Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 5:1     Alignment score: 0.266
Call out now ; is there anyone who will answer you ? To which of the holy ones will you turn ?
Miantsoa
mafy ankehitriny ; hisy olona hamaly anao ve ? Iza amin'ireo masina no hitodihanao ?


JOB 5:2     Alignment score: 0.255
For anger kills the foolish ; jealousy causes the death of the silly .
Satria ny hatezerana no mamono ny olona
adala ; ny fialonana mamono ny ketrina .
JOB 5:3     Alignment score: 0.298 → 0.3
I have seen a foolish person taking root , but suddenly I cursed his home .
Efa nahita olona adala nahazo faka aho , fa tampoka teo dia nozoniko ny tokantranony
.
JOB 5:4     Alignment score: 0.323
His children are far from safety ; they are crushed in the city gate . There is no one to rescue them .
Ny zanany dia lavitry ny filaminana ; voatorotoro ao amin ' ny vavahadin ' ny tanàna izy ireo . Tsy misy olona hamonjy azy ireo .
JOB 5:5     Alignment score: 0.319 → 0.33
The hungry eat up their harvest ; they even take it from among the thorns . The thirsty pant for their wealth .
Ny noana no mihinana ny vokatr'izy ireo ; alain'izy ireo amin'ireo avy eny amin ' ny tsilo mihitsy aza izany . Ny mangetaheta misanasana vava amin ' ny haren'izy ireo .
JOB 5:6     Alignment score: 0.128
For difficulties do not come
out from the soil ; neither does trouble sprout from the ground .
Satria ireo ady sarotra dia tsy mivoaka avy ao amin ' ny tany ; na ny fahoriana mitsimoka avy amin ' ny tany .
JOB 5:7     Alignment score: 0.363
Yet , mankind is born for trouble , just as sparks fly upward .
Fa kosa , ny olombelona dia teraka ho an ' ny fahoriana , tahaka ny pitik'afo manidina miakatra .
JOB 5:8     Alignment score: 0.208 → 0.199
But as for me , I would turn to God himself ; to him I would commit my cause

Fa raha ny amiko , dia hitodika amin'Andriamanitra aho ; Aminy aho no hametraka ny adiko
JOB 5:9     Alignment score: 0.348
he who does great and unsearchable things , marvelous things without number .
Izy izay manao zavatra lehibe sy tsy takatry ny saina , zavatra mahatalanjona tsy hita isa .
JOB 5:10     Alignment score: 0.484
He gives rain on the earth , and sends water on the fields .
Manome orana ny tany Izy , ary mandefa rano amin'ireo saha .
JOB 5:11     Alignment score: 0.165 → 0.192
He does this in order to set up on high those
who are low ; to raise to safety those who mourn .
Manao izany Izy mba hametrahana amin ' ny avo ireo izay iva ; mba hanandratana ny malahelo ho amin ' ny filaminana .
JOB 5:12     Alignment score: 0.215
He breaks the plans of crafty people , so that their hands can not achieve success .
Nandrava ny fikasan'ireo olona fetsy Izy , mba tsy hahomby ny tanan'izy ireo .
JOB 5:13     Alignment score: 0.226 → 0.226
He traps wise people in their own crafty actions ; the plans of twisted people are hurried to their end .
Mamandrika ny olona hendry amin ' ny asa an - kafetsen'izy ireo Izy ; ny tetiky ny olona ratsy fanahy dia miafara faingana .
JOB 5:14     Alignment score: 0.386
They encounter darkness in the daytime , and grope at noonday as if it were night .
Mihaona amin ' ny aizina izy ireo amin ' ny atoandro , ary mitsapatsapa amin ' ny mitatao vovonana toy ny amin ' ny alina .
JOB 5:15     Alignment score: 0.39
But he saves the poor person from the sword in their mouths and the needy person from the hand of mighty people .
Kanefa manavotra ny olona mahantra tsy ho amin ' ny sabatry
ny vavan'izy ireo ary ireo olona ory tsy amin ' ny tanan ' ny olona mahery izy .
JOB 5:16     Alignment score: 0.19 → 0.278
So the poor person has hope , and injustice shuts her own mouth .
Koa manam - panantenana ireo mahantra , ary ny tsy fahamarinana nampangina ny vavany ihany .
JOB 5:17     Alignment score: 0.353
See , blessed is the man whom God corrects ; therefore , do not despise the discipline of the Almighty .
Indro , voatahy ny olona izay hahitsin'Andriamanitra ; noho izany , aza atao tsinontsinona ny famaizan'ilay Tsitoha .
JOB 5:18     Alignment score: 0.212 → 0.242
For he inflicts pain and then binds up ; he wounds and then his hands heal .
Fa mandratra Izy ary avy eo mamehy ny ratra ; mandratra Izy ary avy eo ny tanany no manasitrana .
JOB 5:19     Alignment score: 0.403
He will rescue you out of six troubles ; indeed , in seven troubles , no evil will touch you .
Hanavotra anao amin'ireo fahoriana enina Izy ; eny tokoa , amin'ireo fahoriana fito , tsy hisy ratsy hikasika anao .
JOB 5:20     Alignment score: 0.427
In famine he will ransom you from death , and in war from the hands of the sword .
Amin ' ny mosary dia hanavotra anao amin ' ny fahafatesana Izy , ary amin ' ny tanan
' ny sabatra amin ' ny ady .
JOB 5:21     Alignment score: 0.274 → 0.272
You will be hidden from the scourge of the tongue ; and you will not be afraid of destruction when it comes .
Ho afenina amin ' ny lozan ' ny teny
ianao ; ary tsy hatahotra ny faharavana ianao rehefa tonga izany .
JOB 5:22     Alignment score: 0.368 → 0.366
You will laugh at destruction and famine , and you will not be afraid of beasts of the earth .
Hihomehy
ny faharavana sy ny mosary ianao , ary tsy hatahotra ireo bibidian ' ny tany .
JOB 5:23     Alignment score: 0.285
For you will have a covenant with the stones in your field , and the beasts of the field will be at peace with you .
Satria hanana fanekena amin'ireo vato ao an - tsahanao ianao , ary ireo bibin ' ny saha dia hihavana aminao .
JOB 5:24     Alignment score: 0.187 → 0.197
You will know that your tent is in safety ; you will visit your sheepfold and you will not miss anything .
Ho fantatrao
fa voaaro ny lainao , hitsidika ny valan'ondrinao ianao ary tsy ho ory na inona na inona .
JOB 5:25     Alignment score: 0.334 → 0.369
You will also know that your seed will be great , that your descendants will be like the grass on the ground .
Ho fantatrao
ihany koa fa ho lehibe ny voanao , fa ho tahaka ny ahitra eny amin ' ny tany ny zanakao .
JOB 5:26     Alignment score: 0.199 → 0.215
You will come
to your grave at a full age , like a stack of grain bundles that goes up at its time .
Ho any am - pasana ianao rehefa voky taona , tahaka ny isan'amboaram - bary izay miakatra amin'izany fotoana izany .
JOB 5:27     Alignment score: 0.384
See , we have examined this matter ; it is like this ; listen to it , and know it for yourself . "
Indro , efa nodinihanay izany raharaha izany ; tahaka izao izany ; henoy izany , ary fantaro ho an ' ny tenanao . "
JOB 5     Average alignment score: 0.302 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42