Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 35:1     Alignment score: 0.457 → 0.453
Moreover Elihu continued , saying ,
Ho fanampin'izany i Eliho dia mbola nanohy , niteny hoe :


JOB 35:2     Alignment score: 0.28 → 0.28
" Do you think this is just when you say , ' I am in the right before God ' ?
" Mihevitra ve ianao fa marina izany rehefa milaza ianao hoe : ' Ny zoko eo anatrehan'Andriamanitra ? '
JOB 35:3     Alignment score: 0.308
For you ask , ' What use is it to me ? ' and , ' Would I be better off if I had sinned ? '
Satria ianao nanontany hoe : ' Inona no asan'izany amiko ? ' sy hoe : ' Ho tsara kokoa ve aho raha nanota ? '
JOB 35:4     Alignment score: 0.232
I will answer you , both you and your friends .
Hamaly anao aho , ianao sy ireo sakaizanao .
JOB 35:5     Alignment score: 0.295
Look up at the sky , and see it ; see the sky , which is higher than you .
Jereo ny lanitra , dia jereo izany ; jereo ny lanitra , izay avo noho ianao .
JOB 35:6     Alignment score: 0.329 → 0.33
If you have sinned , what harm do you do to God ? If your transgressions are many , what do you do to him ?
Raha nanota ianao , dia inona no ratsy nataonao
an'Andriamanitra ? Raha miangona loatra ny fandikan - dalànao , dia inona no ataonao Aminy ?
JOB 35:7     Alignment score: 0.322
If you are righteous , what can you give to him ? What will he receive from your hand ?
Raha marina ianao , dia inona no afaka homenao
Azy ? Inona no ho raisiny avy amin ' ny tananao ?
JOB 35:8     Alignment score: 0.236
Your wickedness may hurt a man , as you are a man , and your righteousness might benefit another son of man .
Ny faharatsianao
dia mety handratra olona iray , amin ' ny maha - olona anao , ary ny fahamarinanao dia mety hahasoa ny zanaky ny olona hafa .
JOB 35:9     Alignment score: 0.302 → 0.307
Because of many acts of oppression , people cry out ; they call for help from the arms of mighty men .
Nohon ' ny asa fampahoriana maro , dia mitaraina ny olona ; mila vonjy avy eo an - tsandrin'ireo olona mahery izy ireo .
JOB 35:10     Alignment score: 0.378 → 0.379
But no one says , ' Where is God my Maker , who gives songs in the night ,
Fa tsy misy na iza na iza miteny hoe : ' Aiza Andriamanitra ilay Mpahary ahy , izay manome hira amin ' ny alina ,
JOB 35:11     Alignment score: 0.333
who teaches us more than he teaches the wild animals of the earth , and who makes us wiser than the birds of the sky ? '
izay mampianatra bebe kokoa antsika noho ny hampianarany ireo bibidian ' ny tany , ary izay manao antsika ho hendry noho ireo voron
' ny lanitra ? '
JOB 35:12     Alignment score: 0.247 → 0.247
There they cry out , but God gives no answer because of the pride of evil men .
Any izy ireo no mitaraina , fa Andriamanitra tsy manome valiny
azy ireo nohon ' ny fieboebon ' ny olon - dratsy .
JOB 35:13     Alignment score: 0.359 → 0.38
God will certainly not hear a foolish cry ; the Almighty will pay no attention to it .
Tsy handre ny fitomaniana adala tokoa Andriamanitra ; tsy hiraharaha izany ilay Tsitoha .
JOB 35:14     Alignment score: 0.207 → 0.209
How much less will he answer you if you say that you do not see him , that your case
is before him , and that you are waiting for him !
Akory ny hakelin ' ny hamaliany anao raha milaza ianao fa tsy mahita Azy , fa ny adinao dia eo anatrehany , ary miandry Azy ianao !
JOB 35:15     Alignment score: 0.114 → 0.115
Now you say that his anger does not punish , and he does not take even a litte notice of transgression
.
Akory ny hakelin ' ny hamaliany anao raha milaza ianao fa tsy manafay na iza na iza amim - pahatezerana mihintsy Izy , ary tsy miraharaha loatra ny avonavon ' ny olona Izy .
JOB 35:16     Alignment score: 0.31 → 0.352
So Job opens his mouth only to speak foolishness ; he multiplies words without knowledge . "
Koa nanokatra ny vavany mba hiteny fahadalana fotsiny ihany i Joba ; nanangona teny tsy am - pahalalana izy . "
JOB 35     Average alignment score: 0.29 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42