Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 9:1     Alignment score: 0.684
Then Job answered and said ,
Ary dia namaly Joba ka niteny hoe :


JOB 9:2     Alignment score: 0.261 → 0.262
" I truly know that this is so . But how can a person be in the right with God ?
" Fantatro marina fa izany tokoa no izy . Fa ahoana no ahafahan ' ny olona iray ho marina amin'Andriamanitra ?
JOB 9:3     Alignment score: 0.399 → 0.397
If he wants to argue with God , he can not answer him once in a thousand times .
Raha te - hiady hevitra amin'Andriamanitra izy , tsy afaka hamaly Azy indray mandeha amin ' ny arivo izy .
JOB 9:4     Alignment score: 0.317
God is wise in heart and mighty in strength ; who has ever hardened himself against him and succeeded ?
Andriamanitra dia hendry am - po ary matanjaka amin ' ny heriny ; iza no efa nanamafy ny tenany hanohitra Azy ka nahomby ?
JOB 9:5     Alignment score: 0.326
he who removes the mountains
without warning anyone when he overturns them in his anger
Izy izay mamindra ny tendrombohitra ka tsy mampitandrina na iza na iza rehefa mamadika ireo amin ' ny fahatezerany Izy
JOB 9:6     Alignment score: 0.127 → 0.143
he who shakes the earth out of its place and sets its pillars trembling .
Izy izay manozongozona ny tany hiala eo amin ' ny toerany
ary mampihovitrovitra ny andriny .
JOB 9:7     Alignment score: 0.385
It is the same God who tells the sun not to rise , and it does not , and who covers up the stars ,
Izany Andriamanitra izany ihany no miteny ny masoandro tsy hiposaka , ary tsy miposaka izany , ary ilay manarona ireo kintana ,
JOB 9:8     Alignment score: 0.358
who by himself stretches out the heavens and tramples down the waves of the sea ,
izay Izy tenany no mamelatra ny lanitra ary manosiosy ny onjan
- dranomasina ,
JOB 9:9     Alignment score: 0.509
who makes the Bear , Orion , the Pleiades , and the constellations of the south .
izay manao ny Bera , Telonohorefy , Ikotokelimiadilaona , ary ireo kintana any Atsimo .
JOB 9:10     Alignment score: 0.256 → 0.259
He does great and unsearchable things , and wonderful things that can not be counted .
Izany Andriamanitra izany ihany no manao zavatra lehibe , zavatra tsy takatry ny saina zava - mahagaga tsy hita isa .
JOB 9:11     Alignment score: 0.236
See , he goes by me , and I do not see him ; he passes
on , but I do not understand him .
Indro , mandeha eto anilako Izy , nefa tsy hitako ; mandalo ihany koa Izy , nefa tsy fantatro .
JOB 9:12     Alignment score: 0.292
If he takes something away , who can stop him ? Who can say to him , ' What are you doing ? '
Raha manaisotra zavatra Izy , iza no hahasakana Azy ? Iza no afaka hiteny aminy hoe : ' Inona ity ataonao
? '
JOB 9:13     Alignment score: 0.285
God will not withdraw his anger ; the helpers of Rahab bow beneath him .
Andriamanitra tsy hanala ny fahatezarany
; ireo mpanampy an - dRahaba aza miondrika eo ambaniny .
JOB 9:14     Alignment score: 0.179
How much less could I answer him , could I choose words to reason with him ?
Koa mainka fa ahoana no hahafahako mamaly azy , hahafahako misafidy teny halahatra aminy ?
JOB 9:15     Alignment score: 0.214
Even if I were righteous , I could not answer him ; I could only plead for mercy with my judge .
Na dia marina aza aho , dia tsy afaka ny hamaly azy ; mitalaho famindram - po amin ' ny mpitsarako ihany no azoko atao .
JOB 9:16     Alignment score: 0.384
Even if I called and he answered me , I would not believe that he was listening to my voice .
Na dia niantso aza aho ary namaly ahy Izy , tsy nino aho hoe nihaino ny feoko Izy .
JOB 9:17     Alignment score: 0.149 → 0.154
For he breaks me with a tempest and multiplies my wounds without cause .
Satria mandrava ahy amin ' ny tafio - drivotra ary manamaro ny feriko amin ' ny tsy misy antony Izy .
JOB 9:18     Alignment score: 0.11 → 0.113
He does not allow me to regain my breath ; but he fills me with bitterness .
Tsy mamela ahy hiaina akory Izy ; fa kosa , fenoiny zava - mangidy aho .
JOB 9:19     Alignment score: 0.377
If it is a matter of strength , behold , he is mighty ! If it is a matter of justice , who can summon him ?
