Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 18:1     Alignment score: 0.678
Then Bildad the Shuhite answered and said ,
Avy eo i Bilidada
ilay Sohita namaly ary niteny hoe :


JOB 18:2     Alignment score: 0.209
" When will you stop your talk ? Consider , and afterwards we will speak .
" Rahoviana no hatsahatrao
ny teninao ? Diniho , ary aorian'izany dia hiteny izahay .
JOB 18:3     Alignment score: 0.259
Why are we regarded as cattle , stupid in your sight ?
Nahoana izahay no heverina toy ny biby ; nahoana izahay no nanjary adala eo imasonao
?
JOB 18:4     Alignment score: 0.28 → 0.302
You who tear at yourself in your anger , should the earth be abandoned for you or should the rocks be removed out of their places ?
Ianao izay mamiravira ny tenanao amin ' ny fahatezaranao
, tokony hahafoy ho anao ve ny tany sa tokony ho esorina eo amin ' ny toerany ireo vatolampy ?
JOB 18:5     Alignment score: 0.311
Indeed , the light of the wicked person will be put out ; the spark of his fire
will not shine .
Eny tokoa , ho vonoina ny fahazavan ' ny olona ratsy fanahy ; tsy hamirapiratra ny pitik'afony .
JOB 18:6     Alignment score: 0.314 → 0.371
The light will be dark in his tent ; his lamp above him will be put out .
Ho maizina ny fahazavana
ao an - dainy ; ary ny jiro eo amboniny dia ho vonoina .
JOB 18:7     Alignment score: 0.15
The steps of his strength will be made short ; his own plans will cast him down .
Hafohezina ny dingan
' ny heriny ; ny fikasany ihany no handrava azy .
JOB 18:8     Alignment score: 0.169 → 0.169
For he will be thrown into a net by his own feet ; he will walk into a pitfall .
Fa hifatratra anaty harato amin ' ny alalan ' ny tongony ihany izy ; ary hilatsaka anaty vela - pandrika iray izy .
JOB 18:9     Alignment score: 0.245
A trap will take him by the heel ; a snare will lay hold on him .
Hisy fandrika hahazo azy amin ' ny kitro ; ary hihazona azy ny fandrika .
JOB 18:10     Alignment score: 0.287
A noose is hidden for him on the ground ; and a trap for him in the way .
Misy fandrika iray miafina ho azy eo amin ' ny tany ; ary fandrika iray ho azy eo amin ' ny lalana .
JOB 18:11     Alignment score: 0.128
Terrors will make him afraid on every side ; they will chase him at every step .
Hampatahotra azy ny fampihorohoroana
amin ' ny sisiny rehetra ; hanenjika azy amin ' ny kitrony izy ireo .
JOB 18:12     Alignment score: 0.339
His wealth will turn into hunger , and calamity will be ready at his side .
Hivadika hanoanana ny hareny
, ary ho vonona eo anilany ny loza .
JOB 18:13     Alignment score: 0.39
The parts of his body will be devoured ; indeed , the firstborn of death will devour his parts .
Ny ratsam - batany
dia ho voarapaka ; eny tokoa , ny voalohan - teraky ny fahafatesana dia handrapaka ny rantsany .
JOB 18:14     Alignment score: 0.193 → 0.22
He is torn from the safety of his tent and marched off to the king of terrors .
Voaviravira tsy ho amin ' ny fiarovan
' ny lainy izy ary hivoaka mankany amin'ilay mpanjakan ' ny horohoro .
JOB 18:15     Alignment score: 0.348
People not his own will live in his tent after they see that sulfur is scattered within his home .
Ny olona izay tsy azy dia honina ao an - dainy aorian ' ny hahitan'izy ireo fa niparitaka tao an - tranony ny solifara .
JOB 18:16     Alignment score: 0.253
His roots will be dried up beneath ; above will his branch be cut off .
Ho maina avy any ambany ny fakany ; ary eo ambony no hanapahana ireo sampany
.
JOB 18:17     Alignment score: 0.204 → 0.187
His memory will perish from the earth ; he will have no name in the street .
Ho foana eto an - tany ny fahatsiarovana azy ; tsy hanana anarana
eny an - dalana izy .
JOB 18:18     Alignment score: 0.273 → 0.274
He will be driven from light into darkness and be chased out of this world .
Ho entina avy amin ' ny mazava ho any amin ' ny aizina izy ary ho voaroaka eto amin'izao tontolo izao .
JOB 18:19     Alignment score: 0.118 → 0.118
He has no offspring or descendants among his people , no survivor where he once lived .
Tsy hanana zanaka na zafy eo amin ' ny olony
izy , na hanana sisa tavela amin'ireo fara - mandimby izay nijanonany .
JOB 18:20     Alignment score: 0.253
Those
who live in the west are appalled at what happens to him one day , and horror seizes those who live in the east .
Ireo izay monina any andrefana dia hiorin - koditra amin'izay hanjo azy indray andro any ; ary ireo izay monina any atsinanana dia ho raiki - tahotra amin'izany .
JOB 18:21     Alignment score: 0.237 → 0.278
Surely such are the homes of unrighteous people , the places of those who do not know God . "
Azo antoka fa tahaka izany ny tranon
' ny olona tsy marina , dia ny toeran'ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra . "
JOB 18     Average alignment score: 0.267 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42