Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 32:1     Alignment score: 0.355 → 0.412
So these
three men stopped answering Job because he was righteous in his own eyes .
Dia nitsahatra tsy namaly an'i Joba intsony ireo telo lahy ireo satria marina teo imasony ihany izy .


JOB 32:2     Alignment score: 0.414 → 0.425
Then the anger of Elihu son of Barakel the Buzite , of the family of Ram , was kindled ; it was kindled against Job because he justified himself rather than God .
Ary dia nirehitra ny fahatezeran'i
Eliho zanaka lahin'i Barakela ilay Bozita , avy amin ' ny fokon ' ny Rama ; nirehitra tamin'i Joba izany satria nanamarina ny tenany izy raha tokony ho Andriamanitra .
JOB 32:3     Alignment score: 0.434 → 0.466
Elihu 's anger was also kindled against his three friends because they had found no answer to Job , and yet they had condemned Job .
Nirehitra tamin'izy telo lahy namany ihany koa ny fahatezeran'i
Eliho satria tsy nahita teny havaly an'i Joba izy ireo , ary mbola nomelohin'izy ireo ihany i Joba .
JOB 32:4     Alignment score: 0.479
Now Elihu had waited to speak to Job because the other men were older than he .
Ary Eliho dia niandry ny hiresaka tamin ' ny Joba satria ireo lehilahy hafa ireo dia lehibe noho izy .
JOB 32:5     Alignment score: 0.427 → 0.439
However , when Elihu saw that there was no answer in the mouths of these
three men , his anger was kindled .
Kanefa , rehefa hitan'i Eliho fa tsy nisy teny havaly an'i Joba teo ambavan'izy telo lahy ireo , dia nirehitra ny fahatezerany .
JOB 32:6     Alignment score: 0.323 → 0.348
Then Elihu son of Barakel the Buzite spoke up and said , " I am young , and you are very old . That is why I held
back and was afraid to tell you my own thoughts .
Ary Eliho zanaka lahin'i Barakela ilay Bozita niteny mafy ka nanao hoe : " Tanora aho , ary ianareo dia efa tena antitra . Ka izany antony nisalasalako ka tsy nasahiako nilaza taminareo ny hevitro manokana .
JOB 32:7     Alignment score: 0.529
I said , " Length of days should speak ; a multitude of years should teach wisdom .
Hoy aho hoe : " Ny halavan
' ny andro no tokony hiteny ; ny taona maro no tokony hampianatra fahendrena .
JOB 32:8     Alignment score: 0.528
But there is a spirit in a man ; the breath of the Almighty gives him understanding .
Kanefa misy fanahy ao amin ' ny olona ; ny fofonain'ilay Tsitoha no manome azy fahazavan - tsaina .
JOB 32:9     Alignment score: 0.344 → 0.344
It is not only the great people who are wise , nor the aged people alone who understand justice .
Tsy izay olona lehibe ihany no hendry , na ireo olona nahazo taona ihany no mahatakatra ny rariny .
JOB 32:10     Alignment score: 0.303
Therefore I say to you , ' Listen to me ; I will also tell you my knowledge . '
Noho izany dia hoy aho aminareo hoe : ' Henoy aho ; hambarako aminareo ihany koa ny fahalalako . '
JOB 32:11     Alignment score: 0.328
See , I waited for your words ; I listened to your arguments while you were searching for a word .
Indro , niandry ny teninareo aho ; nihaino ny fandresen - dahatrareo aho raha nieritreritra izay ho lazaina
ianareo .
JOB 32:12     Alignment score: 0.259
Indeed , I paid attention to you , but , see , there was not one of you who could convince Job or who could respond to his words .
Nihaino tsara anareo tokoa aho , kanefa , indro , tsy nisy na dia iray taminareo aza afaka nandresy lahatra an'i Joba na afaka namaly ireo teniny
.
JOB 32:13     Alignment score: 0.364
Be careful not to say , ' We have found wisdom ! ' God will have to defeat Job ; mere man can not do it .
Tandremo mba tsy hilaza hoe : ' Efa nahita fahendrena izahay ! ' Andriamanitra dia tsy maintsy handresy an'i Joba ; raha olon
- tsotra tsy afaka ny hanao izany .
JOB 32:14     Alignment score: 0.334 → 0.346
For Job has not directed his words against me , so I will not answer him with your words .
Satria i Joba tsy niteny mivantana tamiko , dia tsy hamaly azy amin ' ny teninareo aho .
JOB 32:15     Alignment score: 0.357 → 0.355
These
three men are dismayed ; they can answer Job no longer ; they have not a word more to say .
Tsy nahaloa - bava ireo telo lahy ireo ; tsy nahavaly an'i Joba intsony izy ireo ; tsy manana teny ho lazaina intsony izy ireo .
JOB 32:16     Alignment score: 0.35
Should I wait because they are not speaking , because they stand there silent and answer no more ?
Tokony hiandry ve aho satria tsy miteny izy ireo , satria mitsangana eo izy ireo ka mangina ary tsy mamaly intsony ?
JOB 32:17     Alignment score: 0.345 → 0.346
No , I also will answer on my part ; I will also tell them my knowledge .
Tsia , hamaly amin ' ny anjarako koa aho ; ho lazaiko azy ireo ihany koa ny fahalalako .
JOB 32:18     Alignment score: 0.27
For I am full
of words ; the spirit in me compels me .
Satria manana teny maro ho lazaina aho ; ny fanahy izay ato anatiko no manery ahy .
JOB 32:19     Alignment score: 0.369
See , my breast is like fermenting wine that has no vent ; like new wineskins , it is ready to burst .
Indro , tahaka ny divay milona izay tsy misy hivoahany ny tratrako ; tahaka ny siny hoditra vaovao , izay efa hitriatra .
JOB 32:20     Alignment score: 0.32 → 0.32
I will speak so that I may be refreshed ; I will open my lips and answer .
Ary hiteny aho mba hahavelombelon'aina ahy ; hanokatra ny molotro
aho ka hamaly .
JOB 32:21     Alignment score: 0.244
I will not show favoritism ; neither will I give honorific titles to any man .
Tsy haneho fiangarana aho ; ary tsy hanome fiantsoana mihaja na amin'iza
na amin'iza .
JOB 32:22     Alignment score: 0.291 → 0.307
For I do not know
how to give such titles ; if I did so , my Maker would soon take me away .
Satria tsy haiko ny manome fiantsoana toy izany ; raha nanao izany aho , dia haka ahy tsy ho ela ny Mpahary ahy .
JOB 32     Average alignment score: 0.373 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42