Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 22:1     Alignment score: 0.468
Then Eliphaz the Temanite answered and said ,
Dia namaly Elifaza ilay Temanita ka niteny hoe :


JOB 22:2     Alignment score: 0.215 → 0.215
" Can a man be useful to God ? Can a wise man be useful to him ?
" Mety ilain'Andriamanitra ve ny olona
? Mety ilainy ve ny lehilahy hendry ?
JOB 22:3     Alignment score: 0.365 → 0.365
Is it any pleasure to the Almighty if you are righteous ? Is it gain to him if you make your ways blameless ?
Moa ve fahafinaretana ho an'ilay Tsitoha raha marina ianao ? Moa ve tombony ho Azy raha manao ny lalanao
ho tsy misy tsiny ianao ?
JOB 22:4     Alignment score: 0.133
Is it because of your reverence for him that he rebukes you and takes you to judgment ?
Moa ve ny fanehoanao fanajana Azy no hamaizany anao sy hitondrany anao amin ' ny fitsaràna ?
JOB 22:5     Alignment score: 0.354
Is not your wickedness great ? Is there no end to your iniquities ?
Moa ve tsy lehibe ny faharatsianao
? Tsy misy fiafarana ve ireo helokao ?
JOB 22:6     Alignment score: 0.319
For you have demanded guarantee of a loan from your brother for no reason , and you have stripped away clothing from the naked .
Fa efa nangataka antoka tamin ' ny findramam
- bolan ' ny rahalahinao tamin ' ny tsy misy antony ianao , ary efa nanendaka fitafiana tamin'izay nitanjaka ianao .
JOB 22:7     Alignment score: 0.428 → 0.429
You have not given water to weary people to drink ; you have withheld bread from hungry people
Tsy nanome rano ho sotroin
' ny olona reraka ianao ; namihina mofo tsy ho an ' ny olona noana ianao ,
JOB 22:8     Alignment score: 0.266
although you , a mighty man , possessed the earth , although you , an honored man , lived in it .
na dia olona mahery aza ianao , izay nanana ny tany , na dia olona manam - boninahitra
aza ianao , izay nonina tao amin'izany .
JOB 22:9     Alignment score: 0.266 → 0.272
You have sent widows away empty ; the arms of the fatherless have been crushed .
Nalefanao maina ny mpitondratena ; ary ny tanan'ireo kamboty dia notapahina .
JOB 22:10     Alignment score: 0.363
Therefore , snares are all around you , and sudden fear troubles you .
Noho izany , misy fandrika ny manodidina anao rehetra , ary ny fahatahorana tampoka no mampahory anao .
JOB 22:11     Alignment score: 0.373
There is darkness , so that you can not see ; an abundance of waters covers you .
Misy ny aizina , mba tsy hahitanao ; ary ny rano be mandrakotra anao .
JOB 22:12     Alignment score: 0.279
Is not God in the heights of heaven ? Look at the height of the stars , how high they are !
Moa ve Andriamanitra tsy any amin ' ny haavo ' ny lanitra ? Jereo ny haavon'ireo kintana , endrey ny hahavon'izy ireo !
JOB 22:13     Alignment score: 0.243 → 0.243
You say , ' What does God know
? Can he judge through the thick darkness ?
Ary hoy ianao hoe : ' Inona no fantatr'Andriamanitra ? Mety hitsara amin ' ny alalan ' ny aizim - pito ve Izy ?
JOB 22:14     Alignment score: 0.254
Thick clouds are a covering to him , so that he does not see us ; he walks on the vault of heaven . '
Ny rahona matevina no firakofany , mba tsy hahitany antsika ; mandeha eny amin ' ny andohalambon
' ny lanitra Izy . '
JOB 22:15     Alignment score: 0.291
Will you keep the old way that wicked men have walked
Hitandrina ny lalana taloha izay nalehan ' ny olona ratsy fanahy ve ianao
JOB 22:16     Alignment score: 0.186 → 0.221
those
who were snatched away before their time , those whose foundations have washed away like a river ,
ireo izay nesorina talohan ' ny fotoany , ireo izay voafaoka toy ny renirano ny fototr'izy ireo ,
JOB 22:17     Alignment score: 0.329
those
who said to God , ' Depart from us ' ; those who said , ' What can the Almighty do to us ? '
ireo izay niteny tamin'Andriamanitra hoe : ' Mialà aminay ' ; ireo izay niteny hoe : ' Inona no azon ' ny Tsitoha atao aminay ? '
JOB 22:18     Alignment score: 0.307
Yet he filled their houses with good things ; the plans of wicked people are far from me .
