Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 20:1     Alignment score: 0.447 → 0.758
Then Zophar the Naamathite answered and said ,
Dia namaly i Zofara ilay Namatita ary niteny hoe :


JOB 20:2     Alignment score: 0.245
" My thoughts make me answer quickly because of the worry that is in me .
" Ireo eritreritro
no mahatonga ahy hamaly haingana nohon ' ny fitaintainana izay ao anatiko .
JOB 20:3     Alignment score: 0.32 → 0.32
I hear a rebuke that dishonors me , but a spirit from my understanding answers me .
Mandre teny
mafy izay manala baraka ahy aho , saingy misy fanahy avy amin ' ny fahazavan - tsaiko mamaly ahy .
JOB 20:4     Alignment score: 0.168
Do you not know this fact from ancient times , when God placed man on earth :
Tsy fantatrao
ve izao zava - misy izao hatramin ' ny andro fahiny , raha nametraka ny olombelona teto an - tany Andriamanitra :
JOB 20:5     Alignment score: 0.328
the triumph of a wicked man is short , and the joy of a godless man lasts only for a moment ?
ny fandresen
' ny olona ratsy fanahy dia fohy , ary ny hafalian ' ny mpaniratsira dia maharitra fotoana fohy ihany ?
JOB 20:6     Alignment score: 0.322 → 0.327
Though his height reaches up to the heavens , and his head reaches to the clouds ,
Na dia mahatakatra ny lanitra aza ny haavony
, ary mananika ny rahona ny lohany ,
JOB 20:7     Alignment score: 0.249
yet such a person will perish forever like his own dung ; those
who have seen him will say , ' Where is he ? '
dia mbola ho levona toy ny malotony ny olona toy izany ; ireo izay nahita azy dia hiteny hoe : ' Aiza izy ? '
JOB 20:8     Alignment score: 0.447
He will fly away like a dream and will not be found ; indeed , he will be chased away like a vision of the night .
Hanidina toy ny nofy izy ary tsy ho hita ; eny tokoa , ho enjehina toy ny fahitana amin ' ny alina izy .
JOB 20:9     Alignment score: 0.333
The eye that saw him will see him no more ; his place will see him no longer .
Ny maso izay nahita azy dia tsy hahita azy intsony ; ny toerany
dia tsy hahita azy intsony .
JOB 20:10     Alignment score: 0.219
His children will apologize to poor people ; his hands will have to give
back his wealth .
Hiala tsiny amin ' ny olona mahantra ireo zanany ; tsy maintsy hamerina ny harena azony ny tanany .
JOB 20:11     Alignment score: 0.355
His bones are full of youthful strength , but it will lie down with him in the dust .
Ireo taolany
dia feno ny tanjaky ny fahatanorana , saingy handry miaraka aminy anaty vovoka izany .
JOB 20:12     Alignment score: 0.375 → 0.379
Although wickedness is sweet in his mouth , although he hides it under his tongue ,
Na dia mamy ao am - bavany
aza ny faharatsiana , na dia manafina izany ao ambanin ' ny lelany aza izy ,
JOB 20:13     Alignment score: 0.237
although he holds it there and does not let it go but keeps it still in his mouth
na dia mihazona izany ao sady tsy mamela izany handeha fa mbola mihazona izany tsara ao am - bavany
ihany aza izy
JOB 20:14     Alignment score: 0.328
the food in his intestines turns bitter ; it becomes the poison of asps inside him .
dia mivadika mangidy ny sakafo ao anaty tsinainy ; zary poizina avy amin ' ny bibilava ao anatiny
izany .
JOB 20:15     Alignment score: 0.266
He swallows down riches , but he will vomit them up again ; God will cast them out of his stomach .
Mitelina harena izy , saingy handoa izany indray ; havoakan'Andriamanitra avy ao amin ' ny kibony
izany .
JOB 20:16     Alignment score: 0.275
He will suck the poison of asps ; the viper 's tongue will kill him .
Hitsetsitra ny poizin
' ny bibilava izy ; hamono azy ny lelan ' ny menarana .
