Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 24:1     Alignment score: 0.364 → 0.368
Why are times for judging wicked people not set by the Almighty ? Why do not those
who are faithful to God see his days of judgment come ?
Nahoana ny fotoana fitsaràna ireo ratsy fanahy no tsy nataon'ilay Tsitoha ? Nahoana ireo izay mahatoky an'Andriamanitra no tsy mahita ny fahatongavan ' ny andron ' ny fitsaràny ?


JOB 24:2     Alignment score: 0.283 → 0.317
There are wicked people who remove boundary markers ; there are wicked people who take away flocks by force and put them in their own pastures .
Misy olona ratsy fanahy izay manala ny mariky
ny sisin - tany ; misy olona ratsy fanahy izay maka an - kery ny andian'ondry aman'osy ka mametraka ireo ao amin ' ny valan'izy ireo manokana .
JOB 24:3     Alignment score: 0.257 → 0.284
They drive
away the donkey of those without fathers ; they take the widow 's ox as a pledge .
Mandroaka ny borikin'ireo izay kamboty ray izy ireo ; maka ny ombin ' ny mpitondratena ho fiarovana izy ireo .
JOB 24:4     Alignment score: 0.226
They force needy people out of their path ; poor people of the earth all hide themselves from them .
Manery ireo olona ory hiala amin ' ny lalany
izy ireo ; ireo olona mahantran ' ny tany dia miafina azy ireo avokoa .
JOB 24:5     Alignment score: 0.346 → 0.356
See , these
poor people go out to their work like wild donkeys in the wilderness , looking carefully for food ; perhaps the Arabah will provide them food for their children .
Indro , ireo olona mahantra ireo dia mivoaka miasa tahaka ny borikidia any amin ' ny tany hay , mitady sakafo fatratra ; sao mba hanome azy ireo sakafo ho an ' ny zanak'izy ireo ihany i Araba .
JOB 24:7     Alignment score: 0.317
They lie naked all night without clothing ; they have no covering in the cold .
Mandry mitanjaka tsy misy fitafiana izy ireo ny alina tontolo ; tsy manana firakofana izy ireo amin ' ny hatsiaka .
JOB 24:8     Alignment score: 0.26 → 0.279
They are wet with the showers of the mountains
; they lie next to large rocks because they have no shelter .
Kotsan ' ny eriky ny tendrombohitra izy ireo ; ary mandry akaikin'ireo vato lehibe satria tsy manan - kialofana .
JOB 24:9     Alignment score: 0.265 → 0.27
The fatherless is seized from the breast , and they take a pledge against the poor .
Misy ireo ratsy fanahy manaisotra ireo kamboty eo an - tratran
- dreniny , ary olona ratsy fanahy izay maka ireo zaza ho fiarovana amin ' ny olona mahantra .
JOB 24:10     Alignment score: 0.303 → 0.308
But the poor people go about naked without clothing ; although they go hungry , they carry bundles of grain belonging to other people .
Fa ireo olona mahantra dia mandehandeha mitanjaka tsy mitafy ; na dia mandeha noana aza izy ireo , dia milanja ny amboaram - barin'ireo hafa .
JOB 24:11     Alignment score: 0.382 → 0.393
The poor people make oil within the walls of those
wicked men ; they tread the wicked men 's winepresses , but they themselves suffer thirst .
Ireo olona mahantra dia manao diloilo ao anatin ' ny rindrin'ireo ratsy fanahy ireo ; manitsakitsaka ao amin ' ny famiazan - divain'ireo ratsy fanahy izy ireo , fa ny tenan'izy ireo dia mijalin ' ny hetaheta .
JOB 24:12     Alignment score: 0.212 → 0.226
From out of the city the dying groan , and the throat of the wounded cries out for help . But God does not charge anyone with wrongdoing .
Misento ny olona
ao amin ' ny tanàna , mihiaka mafy ny olona naratra , satria tsy miraharaha ny vavak'izy ireo Andriamanitra .
JOB 24:13     Alignment score: 0.374
Some of these
wicked people rebel against the light ; they know not its ways , nor do they stay in its paths .
Ny sasany tamin'ireo olona ratsy fanahy ireo dia mikomy manohitra ny hazavana ; sady tsy fantatr'izy ireo ny lalany , no mijanona amin ' ny lalany izy ireo .