Kanefa mbola nameno ny tranon'izy ireo tamin ' ny zava - tsoa Izy ; ny tetik'ireo ratsy fanahy dia lavitra ahy .
JOB 22:19     Alignment score: 0.261 → 0.255
Righteous people see their fate and are glad ; innocent people mock them .
Ny olo - marina mahita ny anjarany
ka faly ; ny olona tsy mana - tsiny miomehy azy ireo mba handatsa azy .
JOB 22:20     Alignment score: 0.328
They say , ' Surely those who rose up against us are cut off ; fire has consumed their possessions
. '
Hoy izy ireo hoe : ' Azo antoka fa notapahina ireo izay nitsangana nanohitra antsika ; nandevona ny fananany ny afo . '
JOB 22:21     Alignment score: 0.219
Now agree with God and be at peace with him ; in that way , good will come
to you .
Koa ankehitriny , maneke an'Andriamanitra ary mihavàna aminy ; amin'izany fomba izany , no hiavian ' ny soa aminao .
JOB 22:22     Alignment score: 0.215 → 0.256
Receive , I beg you , instruction from his mouth ; store up his words in your heart .
Mitalaho aminao aho , mandraisa fampianarana avy amin ' ny molony ; tehirizo ao am - ponao ny teniny
.
JOB 22:23     Alignment score: 0.291 → 0.31
If you return to the Almighty , you will be built up , if you put unrighteousness far away from your tents .
Raha miverina
amin ' ny Tsitoha ianao , dia hiorina , raha mametraka ny tsy fahamarinanao lavitry ny lainao ianao .
JOB 22:24     Alignment score: 0.448
Lay your treasure down in the dust , the gold of Ophir among the stones of the brooks ,
Ampandrio eo amin ' ny vovoka ny harenao
, ny volamenan'i Ofira eo amin ' ny vaton ' ny lohasahan - driaka ,
JOB 22:25     Alignment score: 0.595
and the Almighty will be your treasure , precious silver to you .
ary ny Tsitoha no ho harenao
, volafotsy sarobidy ho anao .
JOB 22:26     Alignment score: 0.288
For then you will take pleasure in the Almighty ; you will lift up your face to God .
Fa amin'izany dia hiravoravo amin'ilay Tsitoha ianao ; hanandratra ny tavanao
amin'Andriamanitra ianao .
JOB 22:27     Alignment score: 0.178 → 0.218
You will make your prayer to him , and he will hear you ; you will pay your vows to him .
Hivavaka aminy ianao , dia hihaino anao Izy ; hanefa ireo voadinao aminy ianao .
JOB 22:28     Alignment score: 0.182 → 0.246
You will also decree anything , and it will be confirmed for you ; light will shine on your paths .
Handidy ny zavatra rehetra koa ianao , ary dia ho hamafisina ho anao izany ; hamiratra amin ' ny lalanao
ny fahazavana .
JOB 22:29     Alignment score: 0.26
God humbles a proud man , and he saves the one with humble eyes .
Andriamanitra dia mampietry ny olona mirehareha , ary mamonjy ny olona mampidina ny masony .
JOB 22:30     Alignment score: 0.234 → 0.23
He will rescue even the man who is not innocent ; who will be rescued through the cleanness of your hands . "
Hanafaka Izy na dia ny olona manan
- tsiny aza ; izay ho vonjena eo amin ' ny fahadiovan ' ny tananao . "
JOB 22     Average alignment score: 0.301 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42