Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 21:1     Alignment score: 0.667
Then Job answered and said ,
Ary namaly i Joba ka niteny hoe :


JOB 21:2     Alignment score: 0.311 → 0.313
" Listen carefully to my words , and let this be the comfort you offer to me .
" Henoy tsara ireo teniko , ary avelao ho fankaherezana omenareo ahy izany .
JOB 21:3     Alignment score: 0.211
Put up with me , and I also will speak ; after I have spoken , mock on .
Mahareta amiko , fa hiteny ihany koa aho ; aorian ' ny hitenenako , dia manesoa
hatrany .
JOB 21:4     Alignment score: 0.383
As for me , is my complaint to a person ? Why should I not be impatient ?
Raha ny amiko , amin ' ny olona iray ve ny fitarainako ? Nahoana aho no tsy tokony tsy hanam - paharetana ?
JOB 21:5     Alignment score: 0.176
Look at me and be appalled , and lay your hand upon your mouth .
Jereo aho ary aoka ho talanjona , ary apetraho eo amin ' ny vavanareo ny tananareo .
JOB 21:6     Alignment score: 0.349
When I think about my sufferings , I am terrified , and trembling seizes my body .
Rehefa misaintsaina ireo fijaliko aho , dia mihorohoro , ary tora - kovitra ny vatako .
JOB 21:7     Alignment score: 0.324 → 0.326
Why do wicked people continue to live , become
old , and grow mighty in power ?
Nahoana ny olona ratsy fanahy no mbola miaina , tratra antitra , ary mitombo hery amin ' ny fahefana ?
JOB 21:8     Alignment score: 0.162 → 0.183
Their descendants are established with them in their sight , and their offspring are established before their eyes .
Miorina miaraka aminy eo imason'izy ireo ny taranany , ary ireo zanany dia miorina eo imason'izy
ireo .
JOB 21:9     Alignment score: 0.2 → 0.202
Their houses are safe from fear ; neither is the rod of God on them .
Ny tranon'izy ireo dia lavitry ny tahotra ; ary tsy eo amin'izy ireo ny kapok'Andriamanitra .
JOB 21:10     Alignment score: 0.147 → 0.165
Their bull breeds ; it does not fail to do so ; their cow gives birth and does not lose her calf prematurely .
Mampanaraka ny ombilahiny izy ireo ; ary dia mahavanona ; ny omby vavin'izy ireo dia miteraka ary tsy mamotsotra ny zanany tsy tonga volana .
JOB 21:11     Alignment score: 0.217
They send
out their little ones like a flock , and their children dance .
Mamoaka ireo kilongany toy ny ondry aman'osy izy ireo , ary mandihy ireo zanany .
JOB 21:12     Alignment score: 0.289 → 0.287
They sing to the tambourine
and harp and rejoice with the music of the flute .
Mihira amin ' ny ampongatapaka sy lokanga izy ireo ary mifaly miaraka amin ' ny feon - tsodina .
JOB 21:13     Alignment score: 0.33 → 0.326
They spend their days in prosperity , and they go down quietly to Sheol .
Miaina ny androny
amin ' ny fanambinana izy ireo , ary midina mangina ho any amin ' ny Fiainan - tsy hita .
JOB 21:14     Alignment score: 0.178
They say to God , ' Depart from us for we do not wish any knowledge of your ways .
Hoy izy ireo amin'Andriamanitra hoe : ' Mialà aminay fa tsy maniry ny hahalala ny lalanao
izahay .
JOB 21:15     Alignment score: 0.313 → 0.35
What is the Almighty , that we should worship him ? What profit would we get if we prayed to him ? '
Inona moa ilay Tsitoha , no tokony hanompo Azy izahay ? Inona no tombontsoa azonay raha mivavaka aminy izahay ? '
JOB 21:16     Alignment score: 0.322
See , is not their prosperity in their own hands ? I have nothing to do with the advice of wicked people .
Indro , moa ve tsy eo an - tanan'izy ireo ihany ny fanambinan'izy ireo ? Tsy misy hirarahiako ny toro - hevitry ny olona ratsy fanahy .
JOB 21:17     Alignment score: 0.311 → 0.317
How often is it that the lamp of wicked people is put out , or that their calamity comes upon them ? How often does it happen that God distributes
sorrows to them in his anger ?
Impiry no maty ny jiron ' ny olona ratsy fanahy , na tonga eo aminy ny lozan'izy ireo ? Impiry no mizara alahelo amin'izy ireo amin ' ny fahatezerany Andriamanitra ?
JOB 21:18     Alignment score: 0.442
How often is it that they become like stubble before the wind or like chaff that the storm carries away ?
