Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 30:1     Alignment score: 0.222 → 0.236
Now those
who are younger than I have nothing but mockery for me these young men whose fathers I would have refused to allow to work beside the dogs of my flock .
Ankehitriny ireo izay tanora noho izaho dia tsy manana na inona na inona afa - tsy fanesoana ho ahy dia ireo tovolahy izay tsy navelako hiasa eo akaikin ' ny amboan ' ny biby fiompiko ny rain'izy ireo .


JOB 30:2     Alignment score: 0.237 → 0.247
Indeed , the strength of their fathers ' hands , how could it have helped me men in whom the strength of their mature age had perished ?
Eny tokoa , ny herin
' ny tanan'ireo rainy , ahoana no nahafahan'izany nanampy ahy ireo lehilahy izay foana ny herin ' ny taonan ' ny fahamatoran'izy ireo ?
JOB 30:3     Alignment score: 0.31 → 0.31
They were thin from poverty and hunger ; they gnawed at the dry ground in the darkness of wilderness and desolation .
Nahia nohon ' ny fahantrana sy ny hanoanana izy ireo ; nihinana tamin ' ny tany maina anaty aizin
' ny tany efitra sy rava izy ireo .
JOB 30:4     Alignment score: 0.105 → 0.111
They plucked saltwort and bushes ' leaves ; the roots of the broom tree were their food .
Nioty tsimon - kazo mangidy sy ravin - boaroy izy ireo ; ny fakan
' ny anjavidy no sakafon'izy ireo .
JOB 30:5     Alignment score: 0.228 → 0.235
They were driven out from among people who shouted after them as one would shout after a thief .
Noroahina tsy ho eo amin ' ny olona izay nanakora azy ireo tahaka ny fanakoran ' ny olona iray ny mpangalatra izy ireo .
JOB 30:6     Alignment score: 0.138 → 0.166
So they had to live
in river valleys , in holes of the earth and of the rocks .
Koa tsy maintsy nonina tany an - dohasahan - driaka izy ireo , tao an - davaky ny tany sy ny vatolampy .
JOB 30:7     Alignment score: 0.215 → 0.225
Among the bushes they brayed like donkeys and they gathered together under the nettles .
Naneno toy ny ampondra teo amin'ireo voaroy izy ireo ; ary tao ambanin'ireo voaroy no niarahan'izy ireo niangona .
JOB 30:8     Alignment score: 0.268 → 0.297
They were the sons of fools , indeed , sons of nameless people ! They were driven out of the land with whips .
Zanak'adala izy ireo , eny tokoa , zanak'olona tsy manan
- kaja izy ireo ! Noroahina hiala tamin ' ny tany tamin ' ny karavasy izy ireo .
JOB 30:9     Alignment score: 0.182 → 0.185
But now I have become
the subject of their taunting song ; I have become a byword for them .
Fa ankehitriny , lasa hira fanesoana ho an'ireo zanany aho ; eny tokoa , lasa fihomehezana ho azy ireo aho ankehitriny .
JOB 30:10     Alignment score: 0.274
They abhor me and stand far off from me ; they do not refrain from spitting in my face .
Mankahala ahy sy mijoro lavitra ahy izy ireo ; ary tsy mitsahatra ny mandrora ny tavako .
JOB 30:11     Alignment score: 0.198 → 0.202
For God has unstrung the string to my bow and afflicted me , and those
who taunt me cast off restraint before my face .
Fa Andriamanitra namaha ny tady tamin ' ny tsipìkako sy nampahory ahy , ary ireo izay manaratsy ahy dia nanipy ny fanereny teo anatrehan ' ny tavako .
JOB 30:12     Alignment score: 0.171 → 0.21
Upon my right hand rise
the rabble ; they drive me away and pile up against me their siege mounds .
Eo amin ' ny tanana an - kavanako no hitsanganan ' ny androvolahy ; mandroaka ahy izy ireo ary manao dongon - tany hanao fahirano ahy .
JOB 30:13     Alignment score: 0.195
They destroy my path ; they push forward disaster for me , men who have no one to hold them back .
Ravàn'izy ireo ny lalako ; atosik'izy ireo ho eo amiko ny loza , dia ireo lehilahy izay tsy misy na iza na iza hitazona azy ireo .
JOB 30:14     Alignment score: 0.281 → 0.28
They come
against me like an army through a wide hole in a city wall ; in the midst of the destruction they roll themselves in on me .
Tonga hanohitra ahy toy ny tafika avy amin ' ny lavaka lehibe iray eo amin ' ny mandan ' ny tanàna izy ireo ; eo afovoan ' ny ny faharinganana no anakendain'izy ireo ahy .
