Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 2:1     Alignment score: 0.366
Then it was the day when the sons of God came to present themselves before Yahweh . Satan also came with them to present himself before Yahweh .
Ary tamin'izany andro izany , tonga niseho
teo anatrehan'i Yaveh ireo zanak'Andriamanitra . Tonga niaraka tamin'izy ireo hiseho teo anatrehan'i Yaveh ihany koa i Satana .


JOB 2:2     Alignment score: 0.532 → 0.537
Yahweh said to Satan , " From where have you come
? " Then Satan answered Yahweh and said , " From wandering on the earth , from going back and forth on it . "
Hoy Yaveh tamin'i Satana hoe : " Tonga avy aiza ianao ? " Dia namaly an'i Yaveh i Satana ka nanao hoe : " Avy nirenireny teny an - tany , nivezivezy teny . "
JOB 2:3     Alignment score: 0.316 → 0.316
Yahweh said to Satan , " Have you considered my servant Job ? For there is no one like him on the earth , a blameless and upright man , one who fears God and turns away from evil . He still holds fast to his integrity , although you misled me against him , to destroy him without cause . "
Hoy Yaveh tamin'i Satana hoe : " Moa ve efa nandinika an'i Joba mpanompoko Ianao ? Satria tsy misy na iray aza eto an - tany ka mitovy aminy , lehilahy tsy misy tsiny sady marina , matahotra an'Andriamanitra ary mifady ny ratsy . Mbola mihazona ny fahitsiany
hatrany izy , na dia efa namily lalana Ahy hanohitra azy aza ianao , mba hamotika azy tsy amin ' ny antony . "
JOB 2:4     Alignment score: 0.501
Satan answered Yahweh and said , " Skin for skin , indeed ; a man will give all he has for his life .
Satana namaly an'i Yaveh ka nanao hoe : " Hoditra takalon ' ny hoditra ; eny tokoa ; ny olona dia hanome izay rehetra hananany ho takalon ' ny ainy .
JOB 2:5     Alignment score: 0.388
But stretch out your hand now and touch his bones and his flesh , and see if he does not curse you to your face . "
Fa ahinjiro ny tananao
izao ary kasiho ny taolany sy ny nofony , dia jereo raha tsy hanozona anao eo amin ' ny tavanao izy . "
JOB 2:6     Alignment score: 0.476
Yahweh said to Satan , " See , he is in your hand ; it is only his life that you must spare . "
Hoy Yaveh tamin'i Satana hoe : " Indro , eo am - pelatananao izy ; ny ainy ihany no aoka harovanao . "
JOB 2:7     Alignment score: 0.372 → 0.372
Then Satan went away from the presence of Yahweh . He struck Job with painful boils from the sole of his feet
to his head .
Dia lasa Satana niala teo amin ' ny fanatrehan'i Yaveh . Namely vay ratsy an'i Joba hatreny am - paladia ka hatreny an - tampon - doha izy .
JOB 2:8     Alignment score: 0.36 → 0.36
Job took a piece of broken pottery to scrape himself with , and he sat down in the middle of ashes .
Naka vakim - bilany vita tamin ' ny tanimanga i Joba hihaokaorany ny vatany
, ary nipetraka teo afovoan ' ny lavenona izy .
JOB 2:9     Alignment score: 0.251 → 0.27
Then his wife said to him , " Do you still hold fast to your integrity ? Curse God and die . "
Dia hoy ny vadiny taminy hoe : " Mbola mihazona ny fahitsinao ihany ve ianao ? Ozony
Andriamanitra ary matesa . "
JOB 2:10     Alignment score: 0.338 → 0.344
But he said to her , " You talk as a foolish woman talks . Should we receive the good from God and not receive the bad ? " In all this matter , Job did not sin with his lips .
Fa hoy izy taminy hoe : " Miresaka toy ny firesaky ny vehivavy adala ianao . Ny tsara ihany ve no tokony ho raisintsika avy amin'Andriamanitra ka tsy ho raisina ny ratsy ? " Noho izany rehetra izany , dia tsy nanota tamin ' ny molony i Joba .
JOB 2:11     Alignment score: 0.524 → 0.524
Now when Job 's three friends heard of all this evil that had come
on him , each of them came from his own place : Eliphaz the Temanite , Bildad the Shuhite , and Zophar the Naamathite . They set a time to come to mourn with him and to comfort him .
Ary rehefa nandre ny ratsy rehetra nanjo azy ireo naman'i Joba telo , dia samy tonga avy any amin ' ny toerany avy izy ireo : Elifaza ilay Temanita , Bildada ilay Sohita , ary Zofara ilay Namatita . Nanokana fotoana izy ireo mba hiarahana ory aminy sy hampaherezana azy .
JOB 2:12     Alignment score: 0.306 → 0.327
When they lifted up their eyes at a distance , they did not recognize him . They raised their voices and wept ; each tore his robe and threw dust into the air and upon his own head .
Rehefa nitazana avy eny lavitra izy ireo , dia tsy nahafantatra azy . Nanandratra ny feony izy ireo ary nitomany ; samy nandrovitra ny akanjony ary namafy vovoka teny
amin ' ny rivotra sy teo amin ' ny lohany ihany ny tsirairay .
JOB 2:13     Alignment score: 0.37 → 0.37
Then they sat with him on the ground for seven days and seven nights . No one spoke a word to him , for they saw that his grief was very great .
Avy eo dia nipetraka tamin ' ny tany niaraka taminy izy ireo nandritry
ny fito andro sy fito alina . Tsy nisy niresaka taminy izy ireo , satria hitan'izy ireo fa tena lehibe tokoa ny alahelony .
JOB 2     Average alignment score: 0.392 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42