Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 11:1     Alignment score: 0.777
Then Zophar the Naamathite answered and said ,
Ary Zofara ilay Namatita namaly ary niteny hoe :


JOB 11:2     Alignment score: 0.247 → 0.251
" Should not such a multitude of words be answered ? Should this man , so full
of talk , be acquitted ?
" Tsy tokony ho valiana ve ny teny betsaka tahaka izany ? Tokony hinoana ve , ity lehilahy , be resaka ity ?
JOB 11:3     Alignment score: 0.147 → 0.217
Should your boasting make others remain silent ? When you mock , will no one make you feel ashamed ?
Tokony hampangina ireo hafa ve ny fireharehanao ? Raha manevateva ny fampianaranay ianao , tsy hisy olona hampahamenatra anao ve ?
JOB 11:4     Alignment score: 0.126 → 0.192
For you say to God , ' My beliefs are pure , I am clean in your eyes . '
Satria ianao niteny tamin'Andriamanitra hoe : ' Madio ny finoako , tsy manan
- tsiny eo imasonao aho . '
JOB 11:5     Alignment score: 0.365
But , oh , that God would speak and open his lips against you ;
Nefa , eh , hiteny Andriamanitra ary hanokatra ny molony hanohitra anao ;
JOB 11:6     Alignment score: 0.19 → 0.205
that he would show you the secrets of wisdom ! For sound wisdom has two sides . Know then that God demands from you less than your iniquity deserves .
mba hanehoany anao ireo tsiambaratelon ' ny fahendrena ! Fa lehibe amin ' ny fahazavan
- tsaina Izy . Fantaro ary fa kely noho izay mendrika ny helokao no angatahin'Andriamanitra aminao .
JOB 11:7     Alignment score: 0.206
Can you understand God by searching for him ? Can you comprehend the Almighty perfectly ?
Mahatakatra an'Andriamanitra amin ' ny fitadiavana Azy ve ianao ? Takatrao
tanteraka ve ny Tsitoha ?
JOB 11:8     Alignment score: 0.332 → 0.371
The matter is as high as heaven ; what can you do ? It is deeper than Sheol ; what can you know ?
Izany zavatra izany dia avo toy ny lanitra ; inona no afaka ataonao
? Lalina noho ny Fiainan - tsy hita izany ; ka inona no fantatrao ?
JOB 11:9     Alignment score: 0.231 → 0.25
Its measure is longer than the earth , and wider than the sea .
Ny refin'izany dia lava noho ny tany , ary lehibe noho ny ranomasina .
JOB 11:10     Alignment score: 0.274
If he passes
through and shuts anyone up , if he calls an assembly , then who can stop him ?
Raha mandalo Izy ka mampangina olona , raha miantso olona ho tsaraina Izy , dia iza no afaka hanakana Azy ?
JOB 11:11     Alignment score: 0.315
For he knows deceitful people ; when he sees iniquity , does he not notice it ?
Fa Izy mahalala ny olona diso ; rehefa mahita heloka Izy , tsy ho tsikariny ve izany ?
JOB 11:12     Alignment score: 0.261 → 0.304
But foolish people will gain understanding when the foal of a wild donkey is born
a man .
Nefa ny olona adala tsy manana fahatakarana ; ho azon'izy ireo izany rehefa miteraka olona ny apondra - dia .
JOB 11:13     Alignment score: 0.147 → 0.155
But suppose that you set your heart right and reach out with your hands toward God ;
Nefa hevero fa efa nametraka tsara ny fonao
ianao ary efa nanatsotra ny tananao ho amin'Andriamanitra ;
JOB 11:14     Alignment score: 0.241
suppose that iniquity is in your hand , but that you put it far away from you , and do not let unrighteousness live in your tents .
hevero hoe eo an - tananao
ny heloka , nefa avy eo dia nohalavirinao lavitra anao izany , ary tsy namela ny tsy fahamarinana hitoetra ao an - dainao ianao .
JOB 11:15     Alignment score: 0.375
Then you will certainly lift up your face without a sign of shame ; indeed , you will be steadfast and will not fear .
Dia hanandratra ny tavanao
tsy misy famantarana henatra tokoa ianao ; eny tokoa , tsy hiovaova ianao ary tsy hatahotra .
JOB 11:16     Alignment score: 0.295 → 0.325
You will forget your trouble ; you will remember it only like waters that have flowed away .
Hanadino ny fahorianao ianao ; ho tsaroanao toy ny rano izay nikoriana fotsiny izany .
JOB 11:17     Alignment score: 0.374 → 0.377
Your life will be brighter than the noonday ; though there be darkness , it will become like the morning .
Hamiratra noho ny amin ' ny mitataovovonana ny fiainanao
; na dia nisy aizina aza , dia ho tonga toy ny maraina izany .
JOB 11:18     Alignment score: 0.312 → 0.312
You will be secure because there is hope ; indeed , you will find safety about you and will take your rest in safety .
Ho voaaro ianao satria misy fanantenana ; eny tokoa , hahita fiarovana momba anao ianao ary hanana fitsaharana am - pilaminana .
JOB 11:19     Alignment score: 0.273 → 0.308
Also you will lie down in rest , and none will make you afraid ; indeed , many will seek your favor .
Handry am - pitsaharana koa ianao , ary tsy misy olona
hampitahotra anao ; eny tokoa , maro no hila sitraka aminao .
JOB 11:20     Alignment score: 0.232 → 0.241
But the eyes of wicked people will fail ; they will have no refuge ; their only hope will be a last gasp of life
. "
Fa ho pahina ny mason ' ny olona ratsy fanahy ; tsy hahita lalana handosirana izy ireo ; ny hany fanantenan'izy ireo dia ny fialan'aina farany . "
JOB 11     Average alignment score: 0.287 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42