JOB 30:15     Alignment score: 0.197 → 0.233
Terrors are turned upon me ; my honor is driven away as if by the wind ; my prosperity passes
away as a cloud .
Mitodika amiko ny fampihorohoroana ; notsofina toy ny entin ' ny rivotra ny voninahitro ; levona toy ny rahona ny fanambinako .
JOB 30:16     Alignment score: 0.289
Now my life is pouring out from within me ; many days of suffering
have laid hold on me .
Ankehitriny dia mivoaka avy ao anatiko ny aiko ; androm - pijaliana maro no nihazona ahy .
JOB 30:17     Alignment score: 0.205
In the night my bones in me are pierced ; the pains that gnaw at me take no rest .
Voatrobaka ny taolako ato anatiko amin ' ny alina ; tsy mitsahatra ireo fanaintainana
izay mihatra amiko .
JOB 30:18     Alignment score: 0.229 → 0.229
God 's great force has seized my clothing ; it wraps around me like the collar of my tunic .
Naka ny fitafiako ny herin'Andriamanitra lehibe ; manodidina ahy toy ny vozon ' ny akanjoko izany .
JOB 30:19     Alignment score: 0.428
He has thrown me into the mud ; I have become
like dust and ashes .
Nanipy ahy tao anaty fotaka izy ; lasa toy ny vovoka sy lavenona aho .
JOB 30:20     Alignment score: 0.333
I cry to you , God , but you do not answer me ; I stand up , and you merely look at me .
Mitaraina aminao aho , ry Andriamanitra , fa tsy mamaly ahy Ianao ; mitsangana aho , fa mijery ahy fotsiny Ianao .
JOB 30:21     Alignment score: 0.283
You have changed and become
cruel to me ; with the might of your hand you persecute me .
Niova Ianao ary lasa lozabe tamiko ; amin ' ny herin ' ny tananao no anenjehanao ahy .
JOB 30:22     Alignment score: 0.252 → 0.259
You lift me up to the wind and cause
it to drive me along ; you throw me back and forth in a storm .
Manandratra ahy eo amin ' ny rivotra Ianao ka mampitondra azy ahy ; mampivezivezy ahy anaty tafio - drivotra Ianao .
JOB 30:23     Alignment score: 0.347
For I know that you will bring me to death , to the house appointed for all the living .
Fa fantatro fa hitondra ahy ho amin ' ny fahafatesana Ianao , ho amin ' ny trano izay voalahatra ho an ' ny zava - manan'aina rehetra .
JOB 30:24     Alignment score: 0.234 → 0.251
However , does no one reach out with his hand to beg for help when he falls ? Does no one in trouble call out for help ?
Na izany aza , moa ve tsy misy na iza na iza maninjitra ny tanany hitalaho famonjena rehefa lavo izy ? Moa ve tsy misy olona manana
olana ka miantso vonjy ?
JOB 30:25     Alignment score: 0.175 → 0.177
Did not I weep for him whose day is hard ? Did I not grieve for the needy man ?
Tsy nitomany ho an'izay
tra - pahoriana ve aho ? Ary tsy nalahelo ny olona ory ve aho ?
JOB 30:26     Alignment score: 0.468
When I hoped for good , then evil came ; when I waited for light , darkness came instead .
Rehefa nikatsaka ny tsara aho , dia ny ratsy no tonga ; rehefa niandry ny hazavana aho , dia ny aizina indray no tonga .
JOB 30:27     Alignment score: 0.191 → 0.195
My heart is troubled and does not rest ; days of affliction have come
on me .
Ory ny foko ary tsy manam - pitsaharana ; tonga tamiko ireo andron ' ny fahoriana .
JOB 30:28     Alignment score: 0.266
I have gone about like one who was living in the dark , but not because of the sun ; I stand up in the assembly and cry for help .
Efa nandehandeha toy ny olona izay nonina tao anaty aizina aho , fa tsy nohon ' ny masoandro ; mijoro ao amin ' ny fiangonana aho ary mihiaka famonjena .
JOB 30:29     Alignment score: 0.317
I am a brother to jackals , a companion of ostriches .
Rahalahin'ireo amboadia aho , naman'ireo ostritsa .
JOB 30:30     Alignment score: 0.239 → 0.305
My skin is black and falls away from me ; my bones are burned with heat .
Mainty ny hoditro
sady miendaka amiko ; doran ' ny hafanana ny taolako .
JOB 30:31     Alignment score: 0.149 → 0.198
Therefore my harp is tuned for songs of mourning , my flute for the singing of those who wail .
Noho izany dia mifanaraka amin ' ny hira fisaonana ny lokangako , ary ny sodiko ho an ' ny hiran'ireo izay mitomany
.
JOB 30     Average alignment score: 0.254 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42