Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 12:1     Alignment score: 0.747
Then Job answered and said ,
Dia namaly Joba ka nanao hoe :


JOB 12:2     Alignment score: 0.358
" No doubt you are the people ; wisdom will die with you .
" Tsy hisalasalana fa ianareo no olona ; ary ho faty miaraka aminareo ny fahendrena .
JOB 12:3     Alignment score: 0.365
But I have understanding as well as you ; I am not inferior to you . Indeed , who does not know such things as these ?
Fa manana fahazavan - tsaina tahaka anareo koa aho ; ary tsy ambaninareo aho . Eny tokoa , iza no tsy mahalala ny zavatra toy izany ?
JOB 12:4     Alignment score: 0.235 → 0.258
I am something for my neighbor to laugh at I , one who called on God and who was answered by him ! I , a just and blameless man I am now something to laugh at .
Zavatra fiomehezan ' ny mpiray
vodi - rindrina amiko aho Izaho , izay niantso an'Andriamanitra ary izay novaliany ! Izaho , lehilahy marina sy tsy misy tsiny lasa zavatra fihomehezana aho ankehitriny .
JOB 12:5     Alignment score: 0.197 → 0.259
In the thought of someone who is at ease , there is contempt for misfortune ; he thinks in a way that brings more misfortune to those whose foot
is slipping .
Amin ' ny eritreritry ny olona izay miadana , dia misy fanamavoana lozabe ; mieritreritra ny amin ' ny fomba izay mitondra loza maro kokoa ho an'ireo izay solafaka iz .
JOB 12:6     Alignment score: 0.25
The tents of robbers prosper , and those
who provoke God feel secure ; their own hands are their gods .
Ambinina ny lain'ireo jiolahy , ary mahatsiaro milamina ireo izay mampahatezitra an'Andriamanitra ; ny tanan'izy ireo ihany no andriamanitr'izy ireo .
JOB 12:7     Alignment score: 0.431
But now ask the animals , and they will teach you ; ask the birds of the heavens , and they will tell you .
Fa ankehitriny anontanio ireo bibidia , dia hampianatra anao izy ireo ; anontanio ireo voron
' ny lanitra , dia hilaza aminao izy ireo .
JOB 12:8     Alignment score: 0.389
Or speak to the earth , and it will teach you ; the fish of the sea will declare to you .
Na miresaha amin ' ny tany , dia hampianatra anao izany ; hanambara aminao ireo trondron - dranomasina .
JOB 12:9     Alignment score: 0.347
Which animal among all these
does not know that the hand of Yahweh has done this ?
Biby inona amin'ireo rehetra ireo no tsy mahalala fa ny tanan'i Yaveh no nanao izao ?
JOB 12:10     Alignment score: 0.368 → 0.372
In his hand is the life of every living thing and the breath of all mankind .
Eo an - tanany ny ain ' ny zava - manan'aina rehetra sy ny fofon'ain
' ny olombelona rehetra .
JOB 12:11     Alignment score: 0.287
Does not the ear test words just as the palate tastes its food ?
Tsy ny sofina ve no mamantatra ny teny toy ny lanilany manandrana ny tsiron ' ny sakafo ?
JOB 12:13     Alignment score: 0.315 → 0.312
With God are wisdom and might ; he has counsel and understanding .
Manana
fahendrena sy hery Andriamanitra ; manana torohevitra sy fahazavan - tsaina Izy .
JOB 12:14     Alignment score: 0.31
See , he breaks things down , and they can not be built again ; if he imprisons someone , there can be no release .
Indro , mandrava Izy , ary tsy afaka hamboarina indray izany ; raha managradra olona iray Izy , dia tsy hisy fanafahana .
JOB 12:15     Alignment score: 0.317 → 0.33
See , if he withholds the waters , they dry up ; and if he sends them out , they overwhelm the land .
Indro , raha mihazona ireo rano Izy , ho ritra ireo ; ary raha mandefa izany any ivelany
izy , dia manafotra ny tany ireo .
JOB 12:16     Alignment score: 0.403
With him are strength and wisdom ; people who are deceived and the deceiver are both in his power .
Ao aminy ny hery sy fahendrena ; ny vahoaka izay voafitaka sy ny mpamitaka dia samy eo amin ' ny fahefany .
JOB 12:17     Alignment score: 0.224
He leads counselors away barefoot in sorrow ; he turns judges into fools .
Manala voninahitra
ny mpanolon - tsaina amin ' ny alahelo Izy ; ary mampody ireo mpitsara ho adala Izy .
JOB 12:18     Alignment score: 0.122 → 0.136
He removes the bond of kings ; he wraps a cloth about their waists .
Esoriny amin'ireo mpanjaka ny rojom - pahefana ; nampisikina lamba ny valahany
izy ireo .
JOB 12:19     Alignment score: 0.208 → 0.252
He leads priests away barefoot in sorrow and overthrows mighty people .
Manala ny voninahitry
ny mpisorona amin'alahelo Izy ary mandrava ny olona mahery .
JOB 12:20     Alignment score: 0.276 → 0.284
He removes the speech of those who had been trusted and takes away the understanding of the elders .
Manaisotra ny lahatenin'ireo izay nitokiana Izy ary alàny amin'ireo loholona ny fahazavan - tsaina .
JOB 12:21     Alignment score: 0.243 → 0.247
He pours contempt upon princes and unfastens the belt of the strong .
Mandatsaka fanamavoana amin ' ny andrian - dahy Izy ary mamaha ny fehin - kibon ' ny olo - matanjaka .
JOB 12:22     Alignment score: 0.3 → 0.306
He reveals the deep things of darkness and brings utter darkness into the light .
Maneho
zavatra lalina avy ao amin ' ny aizina Izy ary mitondra ny aloka izay misy ireo olona maty hivoaka ho amin ' ny fahazavana .
JOB 12:23     Alignment score: 0.44
He makes nations strong , and he also destroys them ; He enlarges nations , and he also leads them along as prisoners .
Mampatanjaka ireo firenena Izy , ary mamotika azy ireo ihany koa ; manitatra ireo firenena Izy , ary mitarika ireo toy ny voafonja ihany koa Izy .
JOB 12:24     Alignment score: 0.294
He takes away understanding from the leaders of the people of the earth ; he causes them to wander in a wilderness where there is no path .
Manala ny fahazavan - tsaina amin'ireo mpitariky
ny olon ' ny tany Izy ; mahatonga azy ireo hirenireniny any an'efitra izay tsy misy lalana Izy .
JOB 12:25     Alignment score: 0.385 → 0.394
They grope in the dark without light ; he makes them stagger like a drunk man .
Mitsapatsapa ao amin ' ny aizina tsy misy hazavana izy ireo ; ary mampivembena azy ireo tahaka ny olona mamo Izy .
JOB 12     Average alignment score: 0.319 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42