Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 36:1     Alignment score: 0.578
Elihu continued on and said ,
Nanohy ihany Eliho ary niteny hoe :


JOB 36:2     Alignment score: 0.257
" Be patient with me a little longer , and I will show you some things because I have a little more to say in defense of God .
" Mamelà ahy hiteny lavalava kokoa , dia haneho zavatra anao aho satria mbola misy kely ho teneniko ho fiarovana
an'Andriamanitra .
JOB 36:3     Alignment score: 0.288 → 0.31
I will obtain my knowledge from far off ; I will acknowledge that righteousness belongs to my Maker .
Hahazo ny fahalalako avy lavitra aho ; hiaiky aho fa ny fahamarinana dia an ' ny Mpahary ahy .
JOB 36:4     Alignment score: 0.374
For indeed , my words will not be false ; someone who is mature in knowledge is with you .
Fa eny tokoa , tsy ho diso ireo teniko ; olona matotra ao amin ' ny fahalalana no eto aminao .
JOB 36:5     Alignment score: 0.36 → 0.36
See , God is mighty , and despises no one ; he is mighty in strength of understanding .
Indro , Andriamanitra dia mahery , ary tsy mamingavinga na iza na iza ; mahery amin ' ny herin
' ny fahazavan - tsaina Izy .
JOB 36:6     Alignment score: 0.24
He does not preserve the life of wicked people but gives justice those who suffer .
Tsy miaro ny ain ' ny olona ratsy fanahy Izy fa kosa manao izay marina ho an'ireo izay mijaly .
JOB 36:7     Alignment score: 0.32 → 0.32
He does not withdraw his eyes from righteous people but sets them on thrones with kings forever , and they are lifted up .
Tsy manala ny masony amin'ireo olona marina Izy fa kosa mametraka azy ireo mandrakizay eo amin'ireo seza fiandrianana toy ny mpanjaka , ka misandratra izy ireo .
JOB 36:8     Alignment score: 0.404
If they are bound in chains and trapped in cords of suffering ,
Raha voafatotra tamin ' ny rojo ary voafandrika tamin ' ny tadin ' ny fampijaliana izy ireo ,
JOB 36:9     Alignment score: 0.14
then he reveals to them what they have done , and their transgressions
and their pride .
dia ambarany amin'izy ireo izay nataony , sy ny helok'izy ireo ary ny fieboeboan'izy ireo .
JOB 36:10     Alignment score: 0.248 → 0.29
He also opens their ears to his instruction , and commands them to turn back from iniquity .
Manokatra ny sofin'izy ireo ho amin ' ny fampianarany
ihany koa Izy , ary mandidy azy ireo mba hiala amin ' ny heloka .
JOB 36:11     Alignment score: 0.327 → 0.371
If they listen to him and worship him , they will spend their days in prosperity , their years in contentment .
Raha mihaino
Azy sy manompo Azy izy ireo , dia handany ny andron'izy ireo amin ' ny fanambinana , sy ny taonan'izy ireo amin ' ny fifaliana .
JOB 36:12     Alignment score: 0.362
However , if they do not listen , they will perish by the sword ; they will die because they have no knowledge .
Na izany aza , raha tsy mihaino
izy ireo , dia ho vonoina amin - tsabatra ; ho faty izy ireo satria tsy manam - pahalalana .
JOB 36:13     Alignment score: 0.273
Those
who are godless in heart store up their anger ; they do not cry out for help even when God ties them up .
Mitahiry ny hatezerany ireo izay mpaniratsira am - po ; tsy miantso vonjy izy ireo na dia mamatotra azy ireo aza Andriamanitra .
JOB 36:14     Alignment score: 0.172 → 0.195
They die in their youth ; their lives end among the cultic prostitutes
.
Maty eo amin ' ny fahatanorany izy ireo ; tapitra eo amin'ireo mpijangajanga amin ' ny fivavahana ny andron'izy ireo .
JOB 36:15     Alignment score: 0.285
God rescues afflicted people by means of their afflictions ; he opens their ears by means of their oppression .
Andriamanitra mamonjy ireo olona nampahoriana amin ' ny alalan ' ny fahorian'izy ireo ; manokatra ny sofin'izy ireo amin ' ny alalan ' ny fampahoriana azy ireo Izy .
JOB 36:16     Alignment score: 0.259 → 0.26
Indeed , he would like to draw you out of distress into a broad place where there is no hardship and where your table would be set with food full of fatness .
Eny tokoa , te - hanala anao amin ' ny fahoriana ho any amin ' ny toerana malalaka izay tsy misy zava - tsarotra sy izay androsoana sakafo feno sabora amin ' ny latabatrao
Izy .
