Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 8:1     Alignment score: 0.43
Then Bildad the Shuhite answered and said ,
Dia namaly Bildada ilay Sohita ka niteny hoe :


JOB 8:2     Alignment score: 0.317 → 0.322
" How long will you say these
things ? How long will the words of your mouth be a mighty wind ?
" Mandra - pahoviana no hiteny ireo zavatra ireo ianao ? Mandra - pahoviana ny teny aloaky ny molotrao no ho lasa rivotra mahery ?
JOB 8:3     Alignment score: 0.382 → 0.379
Does God pervert justice ? Does the Almighty pervert righteousness ?
Mamadika ny rariny ve Andriamanitra ? Mamadika ny fahamarinana ve ny Tsitoha ?
JOB 8:4     Alignment score: 0.332
Your children have sinned against him ; we know
this , for he gave them into the hand of their sins .
Efa nanota taminy ny zanakao ; fantatsika izany , fa nomeny teo an - tanan ' ny fahotany izy ireo .
JOB 8:5     Alignment score: 0.231 → 0.231
But suppose you diligently sought God and sought the favor of the Almighty .
Hevero fa nitady an'Andriamanitra mafy ianao ary nampiseho ny fangatahanao
tamin'ilay Tsitoha .
JOB 8:6     Alignment score: 0.222 → 0.224
If you are pure and upright , then he would surely stir himself on your behalf and restore you to your rightful place .
Raha madio sy mahitsy ianao , dia azo antoka fa hiambina anao Izy ary hamerina anao eo amin ' ny toeran
' ny fahamarinanao .
JOB 8:7     Alignment score: 0.104 → 0.185
Even though your beginning was small , still your final
condition would be much greater .
Ka na dia kely aza no niandohanao , dia ho lehibe indrindra no hiafaranao .
JOB 8:8     Alignment score: 0.23 → 0.248
Please ask the former generations
, and give your attention to what our ancestors learned .
Anontanio re ireo taranaka teo aloha , ary fantaro izay nianaran ' ny razambenao .
JOB 8:9     Alignment score: 0.475 → 0.474
( We were only born yesterday and know nothing because our days on earth are a shadow . )
( Fa isika dia vao teraka omaly ary tsy mahalala na inona na inona satria aloka
ny androntsika ety an - tany ) .
JOB 8:10     Alignment score: 0.29
Will they not teach you and tell you ? Will they not speak words from their hearts ?
Tsy hampianatra anao ve izy ireo ka hilaza aminao ? Tsy hiteny ireo teny avy ao am - pony ve izy ireo ?
JOB 8:11     Alignment score: 0.259
Can papyrus grow without a marsh ? Can reeds grow without water ?
Afaka mitombo ve ny zozoro raha tsy misy ketsaketsa ? Afaka mitombo ve ny volotara raha tsy misy rano ?
JOB 8:12     Alignment score: 0.285 → 0.285
While they are still green and not cut down , they wither before any other plant .
Raha mbola maitso sy tsy voakapa izy ireo , dia malazo alohan ' ny zava - maniry hafa .
JOB 8:13     Alignment score: 0.37
So also are the paths of all who forget God ; the hope of the godless will perish .
Toy izany koa ny lalan'ireo rehetra izay manadino an'Andriamanitra , ho levona ny fanantenan
' ny mpaniratsira .
JOB 8:14     Alignment score: 0.181 → 0.19
His confidence will break apart , and his trust is as weak as a spider 's web .
Hiala ny tokiny , ary ny fahatokiany
dia marefo toy ny tranon - kala .
JOB 8:15     Alignment score: 0.244 → 0.25
He leans on his house , but it will not support him ; he takes hold of it , but it does not stand .
Hitehina amin ' ny tranony
izy , fa tsy hanohana azy izany ; hihazona izany izy , nefa tsy hahazaka izany .
JOB 8:16     Alignment score: 0.446
Under the sun he is green , and his shoots go out over his entire garden .
Eo ambanin ' ny masoandro dia maitso izy , ary ny sampany mivoaka eo amin ' ny zaridainany
manontolo .
JOB 8:17     Alignment score: 0.252 → 0.269
His roots are wrapped about the heaps of stone ; they look for good places among the rocks .
Ny fakany dia voafono korotam - bato ; mitady toerana tsara eo amin ' ny vato izy ireo .
JOB 8:18     Alignment score: 0.348 → 0.346
But if this person is destroyed out of his place , then that place will deny him and say , ' I never saw you . '
Fa raha nopotehina hiala amin ' ny toerany
izany olona izany , dia handà azy izany toerana izany ka hiteny hoe : ' Tsy mbola nahita anao mihitsy aho . '
JOB 8:19     Alignment score: 0.286
See , this is the " joy " of such a person 's behavior ; other plants will sprout out of the same soil in his place .
Indro , izany ny " fifalian ' ny " fitondran - tenan
' ny olona toy izany ; ary hisy zava - maniry hafa hitsimoka eo amin ' ny nofon - tany mitovy eo amin ' ny toerany .
JOB 8:20     Alignment score: 0.295 → 0.294
See , God will not reject an innocent man ; neither will he take the hand of evildoers .
Indro , Andriamanitra tsy hanary lehilahy iray tsy manan
- tsiny ; na hitantana ny tanan ' ny mpanao ratsy
JOB 8:21     Alignment score: 0.167 → 0.191
He will yet fill your mouth with laughter , your lips with shouting .
Mbola ho fenoiny fiomehezana ihany ny vavanao
, sy fihobiana ny molotrao .
JOB 8:22     Alignment score: 0.376
Those
who hate you will be clothed with shame ; the tent of the wicked will be no more . "
Ireo izay mankahala anao dia hitafy henatra ; ary tsy hisy intsony ny lain ' ny ratsy fanahy . "
JOB 8     Average alignment score: 0.303 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42