Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 13:1     Alignment score: 0.379
See , my eye has seen all this ; my ear has heard and understood it .
Indro , ny masoko efa nahita izany rehetra izany ; ny sofiko efa nandre ka nahatakatra izany .


JOB 13:2     Alignment score: 0.404
What you know , the same I also know ; I am not inferior to you .
Izay fantatrareo , dia fantatro ihany koa ; tsy ambaninareo aho .
JOB 13:3     Alignment score: 0.28
However , I would rather speak with the Almighty ; I wish to reason with God .
Kanefa , aleoko miresaka amin'ilay Tsitoha ; maniry ny hifandahatra amin'Andriamanitra aho .
JOB 13:4     Alignment score: 0.284
But you whitewash the truth with lies ; you are all worthless healers .
Fa fotsianareo amin ' ny lainga ny marina ; mpitsabo tsy misy lanjany
avokoa ianareo .
JOB 13:5     Alignment score: 0.341
Oh , that you would altogether hold your peace ! That would be your wisdom .
Eh , tazony ho anareo ny fahanginanareo ! Ho fahendrenareo izany .
JOB 13:6     Alignment score: 0.349
Hear now my own reasoning ; listen to the pleading of my own lips .
Ankehitriny henoy ny fandaharako ; henoy ny fiangavian ' ny molotro
.
JOB 13:7     Alignment score: 0.232
Will you speak unrighteousness for God , and will you talk deceitfully for him ?
Hiteny amin ' ny tsy fahamarinana ho an'Andriamanitra ve ianareo , ary moa hiteny amim - pitaka ho Azy ?
JOB 13:8     Alignment score: 0.131 → 0.133
Will you show him partiality ? Will you argue the case for God ?
Tena haneho hatsaram - panahy aminy ve ianareo ? Hiady any am - pitsaràna tokoa ve ianareo mba ho vavolombelon'Andriamanitra ?
JOB 13:9     Alignment score: 0.148
Will it be good for you when he examines you ? Could you deceive him as you might deceive men ?
Mety aminareo tokoa ve raha mitady anareo Izy ? Afaka ny hamitaka Azy tahaka ny mety ho famitahanareo olona ve ianareo ?
JOB 13:10     Alignment score: 0.332
He would surely reprove you if in secret you showed partiality .
Hananatra anareo tokoa Izy raha nampiseho fiangarana miafina ianareo .
JOB 13:11     Alignment score: 0.175 → 0.187
Will not his majesty terrify you , and the dread of him fall upon you ?
Tsy hampitahotra
anareo ve ny voninahiny ? Tsy hianjera aminareo ve ny fahatahorana Azy ?
JOB 13:12     Alignment score: 0.365
Your memorable sayings are proverbs made of ashes ; your defenses are defenses made of clay .
Ny teny
fahatsiarovanareo dia ohabolana vita amin ' ny lavenona ; ary ny teny fiarovanareo dia fiarovana vita amin ' ny tanimanga .
JOB 13:13     Alignment score: 0.39
Hold your peace , let me alone , so that I may speak , let come
what may on me .
Tazony any ny fahanginanareo , avelao irery aho , mba hahafahako miteny , aoka ho avy amiko izay ho avy .
JOB 13:14     Alignment score: 0.275 → 0.293
I will take my own flesh in my teeth ; I will take my life in my hands .
Ny nifiko ihany no hanongotako ny nofoko ; ary raisiko ho eo an - tanako ny aiko .
JOB 13:15     Alignment score: 0.327
See , if he kills me , I will have no hope left ; nevertheless , I will defend my ways before him .
Indro , raha mamono ahy Izy , dia ho foana ny fanantenako ; fa na izany aza , dia hiaro ny lalako eo anatrehany
aho .
JOB 13:16     Alignment score: 0.161 → 0.173
This will be the reason for my deliverance , for no godless person would come
before him .
Izao no ho anton ' ny fialan - tsiniko , mba tsy handehanako eo anatrehany tahaka ny olona mpaniratsira .
JOB 13:17     Alignment score: 0.209 → 0.277
God , listen carefully to my speech ; let my declaration come
to your ears .
Andriamanitra ô , henoy tsara ny teny alahatro ; aoka ny fanambarako ho tonga eo an - tsofinao .
JOB 13:18     Alignment score: 0.188 → 0.193
See now , I have set my defense in order ; I know that I will be vindicated .
Indro ankehitriny , efa nalahatro tsara ny fiarovan
- tenako ; fantatro fa tsy manan - tsiny aho .
JOB 13:19     Alignment score: 0.276 → 0.276
Who is the one who would argue against me in court ? If you came to do so , and if I were proved wrong , then I would be silent and die .
Iza ilay iray izay hiady amiko eo amin ' ny fitsaràna ? Raha tonga hanao izany Ianao , ka raha voaporofo fa diso aho , dia hangina aho ka hahafoy ny aiko .
JOB 13:20     Alignment score: 0.399 → 0.402
God , do only two things for me , and then I will not hide myself from your face :
Andriamanitra ô , zavatra roa ihany no ataovy amiko , dia tsy hanafina ny tenako amin ' ny tavanao
aho :
JOB 13:21     Alignment score: 0.201 → 0.244
withdraw your oppressive hand from me , and do not let your terrors make me afraid .
esory amiko ny tana - mampahorinao , ary aza avela hampatahotra
ahy ny fampihorohoroanao .
JOB 13:22     Alignment score: 0.311 → 0.316
Then call me , and I will answer ; or let me speak to you , and you answer me .
Antsoy aho , dia hamaly aho ; na mamelà ahy hiteny aminao , dia hamaly ahy Ianao .
JOB 13:23     Alignment score: 0.22
How many are my iniquities and sins ? Let me know
my transgression and my sin .
Firy ny hadisoako sy ny fahotako ? Ampahafantaro ahy ny heloko sy ny fahotako .
JOB 13:24     Alignment score: 0.403
Why do you hide your face from me and treat me like your enemy ?
Nahoana Ianao no manafina ny tavanao
amiko ka mitondra ahy tahaka ny fahavalonao ?
JOB 13:25     Alignment score: 0.21 → 0.222
Will you cause
a driven leaf to tremble ? Will you pursue dry stubble ?
Hanenjika ravin - kazo lasan ' ny rivotra ve Ianao ? Hanenjika mololo maina ve Ianao ?
JOB 13:26     Alignment score: 0.308
For you write down bitter things against me ; you make me inherit the iniquities of my youth .
Fa manoratra zava - mangidy hanohitra ahy Ianao ; hampandovànao ahy ny heloky
ny fahatanorako .
JOB 13:27     Alignment score: 0.212 → 0.229
You also put my feet in the stocks ; you closely watch all my paths ; you examine the ground where the soles of my feet have walked
Ataonao
ao anaty gadra vy ihany koa ny tongotro ; jerenao akaiky ny lalako rehetra ; dinihanao ihany koa ny tany izay nohitsahan ' ny faladian - tongotro
JOB 13:28     Alignment score: 0.236 → 0.251
although I am like a rotten thing that wastes away , like a garment that moths have eaten .
na dia tahaka ny zavatra lo izay mihalevona aza aho , tahaka ny akanjo lanin ' ny kalalao .
JOB 13     Average alignment score: 0.28 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42