Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 7:1     Alignment score: 0.248 → 0.252
Does not man have hard labor on earth ? Are not his days like the days of a hired man ?
Moa ve ny olona tsy manana asa mafy eto an - tany ? Moa ve ny androny
tsy mitovy amin ' ny andron ' ny lehilahy iray nokaramaina ?


JOB 7:2     Alignment score: 0.327
Like a slave earnestly desires the shadows of evening , like a hired man looks for his wages
Toy ny andevo iray maniry fatratra ny aloky
ny hariva , toy ny lehilahy iray mitady ny karamany
JOB 7:3     Alignment score: 0.199 → 0.226
so I have been assigned months of emptiness ; I have been given trouble - filled nights .
koa dia natao mba hiaritra ny volan
' ny fahoriana aho ; efa nomena alina feno fikorontanana aho .
JOB 7:4     Alignment score: 0.331 → 0.331
When I lie down , I say to myself , ' When will I get up and when will the night be gone ? ' I am full
of tossing to and fro until the day 's dawning .
Rehefa mandry aho , dia milaza amin ' ny tenako hoe : ' Rahoviana aho no hifoha ary rahoviana ny alina no ho lasa ? ' Nivadibadika ambony ambany aho mandra - parainan ' ny andro .
JOB 7:5     Alignment score: 0.286 → 0.289
My flesh is clothed with worms and clods of dust ; the sores in my skin harden up and then dissolve and run afresh .
Nitafy kankana sy baingan - tany
ny nofoko ; maina ny fery tamin ' ny hoditro ary avy eo dia afaka ary miverina indray .
JOB 7:6     Alignment score: 0.207 → 0.248
My days are swifter than a weaver 's shuttle ; they pass without hope .
Haingam - pandeha noho ny famahanan - tenona ny androko ; mandalo tsy misy fanantenana ireo .
JOB 7:7     Alignment score: 0.314
God , call to mind that my life is only a breath ; my eye will no more see good .
Ry Andriamanitra , tsarovy fa ny fiainako dia fofonaina
iray ihany ; tsy hahita soa intsony ny masoko .
JOB 7:8     Alignment score: 0.313
The eye of God , who sees me , will see me no more ; God 's eyes will be on me , but I will not exist .
Ny mason'Andriamanitra , izay mahita ahy , dia tsy hahita ahy intsony ; ny mason'Andriamanitra dia ho eo amiko , saingy tsy hisy aho .
JOB 7:9     Alignment score: 0.254 → 0.255
As a cloud is consumed and vanishes away , so he who goes down to Sheol will come
up no more .
Tahaka ny rahona levona sy mihelina , dia toy izany koa no tsy hiakaran'izay midina any amin ' ny Fiainan - tsy hita intsony .
JOB 7:10     Alignment score: 0.2
He will return no more to his house ; neither will his place know him again .
Tsy hiverina any an - tranony
intsony izy ; na ny fonenany aza tsy hahalala azy intsony .
JOB 7:11     Alignment score: 0.285
Therefore I will not restrain my mouth ; I will speak in the anguish of my spirit ; I will complain in the bitterness of my soul .
Noho izany tsy hanakombona ny vavako aho ; fa hiteny amin ' ny fangirifirian
' ny fanahiko ; hitaraina amin ' ny fangidian ' ny fanahiko aho .
JOB 7:12     Alignment score: 0.32
Am I the sea or a sea monster that you place a guard over me ?
Moa ve ranomasina aho na biby masiaka an - dranomasina no asinao fiambenana eo amiko ?
JOB 7:13     Alignment score: 0.288 → 0.315
When I say , ' My bed will comfort me , and my couch will ease my complaint , '
Rehefa milaza aho hoe : ' Hampionona ahy ny farafarako , ary ny fandriako hampitony ny fitarainako , '
JOB 7:14     Alignment score: 0.249
then you frighten me with dreams and terrify me through visions ,
dia mampatahotra
ahy amin ' ny nofy sy mampihorohoro ahy amin ' ny alalan ' ny fahitana Ianao ,
JOB 7:15     Alignment score: 0.251
so that my soul would choose strangling and death rather than preserving these bones of mine .
mba hisafidianako ny fanakendana sy ny fahafatesana toy izay miaro ireto taolako ireto .
JOB 7:16     Alignment score: 0.376
I despise my life ; I would not wish to always be alive
; let me alone , for my days are useless .
Halako ny fiainako ; tsy maniry ny ho velona lalandava aho ; avelao irery aho fa tsy misy dikany ny androko .
JOB 7:17     Alignment score: 0.209 → 0.211
What is man that you should pay attention to him , that you should set your mind on him ,
Inona moa ny olona no tokony hiahianao , no tokony ho rarahianao ,
JOB 7:18     Alignment score: 0.263 → 0.263
that you should observe him every morning and test him every moment ?
no tokony ho dinihanao isa - maraina sy tsapainao amin ' ny fotoana rehetra ?
JOB 7:19     Alignment score: 0.193
How long will it be before you look away from me , before you let me alone long enough for me to swallow down my own saliva ?
Mandra - pahoviana izany mialohan ' ny hialanao amiko , mialohan ' ny hamelanao ahy irery ampy hitelomako ny iviko ?
JOB 7:20     Alignment score: 0.289
Even if I have sinned , what would that do to you , you who watch men ? Why have you made a target of me , so that I am a burden for you ?
Na dia nanota aza aho , dia ho inonao moa izany , Ianao izay mandinika ny olona ? Nahoana Ianao no nikendry ahy , mba ho enta - mavesatra ho anao ?
JOB 7:21     Alignment score: 0.337 → 0.343
Why do you not pardon my transgression
and take away my iniquity ? For now will I lie down in the dust ; you will seek me carefully , but I will not exist . "
Nahoana Ianao no tsy mamela ny hadisoako sy manala ny heloko ? Fa ankehitriny aho dia handry amin ' ny vovoka ; hitady ahy fatratra Ianao , fa tsy hisy aho . "
JOB 7     Average alignment score: 0.285 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42