Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 4:1     Alignment score: 0.483 → 0.773
Then Eliphaz the Temanite answered and said ,
Dia namaly i Elifaza ilay Temanita ka nanao hoe :


JOB 4:2     Alignment score: 0.197 → 0.209
If anyone tries to speak with you , will you be impatient ? But who can stop himself from speaking ?
" Raha misy olona manandrana miresaka aminao , dia tsy haharitra ve ianao ? Nefa iza no afaka handrara ny tenany tsy hiteny ?
JOB 4:3     Alignment score: 0.261
See , you have instructed many ; you have strengthened weak hands .
Indro , maro ireo efa nampianarinao
; efa nampatanjaka ny tanana malemy ianao .
JOB 4:4     Alignment score: 0.104 → 0.124
Your words have supported him who was falling ; you have made feeble knees strong .
Nihazona izay nianjera ireo teninao
; efa nohamafisinao ny malemy lohalika .
JOB 4:5     Alignment score: 0.263
But now trouble has come
to you , and you are weary ; it touches you , and you are troubled .
Kanefa izao tonga aminao ny fahoriana , ary ketraka ianao ; mikasika anao izany , ary ory ianao .
JOB 4:6     Alignment score: 0.166 → 0.171
Is not your fear your confidence , and the integrity of your ways your hope ?
Moa tsy ny fahatahoranao
no tokinao , ary ny fahitsian ' ny lalanao no fanantenanao ?
JOB 4:7     Alignment score: 0.196
Think about this , please : Who has ever perished when innocent ? Or when were the upright people ever cut off ?
Mba saino re izao : iza no efa ringana tsy nanan - tsiny ? Na oviana ireo olo - marina no nopotehina ?
JOB 4:8     Alignment score: 0.288
According to what I have seen , those
who plow iniquity and sow trouble reap it .
Araka izay efa hitako , ireo izay mamboly heloka sy mamafy olana no mijinja izany .
JOB 4:9     Alignment score: 0.263 → 0.263
By the breath of God they perish ; by the blast of his anger they are consumed .
Amin ' ny alalan ' ny fofonain'Andriamanitra no haharingana azy ireo ; amin ' ny fipoahan ' ny hatezerany
no hahalevona azy ireo .
JOB 4:10     Alignment score: 0.459
The roaring of the lion , the voice of the fierce lion , the teeth of the young lions they are broken .
Ny fieron
' ny liona , ny feon ' ny liona masiaka , ireo nifin ' ny liona tanora potika ireo .
JOB 4:11     Alignment score: 0.271
The old lion perishes for lack of victims ; the cubs of the lioness are scattered everywhere .
Ringana ny liona antitra nohon ' ny tsy fahampian'ireo haza , ireo zanaky
ny liona vavy dia miparitaka eny rehetra eny .
JOB 4:12     Alignment score: 0.265 → 0.28
Now a certain matter was secretly brought to me , and my ear received a whisper about it .
Nisy raharaha nentina mangingina teto amiko , ary nahare bitsika momba izany ny sofiko .
JOB 4:13     Alignment score: 0.396 → 0.415
Then came thoughts from visions in the night , when deep sleep falls on people .
Dia nisy eritreritra
tonga avy tamin ' ny fahitanna amin ' ny alina , rehefa tafalatsaka tamin ' ny olona ny torimaso lalina .
JOB 4:14     Alignment score: 0.292 → 0.319
It was at night when fear and trembling came
upon me , and all my bones shook .
Tanaty alina no nahatongavan ' ny tahotra sy horohoro tamiko , ary nangovitra ny taolako rehetra .
JOB 4:15     Alignment score: 0.395
Then a spirit passed before my face , and the hair of my flesh stood up .
Ary nisy fanahy nandalo teo anoloan ' ny tavako , ary nitsangana ny volo tamin ' ny vatako .
JOB 4:16     Alignment score: 0.255
The spirit stood still , but I could not discern its appearance . A form was before my eyes ; there was silence , and I heard a voice that said ,
Nijanona ilay fanahy , saingy tsy nety voafaritro ny endriny . Endrika iray no teo anoloan ' ny masoko ; nisy fahanginana , ary nahare feo aho nanao hoe :
JOB 4:17     Alignment score: 0.351
" Can a mortal man be more righteous than God ? Can a man be more pure than his Maker ?
" Afaka ny ho marina kokoa noho Andriamanitra ve ny olona mety maty ? Afaka ny ho madio noho ny Mpamorona azy ve ny olona iray ?
JOB 4:18     Alignment score: 0.366
See , if God puts no trust in his servants ; if he accuses his angels of folly ,
Indro , raha tsy mametraka fitokisana amin'ireo mpanompony Andriamanitra ; raha miampanga ireo anjeliny
nohon ' ny fahadalana Izy ,
JOB 4:19     Alignment score: 0.286 → 0.313
how much more is this true of those who live in houses of clay , whose foundation is in the dust , who are crushed sooner than a moth ?
hatraiza ny fahamarinan'ireo izay monina anaty trano vita amin ' ny tanimanga , izay ao amin ' ny vovoka ny fototra iorenany , izay potika mialohan ' ny kalalao ?
JOB 4:20     Alignment score: 0.342
Between morning and evening they are destroyed ; they perish forever without anyone noticing them .
Potehina eo anelanelan ' ny maraina sy hariva izy ireo ; ringana mandrakizay tsy misy mahatsikaritra akory izy ireo .
JOB 4:21     Alignment score: 0.257 → 0.275
Are not their tent cords plucked up among them ? They die ; they die without wisdom .
Tsy voaongotra tamin'izy ireo ve ny tadin - dain'izy ireo ? Maty izy ireo ; maty tsy misy fahendrena izy ireo .
JOB 4     Average alignment score: 0.302 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42