Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 37:1     Alignment score: 0.235 → 0.241
Indeed , my heart trembles at this ; it is moved out of its place .
Eny tokoa , mihorohoro amin'izany ny foko ; miala amin ' ny toerany
.


JOB 37:2     Alignment score: 0.278
Hear , oh , hear the noise of his voice , the sound that goes out from his mouth .
Henoy , oh , henoy ny fikotaban ' ny feony , ny feo izay mivoaka avy amin ' ny vavany .
JOB 37:3     Alignment score: 0.297 → 0.307
He sends it out under the whole sky , and he sends out his lightning to the edges of the earth .
Mandefa izany eny ambany lanitra manontolo Izy , ary mandefa ny tselam - pahazavany hatrany amin ' ny sisin
- tany .
JOB 37:4     Alignment score: 0.259 → 0.264
A voice roars after it ; he thunders with the voice of his majesty ; he does not restrain the lightning bolts when his voice is heard .
Misy feo mierona aorian'izany ; mikotrokotroka amin ' ny feon
' ny voninahiny Izy ; tsy manakana ny tsela - pahazavana hitselatra Izy rehefa re ny feony .
JOB 37:5     Alignment score: 0.251 → 0.283
God thunders marvelously with his voice ; he does great things that we can not comprehend .
Mahatalanjona ny fikotrokotroky ny feon'Andriamanitra ; manao zavatra lehibe izay tsy takatsika Izy .
JOB 37:6     Alignment score: 0.265
For he says to the snow , ' Fall
on the earth ' ; and to the rain shower , ' Be strong . '
Fa hoy Izy amin ' ny oram - panala : " Milatsaha eny amin ' ny tany " ; toy izany koa ny ranon'orana : ' Tongava ho rotsak'orana mivatravatra be ' .
JOB 37:7     Alignment score: 0.2 → 0.217
He stops the hand of every man from working , so that all people whom he has made may see his deeds .
Mampitsahatra ny tanan
' ny lehilahy tsirairay amin ' ny asany Izy , mba hahafahan ' ny olona rehetra izay namboariny hahita ireo asany .
JOB 37:8     Alignment score: 0.2
Then the beasts go into hiding and stay in their dens .
Dia miditra ao amin ' ny fiafenany koa ireo bibidia ka mamitsaka any an - johiny .
JOB 37:9     Alignment score: 0.389 → 0.388
The storm comes from its chamber in the south and the cold from the scattering winds in the north .
Ny tafio - drivotra tonga avy any amin ' ny efiny avy any atsimo , ary ny hatsiaka avy amin ' ny fiparitahan ' ny rivotra avy any avaratra .
JOB 37:10     Alignment score: 0.239 → 0.24
By the breath of God ice is given ; the expanse of the waters is frozen like metal .
Amin ' ny alalan ' ny fofonain'Andriamanitra no mampisy ny ranomandry . Mivaingana toy ny vy ny rano be midadasika .
JOB 37:11     Alignment score: 0.366 → 0.371
Indeed , he weighs down the thick cloud with moisture ; he scatters his lightning through the clouds .
Manavesatra ny rahona matevina amin ' ny hamandoana tokoa Izy ; mampiely ny tsela - pahazavany amin ' ny rahona Izy .
JOB 37:12     Alignment score: 0.205
He swirls the clouds around by his guidance , so that they may do whatever he commands them above the surface of the earthly world .
Manodikodina ny rahona araka ny fitarihany
Izy , mba hahafahan'izy ireo manao izay andidiany azy ireo eo ambonin ' ny velaran'izao tontolo izao .
JOB 37:13     Alignment score: 0.427
He makes all of this happen ; sometimes it happens for correction , sometimes for his land , and sometimes as acts of covenant faithfulness .
Ataony miseho izany rehetra izany ; indraindray dia mitranga izany ho fanitsiana , indraindray ho an ' ny taniny
, ary indraindray ho ny asan ' ny fanekena mahatoky .
JOB 37:14     Alignment score: 0.402
Listen to this , Job ; stop and think about God 's marvelous deeds .
Henoy izao , ry Joba ; mijanòna ary saino ny momban'ireo asa mahagagan'Andriamanitra .
JOB 37:15     Alignment score: 0.149 → 0.194
Do you know how God establishes the clouds and makes the lightning bolts to flash in them ?
Fantatrao
ve ny faneren'Andriamanitra amin ' ny sitrapony amin ' ny rahona sy fanaovany ny tsela - pahazavana hitselatra ao amin'ireo ?
JOB 37:16     Alignment score: 0.437
Do you understand the floating of the clouds , the marvelous deeds of God , who is perfect in knowledge ?
Takatrao
ve ny fihevahevan ' ny rahona , ireo asa mahagagan'Andriamanitra , izay tonga lafatra amin ' ny fahalalana ?
JOB 37:17     Alignment score: 0.356 → 0.391
Do you understand how your garments become
hot when the land is still because the wind comes from the south ?
Takatrao ve ny mahatonga ireo akanjonao hafana rehefa tony ny tany satria tonga avy any atsimo ny rivotra ?
JOB 37:18     Alignment score: 0.238
Can you spread out the sky as he can the sky , which is as strong as a mirror of cast metal ?
Ianao ve afaka mamelatra ny habakabaka toy ny ataony dia ny habakabaka , izay mafy toy ny fitaratra manganohano vita amin ' ny vy voarendrika ?
JOB 37:19     Alignment score: 0.296 → 0.299
Teach us what we should say to him , for we can not lay out our arguments in order because of the darkness of our minds .
Mba ampianaro anay ary izay tokony ho lazainay aminy , fa izahay tsy mahavita mandahatra ireo tohan - kevitray nohon ' ny fahamaizinan
' ny fisainanay .
JOB 37:20     Alignment score: 0.232 → 0.259
Should he be told that I wish to speak with him ? Would a person wish to be swallowed up ?
Tokony hilazana izay tiako lazaina
aminy ve Izy ? Misy olona maniry ny ho voatelina ve ?
JOB 37:21     Alignment score: 0.405 → 0.423
Now , people can not look at the sun when it is bright in the sky after the wind has passed through and has cleared it of its clouds .
Ankehitriny , tsy afaka mijery ny masoandro rehefa mamiratra eny amin ' ny habakabaka ve ny olona aorian ' ny fandalovan ' ny rivotra ka nampisavany ny rahony
.
JOB 37:22     Alignment score: 0.325 → 0.34
Out of the north comes golden splendor over God is fearsome majesty .
Avy any avaratra no hihavian ' ny famirapiratana
volamena voninahitra mampatahotra no eo amin'Andriamanitra .
JOB 37:23     Alignment score: 0.412
As for the Almighty , we can not find him ! He is great in power ; he does not oppress justice and abundant righteousness .
Raha ny amin'ilay Tsitoha , tsy afaka mahita Azy isika ! Izy dia lehibe amin ' ny fahefana ; tsy mampahory ny rariny Izy ary be fahamarinana .
JOB 37:24     Alignment score: 0.226 → 0.231
Therefore , people fear him . He does not pay any attention to those
who are wise in their own minds . "
Noho izany , matahotra Azy ny olona . Tsy mijery ireo izay mihevi - tena ho hendry akory Izy . "
JOB 37     Average alignment score: 0.31 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42