Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 16:1     Alignment score: 0.667
Then Job answered and said ,
Ary namaly i Joba ka niteny hoe :


JOB 16:2     Alignment score: 0.279 → 0.288
" I have heard many such things ; you are all troublesome comforters
.
" Efa nahare zavatra tahaka izany maro aho ; mpampionona mahonena avokoa ianareo .
JOB 16:3     Alignment score: 0.199 → 0.204
Will useless words ever have an end ? What is wrong with you that you answer like this ?
Mba hisy fiafarany ve ireo teny tsy misy fotony ? Inona no olanao no dia mamaly tahaka izao ianao ?
JOB 16:4     Alignment score: 0.212
I also could speak as you do , if you were in my place ; I could collect and join words together against you and shake my head at you in mockery .
Afaka miteny tahaka anareo ihany koa aho , raha ianareo no teo amin ' ny toerako ; afaka manangona sy manambatra teny aho entina hanoherana anareo ary hanifikifika ny lohako aminareo amin ' ny eso .
JOB 16:5     Alignment score: 0.152 → 0.175
I would strengthen you with my mouth , and the quivering of my lips will bring you relief !
Eh , te - hankahery anareo amin ' ny vavako aho ! Endrey ny ho fanamaivanan ' ny fampiononan ' ny molotro
ny alahelonareo !
JOB 16:6     Alignment score: 0.212 → 0.246
If I speak , my grief is not lessened ; if I keep from speaking , how am I helped ?
Raha miteny aho , dia tsy mihena ny alaheloko ; raha mangina kosa aho , ahoana no hanampiana ahy ?
JOB 16:7     Alignment score: 0.244 → 0.244
But now , God , you have made me weary ; you have made all my family desolate .
Fa ankehitriny , ry Andriamanitra , dia novizaninao aho ; noravanao ny fianakaviako manontolo .
JOB 16:8     Alignment score: 0.27
You have made me dry up , which itself is a witness against me ; the leanness of my body rises up against me , and it testifies against my face .
Nohamaininao aho , izay vavolombelona manohitra ahy ihany ; nitsangana hiampanga ahy ny fahiazan ' ny vatako , ary vavolombelona manohitra ny tavako izany .
JOB 16:9     Alignment score: 0.154 → 0.155
God has torn me in his wrath and persecuted me ; He grinds his teeth in rage ; my enemy fastens his eyes on me as he tears me apart .
Tao anaty hatezerana
no namotehan'Andriamanitra sy nanenjehany ahy ; nihidy vazana tamiko Izy ; dia nanondro maso ahy ny fahavaloko raha mbola nandrava ahy Izy .
JOB 16:10     Alignment score: 0.148 → 0.173
People have gaped with open mouth at me ; they have hit me on the cheek with contempt ; they have gathered together against me .
Nisanasana vava tamiko ny olona ; nofelahan'izy ireo tamin ' ny fanomezan
- tsiny ny takolako ; niara - nivondrona hanohitra ahy izy ireo .
JOB 16:11     Alignment score: 0.163
God hands me over to ungodly people , and throws me into the hands of wicked people .
Atolotr'Andriamanitra eo amin ' ny olona mpaniratsira aho , ary atsipiny eny an - tanan
' ny olona ratsy fanahy .
JOB 16:12     Alignment score: 0.178 → 0.18
I was at ease , and he broke me apart . Indeed , he has taken me by the neck and dashed me to pieces ; he has also set me up as his target .
Nilamina aho , dia nopotehiny . Eny tokoa , noraisiny
tamin ' ny tenda aho ary nakapony ho potipotika ; nataony marika ho kendreny ihany koa aho .
JOB 16:13     Alignment score: 0.172 → 0.173
His archers surround me all around ; God pierces my kidneys and does not spare me ; he pours out my bile on the ground .
Manodidina ahy ireo mpanipy zana - tsipìkany
; tsindronin'Andriamanitra tsy hananany hantra ny voako ; ararany amin ' ny tany ny aferoko .
JOB 16:14     Alignment score: 0.167 → 0.168
He smashes through my wall again and again ; he runs upon me like a warrior .
Velesiny hatrany hatrany ny rindriko ; mihazakazaka manatona ahy toy ny mpiady Izy .
JOB 16:15     Alignment score: 0.231 → 0.257
I have sewn sackcloth on my skin ; I have thrust my horn into the ground .
Nozairiko teo an - koditro ny akanjo fisaonana ; efa nalentiko tao amin ' ny tany ny tandroko
.
JOB 16:16     Alignment score: 0.104 → 0.108
My face is red with weeping ; on my eyelids is utter darkness ,
Menan ' ny tomany ny tarehiko ; eo amin ' ny hodimasoko ny aloky
ny fahafatesana
JOB 16:17     Alignment score: 0.42
although there is no violence in my hands , and my prayer is pure .
na dia tsy misy herisetra aza ny tanako , ary madio ny fivavako .
JOB 16:18     Alignment score: 0.229
Earth , do not cover up my blood ; let my cry have no resting place .
Ry tany
o , aza rakofana ny ràko ; aoka tsy hanana toerana hitsaharana ny fitomaniako .
JOB 16:19     Alignment score: 0.345 → 0.347
Even now , see , my witness
is in heaven ; he who vouches for me is on high .
Na ankehitriny aza , indro , any an - danitra ny vavolombeloko ; any amin ' ny avo ilay mpiantoka ahy .
JOB 16:20     Alignment score: 0.18 → 0.207
My friends scoff at me , but my eye pours out tears to God .
Manesoeso ahy ireo namako , kanefa mandrotsa - dranomaso ho an'Andriamanitra ny masoko .
JOB 16:21     Alignment score: 0.276 → 0.292
I ask for that witness in heaven to argue for this man with God as a man does with his neighbor !
Mangataka izany vavolombelona tany an - danitra izany aho mba hiady ho an'ity lehilahy ity eo amin'Andriamanitra toy ny ataon
' ny olona amin ' ny mpiara - belona aminy aho !
JOB 16:22     Alignment score: 0.289 → 0.315
For when a few years have passed , I will go to a place from where I will not return .
Fa afaka taona vitsivitsy , dia ho any amin ' ny toerana iray izay tsy hiverenako intsony aho .
JOB 16     Average alignment score: 0.23 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42