Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 3:1     Alignment score: 0.537
After this , Job opened his mouth and cursed the day he was born .
Taorian'izany , nanokatra ny vavany i Joba ary nanozona ny andro nahaterahany .


JOB 3:2     Alignment score: 0.106
He said ,
Hoy izy hoe :
JOB 3:3     Alignment score: 0.31
" May the day on which I was born perish , the night that said , ' A boy has been conceived . '
" Ho foana anie ny andro ny nahaterahako , ny alina izay nanao hoe : " Misy zazalahy vao torontoronina . '
JOB 3:4     Alignment score: 0.245 → 0.277
May that day be dark ! May God not care about it , nor light shine on it .
Ho maizina anie izany andro izany ; tsy ho tsaroan'Andriamanitra avy any ambony anie izany , na hamirapiratra amin'izany ny masoandro .
JOB 3:5     Alignment score: 0.412 → 0.413
May darkness and the shadow of death claim it for their own . May a cloud live over it ; may everything that makes the day black truly terrify it .
Ny aizina sy ny aloky
ny fahafatesana anie hilaza izany ho azy ireo manokana . Honina eo amin'izany anie ny rahona ; ny zavatra rehetra izay mahatonga ny andro ho mainty anie hampihorohoro izany tokoa .
JOB 3:6     Alignment score: 0.365
As for that night , may thick darkness seize it . May it not rejoice among the days of the year ; may it not come
into the number of the months .
Ny amin'izany alina izany , hisambotra izany anie ny aizim - pito . Tsy hifaly eo amin ' ny andron ' ny taona anie izany ; tsy ho tonga amin ' ny isan ' ny volana anie izany .
JOB 3:7     Alignment score: 0.282
See , may that night be barren ; may no joyful voice come
into it .
Indro , ho momba anie izany alina izany ; tsy hisy feom - pifaliana anie ho tonga ao amin'izany .
JOB 3:8     Alignment score: 0.278 → 0.345
Those
who curse the day may they curse it , those who know how to wake up Leviathan .
Hanozona izany andro izany anie izy ireo , izy ireo izay mahalala ny fomba hamohazana ny Leviatana .
JOB 3:9     Alignment score: 0.344 → 0.35
May the stars of that day 's dawn be dark . May that day look for light , but find none ; neither may it see the eyelids of the dawn ,
Ho maizina anie ireo kintan
' ny andro vao mangiran - dratsin'izany . Hitady fahazavana anie izany andro izany , saingy tsy hahita ; na hahita ireo hodi - mason ' ny vao mangiran - dratsy ,
JOB 3:10     Alignment score: 0.402
because it did not shut up the doors of my mother 's womb , and because it did not hide trouble from my eyes .
satria tsy nanidy ny varavaran
' ny kibon ' ny reniko izany , ary satria tsy nanafina ireo fahoriana tsy ho eo imasoko izany .
JOB 3:11     Alignment score: 0.406
Why did I not die when I came
out from the womb ? Why did I not perish when my mother bore me ?
Nahoana re aho no tsy maty rehefa nivoka avy tao an - kibo ? Nahoana aho no tsy nandao ny fanahiko raha niteraka ahy ny reniko ?
JOB 3:12     Alignment score: 0.387
Why did her knees welcome me ? Why did her breasts receive me so that I should suck ?
Nahoana no nitsena ahy ireo lohaliny ? Nahoana no nandray ahy ireo nonony mba hahafahako mitsetsitra ?
JOB 3:13     Alignment score: 0.173
For now I would have been lying down quietly . I would have slept and been at rest
Fa tahaka izay aho efa nandry am - pilaminana . Natory aho ary nitsahatra
JOB 3:14     Alignment score: 0.349
with kings and counselors of the earth , who built up tombs for themselves that are now in ruins .
niaraka tamin'ireo mpanjaka sy ireo mpanolo - tsain
' ny tany , izay nanorina ireo fasana ho an ' ny tenan'izy ireo izay efa rava ankehitriny .
JOB 3:15     Alignment score: 0.305
Or I would have been lying down with princes who once had gold , who had filled their houses with silver .
Na efa nodimandry niaraka tamin'ireo andriandahy izay nanana volamena fahizay aho , izay nameno ireo tranony
tamin ' ny volafotsy .
JOB 3:16     Alignment score: 0.246 → 0.244
Or perhaps I would have been stillborn , like infants that never see the light .
Na mety ho teraka tsy tonga volana aho , toy ireo zaza izay tsy mbola nahita ny hazavana mihitsy .
JOB 3:17     Alignment score: 0.307 → 0.307
There the wicked cease from trouble ; there the weary are at rest .
Any no mitsahatra amin ' ny fahoriana ny ratsy fanahy ; any no mitsahatra ny reraka .
JOB 3:18     Alignment score: 0.194
There the prisoners are at ease together ; they do not hear the voice of the slave driver .
Any ireo voafonja dia hiaraka hitony ; tsy mandre ny feon
' ny mpampiasa izy ireo .
JOB 3:19     Alignment score: 0.394
Both small and great people are there ; the servant is free from his master there .
Samy any ny olona kely sy lehibe ; ny mpanompo dia afaka amin ' ny tompony any .
JOB 3:20     Alignment score: 0.41
Why is light given to him who suffers ? Why is life given to the one who is bitter in soul ,
Nahoana ny fahazavana
no omena azy izay ao anatin ' ny fahoriana ? Nahoana ny fiainana no omena an'izay mangidy fanahy ,
JOB 3:21     Alignment score: 0.343
to one who longs for death without it coming ; to one who digs for it more than for hidden treasure ?
ho an ' ny iray izay miandry fatratra ny fahafatesana izay tsy ho avy ; ho an ' ny iray izay mihady fahafatesana mihoatra noho ny harena miafina ?
JOB 3:22     Alignment score: 0.341
Why is light given to one who rejoices very much and is glad when he finds the grave ?
Nahoana ny fahazavana
no omena ho an ' ny iray izay feno hafaliana ary ravoravo rehefa hitany ny fasana ?
JOB 3:23     Alignment score: 0.307
Why is light given to a man whose way is hidden , a man whom God has hedged in ?
Nahoana ny fahazavana
no omena ho an ' ny olona iray izay miafina ny lalany , olona iray izay voafehin'Andriamanitra tao ?
JOB 3:24     Alignment score: 0.152 → 0.179
For my sighing happens instead of eating ; my groaning is poured out like water .
Fa ny fisentoko dia miseho raha tokony hihinana ; miraraka toy ny rano ny fitarainako .
JOB 3:25     Alignment score: 0.161
For the thing that I feared has come
upon me ; what I was afraid of has come to me .
Fa ny zavatra izay natahorako dia tonga teo amiko ; izay nampatahotra ahy dia tonga tamiko .
JOB 3:26     Alignment score: 0.27 → 0.273
I am not at ease , I am not quiet , and I have no rest ; trouble comes instead . "
Tsy milamina aho , tsy mangina aho , ary tsy manana fitsaharana aho ; ny fahoriana indray no tonga . "
JOB 3     Average alignment score: 0.333 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42