Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 14:1     Alignment score: 0.316
Man , who is born of woman
, lives only a few days and is full of trouble .
Ny olona , izay natera - behivavy , dia miaina andro vitsy monja ary feno fahoriana .


JOB 14:2     Alignment score: 0.341
He sprouts from the ground like a flower and is cut down ; he flees like a shadow and does not last .
Mitsimoka amin ' ny tany toy ny voninkazo izy ary voakapa ; mandositra toy ny aloka
izy ary tsy maharitra .
JOB 14:3     Alignment score: 0.138 → 0.204
Do you look at any of these
? Do you bring me into judgment with you ?
Mba mijery an'ireny ve Ianao ? Moa entinao ho tsaraina miaraka aminao aho ?
JOB 14:4     Alignment score: 0.348
Who can bring something clean out of something unclean ? No one .
Iza no afaka mitondra zavatra madio avy amin ' ny zavatra maloto ? Tsy misy .
JOB 14:5     Alignment score: 0.15 → 0.16
Man 's days are determined . The number of his months is with you ; you have appointed his limits that he can not pass
.
Voafaritra ny andron ' ny olona . Ianao no manapaka ny isan ' ny volana iainany ; ianao no nanondro ny fetrany izay tsy azony hihoarana .
JOB 14:6     Alignment score: 0.205 → 0.25
Look away from him that he may rest , so that he may enjoy his day like a hired man if he can do so .
Mihodìna aminy mba hitsaharany , ka mba hankafizany ny androny
toy ny mpikarama raha afaka manao izany izy .
JOB 14:7     Alignment score: 0.33
There can be hope for a tree ; if it is cut down , it might sprout again , so that its tender stalk does not disappear .
Mety hisy fanantenana ny hazo ; raha voakapa izany , dia mety hitsimoka indray , mba tsy hanjavona ny tahony tanora .
JOB 14:8     Alignment score: 0.26 → 0.271
Though its root grows old in the earth , and its stump dies in the ground ,
Na dia miha - antitra ao amin ' ny tany aza ny fakany , ary maty ao amin ' ny tany ny fotony ,
JOB 14:9     Alignment score: 0.21
yet even if it only smells water , it will bud and send
out branches like a plant .
nefa na dia mamofona rano fotsiny aza izany , dia hitsiry sy hisandrahaka tahaka ny zava - maniry izany .
JOB 14:10     Alignment score: 0.325 → 0.325
But man dies ; he becomes weak ; indeed , man stops breathing , and then where is he ?
Fa maty ny olona ; dia lasa malemy izy ; eny tokoa , mitsahatra tsy miaina ny olona , ary aiza izy avy eo ?
JOB 14:11     Alignment score: 0.341 → 0.341
As water disappears from a lake , and as a river becomes dry and dries up ,
Toy ny fanjavonan ' ny rano amin ' ny farihy , sy toy ny faharitan ' ny renirano ka maina ,
JOB 14:12     Alignment score: 0.29 → 0.281
so people lie down and do not rise again . Until the heavens are no more , they will not awake
nor be roused out of their sleep .
dia toy izany koa no handrian ' ny olona ary tsy mifoha intsony . Mandra - paha - tsy hisian ' ny lanitra intsony , dia tsy hifoha na hitsangana amin ' ny torimasony izy ireo .
JOB 14:13     Alignment score: 0.275 → 0.294
Oh , that you would hide me away in Sheol away from troubles , and that you would keep me in private until your wrath is over , that you would set me a fixed time to stay there and then call me to mind !
Iriako
ny mba hanafenanao ahy any amin ' ny Fiainan - tsy hita lavitry ny fahoriana , ary mba hihazonanao ahy ao amin ' ny miafina mandra - pitsahatry ny hatezeranao , sy hanendrenao fotoana voatondro ho ahy hijanonako any ary mba hahatsiarovanao ahy avy eo !
JOB 14:14     Alignment score: 0.306 → 0.31
If a man dies , will he live again ? All my time of service there I will wait until my release should come
.
Raha maty ny olona iray , moa mbola hiaina indray izy ? Raha izany , dia maniry ny hiandry ny fotoam - paharerahako rehetra any aho mandra - pahatongan ' ny fanafahana ahy .
JOB 14:15     Alignment score: 0.216
You would call , and I would answer you . You would have a desire for the work of your hands .
Hiantso Ianao , dia hamaly Anao aho . Hanam - paniriana amin ' ny asan ' ny tananao
Ianao .
JOB 14:16     Alignment score: 0.205
You would number and care for my footsteps ; you would not keep track of my sin .
Hanisa sy hiahy ny diako Ianao ; tsy hitazona ny fahotako Ianao .
JOB 14:17     Alignment score: 0.181
My transgression
would be sealed up in a bag ; you would cover up my iniquity .
Ho voahisy tombo - kase ao anaty kitapo ny fandikan - dalàko ; ary hanarona ny heloko Ianao .
JOB 14:18     Alignment score: 0.149 → 0.158
But even mountains
fall and crumble to nothing ; even rocks are moved out of their place ;
Fa na ny tendrombohitra aza mianjera ary lasa tsinontsinona ;
JOB 14:19     Alignment score: 0.255 → 0.26
the waters wear down the stones ; their flooding washes away the dust of the earth . Like this , you destroy the hope of man .
na ny vatolampy aza voahozongozona amin ' ny toerany
; lanin ' ny rano ny vato ; lasan ' ny riakany ny vovoky ny tany . Tahaka izany , no hamotehanao ny fanantenan ' ny olona .
JOB 14:20     Alignment score: 0.286
You forever defeat him , and he passes
away ; you change his face and send him away to die .
Mandresy azy mandrakariva Ianao , ary lasana izy ; ovainao ny tavany ary halefanao mba ho faty izy .
JOB 14:21     Alignment score: 0.239
If his sons are honored , he does not know it ; and if they are brought low , he does not see it .
Raha omem - boninahitra
ireo zanany lahy , dia tsy fantany izany ; ary raha haetry izy ireo , dia tsy hitany izany .
JOB 14:22     Alignment score: 0.245 → 0.3
He feels only the pain of his own body , and he mourns for himself .
Ny fanaintainan
' ny vatany manokana ihany no tsapany , ary misaona ho an ' ny tenany ihany izy .
JOB 14     Average alignment score: 0.267 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42