Impiry izy ireo no tonga tahaka ny mololo tsofin ' ny rivotra na tahaka ny akofa entin ' ny tafio - drivotra ?
JOB 21:19     Alignment score: 0.24 → 0.25
You say , ' God lays up one 's iniquity for his children . ' Let him pay it himself , so that he might know
it .
Hoy ianareo hoe : ' Andriamanitra mitahiry ny helony mba hohefain'ireo zanany . ' Avelao ny tenany ihany no hanefa izany , mba hahafantarany ny helony .
JOB 21:20     Alignment score: 0.411
Let his eyes see his own destruction , and let him drink of the wrath of the Almighty .
Avelao ny masony hahita ny faharavany
, ary avelao izy hisotro ny fahatezeran'ilay Tsitoha .
JOB 21:21     Alignment score: 0.198 → 0.218
For what does he care about his family after him when the number of his months is cut off ?
Satria inona no hiraharahiany ny momba ireo taranany mandimby azy rehefa tapaka ny isan'ireo volany
?
JOB 21:22     Alignment score: 0.283 → 0.292
Can anyone teach God knowledge , since he judges even those
who are high ?
Moa ve misy olona afaka mampianatra fahalalana an'Andriamanitra satria na dia ireo izay ambony aza dia Izy no mitsara ?
JOB 21:23     Alignment score: 0.299 → 0.317
One man dies in his full strength , being completely quiet and at ease .
Ny olona iray dia maty ao anatin
' ny heriny feno , tony tanteraka ary miadana .
JOB 21:24     Alignment score: 0.336
His body is full of milk , and the marrow of his bones is moist .
Feno ronono ny vatany
, ary ny tsokan ' ny taolany dia mando sy salama tsara .
JOB 21:25     Alignment score: 0.24 → 0.246
Another man dies in bitterness of soul , one who has never experienced anything good .
Misy olona iray hafa maty ao anatin
' ny fangidian ' ny fanahy , olona izay tsy mbola niaina zavatra tsara .
JOB 21:26     Alignment score: 0.238 → 0.272
They lie down alike
in the dust ; the worms cover them both .
Samy mandry anaty vovoka izy ireo ; ary mandrakotra ny vatan'izy roa ireo kankana .
JOB 21:27     Alignment score: 0.168
See , I know your thoughts , and your schemes to do violence to me .
Indro , fantatro ny eritreritrareo , sy ireo fomba izay irianareo mba handisoana ahy .
JOB 21:28     Alignment score: 0.35
For you say , ' Where now is the house of the prince ? Where is the tent in which the wicked man once lived ? '
Fa hoy ianareo hoe : ' Aiza izao ny tranon
' ny andriandahy ? Aiza ny lay izay nonenan ' ny ratsy fanahy taloha ? '
JOB 21:29     Alignment score: 0.257 → 0.258
Have you never asked traveling people ? Do you not know the evidence they can tell ,
Tsy mbola nanontany ny olona mpandeha lavitra mihintsy ve ianareo ? Tsy fantatrareo ve ny porofo azon'izy ireo lazaina ,
JOB 21:30     Alignment score: 0.285
that the wicked man is kept from the day of calamity , and that he is led away from the day of wrath ?
fa voaaro amin ' ny andron ' ny loza ireo ratsy fanahy , ary havily lavitry ny andron ' ny fahatezerana izy ?
JOB 21:31     Alignment score: 0.241
Who will condemn the wicked man 's way to his face ? Who will repay him for what he has done ?
Iza no hanameloka ny fomban ' ny ratsy fanahy eo anatrehany
? Iza no hanefa azy amin ' ny zavatra vitany ?
JOB 21:32     Alignment score: 0.18
Yet he will be borne
to the grave ; men will keep watch over his tomb .
Nefa mbola ho lanjaina ho any am - pasana izy ; ireo olona dia hiambina ny fasany .
JOB 21:33     Alignment score: 0.326 → 0.33
The clods of the valley will be sweet to him ; all people will follow after him , as there were innumerable people before him .
Ho mamy aminy ny baingan - dohasaha ; hanaraka azy avy ao aorina
ny olona rehetra , tahaka ny nandehanan'ireo olona maro tsy voatanisa teo alohany .
JOB 21:34     Alignment score: 0.168
How then do you comfort me with nonsense , since in your answers there is nothing but falsehood ? "
Nahoana ary ianareo no mampionona ahy amin ' ny zavatra tsy misy dikany , satria ao amin'ireo valinteninareo dia tsy misy afa - tsy lainga fotsiny ? "
JOB 21     Average alignment score: 0.283 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42