JOB 20:17     Alignment score: 0.314 → 0.316
He will not enjoy the streams , the torrents of honey and butter .
Tsy hankafy ireo renirano , ireo riakan ' ny tantely sy ero - dronono izy .
JOB 20:18     Alignment score: 0.22
He will give
back the fruit of his labor and will not be able to swallow it ; he will not enjoy the wealth earned by his commerce .
Hamerina ny vokatra izay nisasarany izy ary tsy afaka ny hinana izany ; tsy afaka ny hankafy ny harena azony tamin ' ny varony izy .
JOB 20:19     Alignment score: 0.233 → 0.233
For he has oppressed and neglected poor people ; he has violently taken away houses that he did not build
.
Satria izy nampahory sy nanao tsinontsinona ny olona mahantra ; naka an - keriny ireo trano izay tsy naoriny izy .
JOB 20:20     Alignment score: 0.191 → 0.202
Because he has known no satisfaction in his belly , he will not be able to save anything in which he takes pleasure .
Satria izy tsy nahalala fahafaham - po tamin ' ny tenany
, dia tsy afaka ny hahavonjy ny zava - drehetra izay nakany fahafinaretana izy .
JOB 20:21     Alignment score: 0.127
There is nothing left that he did not devour ; therefore his prosperity will not be permanent .
Tsy misy izay tavela ka tsy nolevoniny ; noho izany dia manam - petra ihany ny fahombiazany .
JOB 20:22     Alignment score: 0.171 → 0.177
In the fullness of his abundance he will fall into trouble ; the hand of everyone who suffers will come
against him .
Hilatsaka anaty fahoriana amin ' ny fahabetsahan ' ny hareny izy ; ny tanan ' ny tsirairay izay ao anaty fahantrana dia ho avy hanohitra azy .
JOB 20:23     Alignment score: 0.276 → 0.278
When he is about to fill his stomach , God will throw the fierceness of his wrath on him ; God will rain it down on him while he is eating .
Rehefa hameno ny kibony
izy , dia hatorak'Andriamanitra aminy ny firehetan ' ny fahatezerany ; handrotsaka izany eo aminy Andriamanitra rehefa eo am - pihinanana izy .
JOB 20:24     Alignment score: 0.333 → 0.358
Although that man will flee from the iron weapon , a bow of bronze will shoot him .
Na dia hitsoaka ny fitaovam - piadiana vy aza izany lehilahy izany , dia hahavoa azy ny tsipìka varahina .
JOB 20:25     Alignment score: 0.1 → 0.128
He pulls it out of his back and the gleaming point comes out of his liver . Terrors come
over him .
Hanindrona avy ao an - damosiny ny lefona ary ho tafavoaka ; ary hivoaka avy ao amin ' ny atiny tokoa ny tendrony manjelanjelatra ; ho tonga eo aminy ny horohoro .
JOB 20:26     Alignment score: 0.233 → 0.238
Complete darkness is reserved for his treasures
; a fire not fanned will devour him ; it will consume what is left in his tent .
Aizin - kitroka tanteraka no miandry ny hareny ; ary afo tsy notsofina no handoro azy ; handevona izay sisa tavela ao anatin ' ny lainy izany .
JOB 20:27     Alignment score: 0.289
The heavens will reveal his iniquity , and the earth will rise
up against him as a witness .
Hanambara ny helony ny lanitra , ary hijoro vavolombelona hanohitra azy ny tany .
JOB 20:28     Alignment score: 0.197 → 0.195
The wealth of his house will vanish ; his goods will flow away on the day of God 's wrath .
Hielina ny harena ao an - tranony
; hikoriana hiala aminy amin ' ny andron ' ny fahatezeran ' Andriamanitra ireo fananany .
JOB 20:29     Alignment score: 0.247
This is the wicked man 's portion from God , the heritage decreed for him by God . "
Izany no anjaran ' ny olona ratsy fanahy avy amin'Andriamanitra , ny lova voatokana ho azy avy amin'Andriamanitra . "
JOB 20     Average alignment score: 0.272 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42