Raha resaka tanjaka , indro ! , mahery Izy ! Raha resaka fitsaràna iza no afaka hampiantso Azy ?
JOB 9:20     Alignment score: 0.304 → 0.302
Though I am in the right , my own mouth would condemn me ; and though I am blameless , my words would prove me to be guilty .
Na dia amin ' ny marina aza aho , ny vavako ihany no hiampanga ahy ; ary na dia tsy manan - tsiny aza aho , ireo teniko hanaporofo ahy fa meloka aho .
JOB 9:21     Alignment score: 0.327
I am blameless , but I do not care any more about myself ; I despise my own life .
Tsy manan - tsiny aho , kanefa tsy rarahiako intsony ny momba tenako ; ataoko tsinontsinona ny fiainako .
JOB 9:22     Alignment score: 0.197 → 0.201
It makes no difference , which is why I say that he destroys blameless people and wicked people together .
Tsy manova zavatra izany , ka izany no itenenako hoe haringany miaraka ny olona tsy misy tsiny sy ny olona ratsy fanahy .
JOB 9:23     Alignment score: 0.247 → 0.263
When a whip suddenly kills , he mocks the despair of the innocent .
Raha hamono tampoka ny areti - mandringana , dia hihomehy
ny amin ' ny fahorian ' ny olona tsy manan - tsiny Izy .
JOB 9:24     Alignment score: 0.349
The earth is given into the hand of wicked people ; God covers the faces of its judges . If it is not he who does it , then who is it ?
Nomena teo an - tanan
' ny olona ratsy fanahy ny tany ; Andriamanitra manarona ireo tavan ' ny mpitsara izany . Fa raha tsy Izy no manao izany , dia iza ary ?
JOB 9:25     Alignment score: 0.271 → 0.274
My days are swifter than a running messenger
; my days flee away ; they see no good anywhere .
Ny androko dia haingam - pandeha noho ny mpitondra hafatra mihazakazaka ; ny androko dia mihelina ; ka tsy misy tsara hitan'ireo na aiza na aiza .
JOB 9:26     Alignment score: 0.157 → 0.158
They are as fast as papyrus reed boats , and as fast as the eagle that swoops down on its victim .
Haingam - pandeha tahaka ny lakan - jozoro ireny , ary haingam - pandeha tahaka ny voromahery mipaoka ny hazany .
JOB 9:27     Alignment score: 0.213 → 0.214
If I said that I would forget about my complaints
, that I would take off my sad face and be happy ,
Raha niteny aho hoe hanadino ireo fitarainako aho , hanala ny endrika malaheloko aho ka ho faly ,
JOB 9:28     Alignment score: 0.337 → 0.346
I would be afraid of all my sorrows because I know that you will not consider me innocent .
dia hatahotra ny alaheloko rehetra aho satria fantatro fa tsy hihevitra ahy ho tsy manan - tsiny Ianao .
JOB 9:29     Alignment score: 0.406
I will be condemned ; why , then , should I try in vain ?
Ho melohina aho ; ka nahoana ary aho no tokony hiezaka tsy amin ' ny antony ?
JOB 9:30     Alignment score: 0.368 → 0.395
If I washed myself with snow water and made my hands ever so clean ,
Raha nanasa ny tenako tamin ' ny ranon'oram - panala aho ary nanao ny tanako madio tsy nisy toy izany ,
JOB 9:31     Alignment score: 0.12
God would plunge me in a ditch , and my own clothes would be disgusted with me .
dia handroboka ahy any an - kady Andriamanitra , ary ny ankanjoko dia ho rikoriko ny amiko .
JOB 9:32     Alignment score: 0.241 → 0.247
For God is not a man , as I am , that I could answer him , that we could come
together in court .
Fa tsy olona tahaka ahy Andriamanitra , ka afaka hamaly Azy aho , ka hiaraka tonga eo amin ' ny fitsaràna izahay .
JOB 9:33     Alignment score: 0.132
There is no judge between us who might lay his hand upon us both .
Tsy misy mpitsara eo anelanelanay mba hametraka ny tanany aminay roa .
JOB 9:34     Alignment score: 0.197 → 0.217
There is no other judge who could take God 's rod off me , who could keep his terror from frightening me .
Tsy misy mpitsara hafa afaka manala ny tsorakazon'Andriamanitra amiko , izay afaka mitazona ny horohorony tsy hampatahotra
ahy .
JOB 9:35     Alignment score: 0.246
Then would I speak up and not fear him . But as things are now , I can not do that .
Dia hiteny mafy aho ary tsy hatahotra Azy . Kanefa amin'izao zava - misy izao , dia tsy afaka hanao izany aho .
JOB 9     Average alignment score: 0.281 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42