JOB 36:17     Alignment score: 0.245
But you are full of judgment on wicked people ; judgment and justice have laid hold
of you .
Nefa ianao dia feno fitsaràna ny olona ratsy fanahy ; nitana anao ny fitsaràna sy ny rariny .
JOB 36:18     Alignment score: 0.295 → 0.31
Do not let your anger entice you to mockery , or the greatness of a ransom to turn you aside .
Aza avela hitaona anao ho amin ' ny fanesoana ny hatezeranao
, na hampivily anao ny halehiben ' ny vidim - panavotana .
JOB 36:19     Alignment score: 0.271 → 0.273
Can your wealth benefit you , so that you will not be in distress , or can all the force of your strength help you ?
Afaka manome tombony anao ve ny harenao
, mba tsy ho ao anatin ' ny fahoriana ianao , sa afaka manampy anao ve ny herin ' ny fahatanjahanao rehetra ?
JOB 36:20     Alignment score: 0.296 → 0.297
Do not desire the night , to commit sin against others , when peoples are cut off in their place .
Aza maniry ny alina , mba hanotana hanoherana ireo hafa , rehefa esorina eo amin ' ny toeran'izy ireo ny olona .
JOB 36:21     Alignment score: 0.231
Be careful that you do not turn to wickedness because you are being tested by suffering so that you will stay away from sinning .
Mitandrema mba tsy hiverina hanota ianao satria efa nosedraina tamin ' ny fampijaliana ianao mba hanalaviranao ny fahotana .
JOB 36:22     Alignment score: 0.339
See , God is exalted in his power ; who is a teacher like him ?
Indro , misandratra amin ' ny heriny Andriamanitra ; iza no mpampianatra toa Azy ?
JOB 36:23     Alignment score: 0.18
Who has ever instructed him about his way ? Who can ever say to him , ' You have committed unrighteousness ? '
Iza no efa nampianatra Azy ny amin ' ny lalany ? Iza no mba afaka hiteny Azy hoe : ' Efa nanao ny tsy marina Ianao ? '
JOB 36:24     Alignment score: 0.229 → 0.254
Remember to praise his deeds , of which people have sung
.
Tsarovy ny midera ireo asany , izay nohirain ' ny olona .
JOB 36:25     Alignment score: 0.325 → 0.325
All people have looked on those
deeds , but they see those deeds only from far away .
Efa nijery ireo asa ireo ny olona rehetra , nefa avy eny lavitra ihany no ahitany ireo asa ireo .
JOB 36:26     Alignment score: 0.273 → 0.273
See , God is great , but we do not understand him well ; the number of his years is incalculable .
Indro , lehibe Andriamanitra , nefa tsy azontsika tsara Izy ; tsy hay kajiana ny isan ' ny taonany
.
JOB 36:27     Alignment score: 0.289
For he draws up the drops of water that he distills as rain from his vapor ,
Fa efa manala ireo rano nitete izay natsikany ho orana avy amin ' ny entony
Izy ,
JOB 36:28     Alignment score: 0.248 → 0.262
which the clouds pour down and drop in abundance on mankind .
izay arotsaky ny rahona sy atondrany be amin ' ny olombelona .
JOB 36:29     Alignment score: 0.258
Indeed , can anyone understand the extensive spread of the clouds and the thunder from his hut ?
Eny tokoa , misy olona mahatakatra ny halehiben ' ny fielezan ' ny rahona sy ny kotroka avy ao amin ' ny tranony
ve ?
JOB 36:30     Alignment score: 0.394
See , he spreads his lightning around him and covers the roots of the sea .
Indro , manaparitaka ny tselany manodidina Azy Izy ary mandrakotra ireo fanambanin
' ny ranomasina .
JOB 36:31     Alignment score: 0.273
In this way he judges the peoples and gives food in abundance .
Amin'izany fomba izany no hitsarany ireo olona sy hanomezany sakafo mitafotafo .
JOB 36:32     Alignment score: 0.364 → 0.364
He fills his hands with the lightning until he commands it to strike its mark .
Mameno tselatra ny tanany Izy mandra - pandidiany izany mba hamely ny marik'izany .
JOB 36:33     Alignment score: 0.269
Its thunder warns of the storm , the cattle can also hear it is coming .
Ny kotrok'izany dia mampitandrina ny amin ' ny tafio - drivotra , ny biby fiompy ihany koa dia afaka mandre fa tamy izany .
JOB 36     Average alignment score: 0.291 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42