JOB 24:14     Alignment score: 0.483
Before daylight the murderer rises and he kills the poor and the needy ; in the night he is like a thief .
Mialohan ' ny andro mazava no mitsangana ilay mpamono olona
ka mamono ny mahantra sy ny olona ory ; toy ny mpangalatra izy amin ' ny alina .
JOB 24:15     Alignment score: 0.365
Also , the eye of the adulterer
waits for the twilight ; he says , ' No eye will see me . ' He disguises his face .
Miandry ny takariva ihany koa ny mason'ireo mpijangajanga ; hoy izy hoe : ' Tsy hisy maso hahita ahy . ' Manarona ny tavany izy .
JOB 24:16     Alignment score: 0.288 → 0.289
In the darkness they dig into houses ; but they shut themselves up in the daytime ; they do not care for the light .
Ao amin ' ny aizina no hisavan ' ny olona
ratsy fanahy ny trano ; fa izy ireo dia mampangina ny tenan'izy ireo amin ' ny andro ; tsy miraharaha ny hazavana izy ireo .
JOB 24:17     Alignment score: 0.356
For all of them , thick darkness is like the morning ; for they are friends with the terrors of thick darkness .
Amin'izy rehetra , ny aizim - pito dia tahaka ny maraina ; satria izy ireo dia sakaizan ' ny fampihorohoroan
' ny aizim - pito .
JOB 24:18     Alignment score: 0.231
Swiftly they pass away , however , like foam on the surface of the waters ; their portion of the land is cursed ; no one goes to work in their vineyards
.
Na izany aza anefa dia ho levona faingana izy ireo , tahaka ny roatra mitsingevana eny ambony rano ; ny anjaran - tanin'izy ireo dia voaozona ; tsy misy olona andeha hiasa eny amin ' ny tanim - boalobok'izy ireo .
JOB 24:19     Alignment score: 0.474 → 0.461
As drought and heat melt away the snow into waters , so Sheol takes away those
who have sinned .
Tahaka ny nampitsonihan ' ny hain - tany sy ny hafanana ny oram - panala ho rano , no hakan ' ny Fiainan - tsy hita ireo izay nanota .
JOB 24:20     Alignment score: 0.303 → 0.305
The womb that bore him will forget him ; the worm will feed
sweetly on him ; he will be remembered no more ; in this way , wickedness will be broken like a tree .
Ny kibo izay nitondra azy dia hanadino azy ; ny kankana no hihinana azy an - kamamiana ; tsy ho tsaroana intsony izy ; amin'izany fomba izany , no hahapotika ny faharatsiana tahaka ny hazo .
JOB 24:21     Alignment score: 0.298
The wicked one devours the barren women
who have not borne children ; he does no good to the widow .
Ny ratsy fanahy dia handrapaka ny vehivavy momba izay tsy nitera - jaza ; tsy manisy soa amin ' ny mpitondratena izy .
JOB 24:22     Alignment score: 0.266 → 0.266
Yet God drags away the mighty by his power ; he rises up and does not strengthen him in life .
Kanefa Andriamanitra mbola mitarika ny olona
mahery amin ' ny alalan ' ny heriny ihany ; mitsangana Izy ary tsy mampatanjaka azy ireo amin ' ny fiainana .
JOB 24:23     Alignment score: 0.156
God gives him what he needs for security , and he is supported , but his eyes are on his ways .
Andriamanitra dia mamela azy ireo hihevitra fa mandry fahalemana izy ireo , ary faly ny amin'izany izy ireo , saingy ny masony dia eny amin ' ny lalany
.
JOB 24:24     Alignment score: 0.287
These
people are exalted ; still , in only a little while , they will be gone ; indeed , they will be brought low ; they will be gathered up like all the others ; they will be cut off like the tops of ears of grain .
Asandratra ireo olona ireo ; kanefa , ao anatin ' ny fotoana fohy ihany , dia ho lasa izy ireo ; eny tokoa , hahetry izy ireo ; hangonina tahaka ny hafa rehetra izy ireo ; ho tapahana tahaka ny salohim - bary izy ireo .
JOB 24:25     Alignment score: 0.32 → 0.32
If it is not so , who can prove me to be a liar ; who can make my speech worth
nothing ? "
Raha tsy izany , iza no afaka hanamarina ahy ho mpandainga ; iza no afaka hanao tsinontsinona ny teniko ?
JOB 24     Average alignment score: 0.315 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42