nampiely ny fandriako tao amin ' ny aizina aho ;
JOB 17:14     Alignment score: 0.326 → 0.378
and if I have said to the pit , ' You are my father , ' and to the worm , ' You are my mother or my sister , '
satria niteny tamin ' ny lavaka aho hoe : ' Raiko ianao ' ary tamin ' ny kankana hoe : ' Reniko na anabaviko ianao ' ,
JOB 17:15     Alignment score: 0.345
where then is my hope ? As for my hope , who can see any ?
dia aiza ary izany ny fanantenako ? Raha ny fanantenako , iza no hahita izany ?
JOB 17:16     Alignment score: 0.421 → 0.422
Will hope go down with me to the gates of Sheol when we descend to the dust ? "
Hidina miaraka amiko any amin'ireo vavahadin ' ny Fiainan - tsy hita ve ny fanantenana rehefa midina any amin ' ny vovoka isika ? "
JOB 17     Average alignment score: 0.308 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42