Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 27:1     Alignment score: 0.359 → 0.37
Job continued his discourse , and he said ,
Dia nanohy niresaka indray Joba ka nanao hoe :


JOB 27:2     Alignment score: 0.36 → 0.359
" As surely as God lives , who has taken away my justice , the Almighty , who made my life bitter ,
" Raha mbola velona tokoa Andrianamanitra , izay nanaisotra ny rariny ho ahy , ilay Tsitoha , izay nampangidy ny fiainako ,
JOB 27:3     Alignment score: 0.264
while my life is yet in me , and the breath from God is in my nostrils , this is what I will do .
raha mbola ato amiko ny aiko , ary eo am - bavoroko ny fofon'aina avy amin'Andriamanitra , dia izao no ho ataoko .
JOB 27:4     Alignment score: 0.426
My lips will not speak wickedness , neither will my tongue speak deceit ;
Tsy hiteny faharatsiana ny molotro
, na hiteny fitaka ny lelako ;
JOB 27:5     Alignment score: 0.324 → 0.324
I will never admit that you are right ; until I die I will never deny my integrity .
tsy hanaiky mihitsy aho hoe marina ianareo telo ; mandra - pahafatiko dia tsy handà ny fahitsiako mihitsy aho .
JOB 27:6     Alignment score: 0.167
I hold fast to my righteousness and will not let it go ; my conscience will not accuse me so long as I live .
Hazoniko mafy ny fahamarinako ary tsy havelako handeha ; tsy handatsa ahy mihintsy ny eritreritro raha mbola velona aho .
JOB 27:7     Alignment score: 0.338
Let my enemy be like a wicked man ; let him who rises up against me be like an unrighteous man .
Aoka ny fahavaloko ho toy ny olona ratsy fanahy ; aoka izay mitsangana hanohitra ahy ho toy ny olona tsy marin
.
JOB 27:8     Alignment score: 0.382
For what is the hope of a godless man when God cuts him off , when God takes away his life ?
Fa inona no fanantenan
' ny mpaniratsira rehefa haringan'Andriamanitra izy , rehefa esorin'Andriamanitra ny ainy ?
JOB 27:9     Alignment score: 0.207
Will God hear his cry when trouble comes upon him ?
Moa ho henon'Andriamanitra ny fitarainany rehefa tonga aminy ny fahoriana ?
JOB 27:10     Alignment score: 0.338
Will he delight himself in the Almighty and call upon God at all times ?
Moa hampiravoravo ny tenany amin'ilay Tsitoha izy ary hiantso an'Andriamanitra amin ' ny fotoana rehetra ?
JOB 27:11     Alignment score: 0.409 → 0.41
I will teach you concerning the hand of God ; I will not conceal the thoughts of the Almighty .
Hampianatra anareo mahakasika ny tanan'Andriamanitra aho ; ary tsy hanafina ny eritreritr'ilay Tsitoha aho .
JOB 27:12     Alignment score: 0.283 → 0.283
See , all of you have seen this yourselves ; why then have you become
completely useless ?
Indro , ianareo rehetra mihitsy no nahita ity ; koa nahoana ary ianareo no niteny izao zavatra tsy misy dikany rehetra izao ?
JOB 27:13     Alignment score: 0.448
This is the portion of a wicked man with God , the inheritance of the oppressor that he receives from the Almighty :
Izao no anjaran ' ny olona ratsy fanahy amin'Andriamanitra , ny lovan
' ny mpampahory izay raisiny avy amin'ilay Tsitoha :
JOB 27:14     Alignment score: 0.443
If his children multiply , it is for the sword ; his offspring will never have enough food .
Raha mihamaro
ny zanany , dia ho an ' ny sabatra izany ; tsy ho ampy sakafo mihintsy ny taranany .
JOB 27:15     Alignment score: 0.19 → 0.199
Those
who survive him will be buried by plague , and their widows will make no lament for them .
Ireo izay sisa velona amin'izany dia halevin ' ny areti - mandringana , ary ny vady navelan'izy ireo tsy mba mitomany azy ire .
JOB 27:16     Alignment score: 0.44
Though the wicked man heaps up silver like the dust , and heaps up clothing like clay ,
Na dia manangona volafotsy toy ny vovoka aza ny olona ratsy fanahy , ary manangona fitafiana toy ny tanimanga ,
JOB 27:17     Alignment score: 0.36
he may heap up clothing , but righteous people will put it on , and innocent people will divide up the silver among themselves .
dia mety hanangona fitafiana ihany izy , fa ny olona marina no hitafy izany , ary ny olona tsy manan - tsiny hizara ny volafotsy eo amin'izy ireo .
JOB 27:18     Alignment score: 0.255
He builds his house like a spider , like a hut that a guard makes .
Manangana ny tranony
toy ny hala izy , toy ny trano bongo izay ataon ' ny mpiambina .
JOB 27:19     Alignment score: 0.275 → 0.273
He lies down in bed rich , but he will not keep doing so ; he opens his eyes , and everything is gone .
Mandry ao am - pandriana amin ' ny fananan
- karena izy , saingy tsy hijanona amin'izany izy ; manokatra ny masony izy , ary lasa ny zavatra rehetra .
JOB 27:20     Alignment score: 0.252 → 0.256
Terrors overtake him like waters ; a storm takes him away in the night .
Mandrendrika azy toy ny rano ny horohoro ; maka azy amin ' ny alina ny tafio - drivotra .
JOB 27:21     Alignment score: 0.268
The east wind carries him away , and he leaves ; it sweeps him out of his place .
Entin ' ny rivotra avy any atsinanana izy , ary lasa ; mamafa azy tsy ho eo amin ' ny toerany
izany .
JOB 27:22     Alignment score: 0.146 → 0.157
It throws itself at him and does not stop ; he tries to flee out of its hand .
Mampifatratra ny tenany any aminy izany ary tsy mijanona ; miezaka ny mitsoaka miala ny tanany izy .
JOB 27:23     Alignment score: 0.214
It claps its hands at him and hisses him from his place .
Miteha - tanana
azy amin ' ny fanesoana izany ; misiotsioka azy hiala amin ' ny toerany izany .
JOB 27     Average alignment score: 0.312 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42