Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 41:1     Alignment score: 0.169
See , the hope of anyone who does that is a lie ; will not anyone be thrown down to the ground just by the sight of him ?
Indro , ny fanantenan
' ny olona izay manao izany dia lainga ; moa ve tsy hisy olona hianjera amin ' ny tany nohon ' ny fahitana azy fotsiny ihany ?


JOB 41:2     Alignment score: 0.227
None is so fierce that he dare stir Leviathan up ; who , then , is he who can stand before me ?
Tsy misy olona
feno hatezerana ka sahy hihantsy Leviatana ; koa , iza ary no afaka mitsangana eo anatrehako ?
JOB 41:3     Alignment score: 0.323 → 0.327
Who has first given anything to me in order that I should repay him ? Whatever is under the whole sky is mine .
Iza no nanome zavatra Ahy voalohany mba hanefako azy ? Izay rehetra ambanin ' ny lanitra manontolo dia Ahy .
JOB 41:4     Alignment score: 0.279 → 0.279
I will not keep silent concerning Leviathan 's legs , nor about the matter of his strength , nor about his graceful form .
Tsy hangina aho mahakasika ny tongotry
ny Leviatana , na ihany koa ny zavatra mahakasika ny heriny , na mahakasika ny hatsaran ' ny bikany .
JOB 41:5     Alignment score: 0.208 → 0.208
Who can strip off his outer garment ? Who can penetrate his double armor ?
Iza no afaka manala ireo fitafiny
ivelany ? Iza no afaka miditra ny fiarovany misosona ?
JOB 41:6     Alignment score: 0.358
Who can open the doors of his face ringed with his teeth , which are a terror ?
Iza no afaka manokatra ireo varavaran
' ny tavany voahodidina ireo nifiny , izay horohoro ?
JOB 41:7     Alignment score: 0.25 → 0.253
his back is made up of rows of shields , tight together as with a close seal .
Ny lamosiny dia vita amin'ireo ampinga misosona , mifanery toy ny fihidin ' ny tombo - kase .
JOB 41:8     Alignment score: 0.271
One is so near to another that no air can come
between them .
Ny iray dia tena mifanakaiky amin ' ny iray hafa hany ka tsy misy rivotra afaka miditra eo anelanelan'izy ireo .
JOB 41:9     Alignment score: 0.103 → 0.128
They are joined to each other ; they stick together , so that they can not be pulled apart .
Mifandray izy ireo ; mifampiraikitra , izany dia mba tsy hahafahan'izy ireo hisaraka .
JOB 41:10     Alignment score: 0.356
Light flashes out from his snorting ; his eyes are like the eyelids of the morning dawn .
Ny hazavana mitaratra avy amin ' ny fierony
; ny masony dia tahaka ireo hodimason ' ny vao mangiran - dratsy .
JOB 41:11     Alignment score: 0.355
Out of his mouth go burning torches , sparks of fire
leap out .
Ary fanilo mirehitra no mivoaka ny vavany , miparitaka ny pitik'afo .
JOB 41:12     Alignment score: 0.32 → 0.327
Out of his nostrils goes smoke like a boiling pot on a fire that has been fanned to be very hot .
Ny vavoriny dia mivoka setroka toy ny zavatra mangotraka ao anaty vilany eo ambony afo izay nokopahana ho tena mahamay .
JOB 41:13     Alignment score: 0.316
His breath kindles coals into flame ; fires go out from his mouth .
Ny fofon'ainy
dia mampirehitra ny vain'afo ho tonga afo ; afo no mivoaka avy ao amin ' ny vavany .
JOB 41:14     Alignment score: 0.249 → 0.258
In his neck is strength , and terror dances in front of him .
Ao amin ' ny vozony ny hery ; ary ny horohoro dia mandihy eo anoloany
.
JOB 41:15     Alignment score: 0.209 → 0.211
The folds of his flesh are joined together ; they are firm on him ; they can not be moved .
Mikambana ny fivalonan'ireo nofony
; mafy orina eo aminy ireo ; tsy afaka ahetsika ireo .
JOB 41:16     Alignment score: 0.386
His heart is as hard as a stone indeed , as hard as a lower millstone .
Ny fony dia mafy toy ny vato eny tokoa , mafy toy ny fikosoham - bary .
JOB 41:17     Alignment score: 0.233
When he raises himself up , even the gods become
afraid ; because of its thrashing they draw back .
Rehefa manandratra ny tenany Izy , na ireo andriamanitra aza ho raiki - tahotra ; nohon ' ny tahotra , dia mihemotra izy ireo .
JOB 41:18     Alignment score: 0.342
If a sword strikes him , it does nothing and neither does a spear , an arrow , or any other pointed weapon .
Raha mamely azy ny sabatra iray , dia tsy misy dikany izany na ny lefona , tsipìka , na fitaovam - piadiana maranitra hafa .
JOB 41:19     Alignment score: 0.39
He thinks of iron as if it were straw , and of bronze as if it were rotten wood .
Mieritreritra izy fa tahaka ny mololo ny vy , ary tahaka ny hazo ny varahina .
JOB 41:20     Alignment score: 0.368
An arrow can not make him flee ; to him sling stones become chaff .
Ny tsipìka dia tsy afaka mampandositra azy ; tonga akofa aminy ireo vaton
' ny antsamotady .
JOB 41:21     Alignment score: 0.241 → 0.346
Clubs are regarded as straw ; he laughs at the whirring flight of a spear .
Ataony tahaka ny mololo ireo langilangy ; mihomehy amin ' ny firaondraonana amin ' ny fanidin'ilay lefona izy .
JOB 41:22     Alignment score: 0.202 → 0.202
His lower parts are like sharp pieces of broken pottery ; he leaves a spreading trail in the mud as if he were a threshing sledge .
Ny tapany ambany dia tahaka ireo vakim - bilany maranitra ; mamela dian
- kitsaka eo amin ' ny fotaka izy tahaka ny kodiaram - by fikosoham - bary .
JOB 41:23     Alignment score: 0.378
He makes the deep to foam up like a pot of boiling water ; he makes the sea like a pot of ointment .
Ataony tahaka ny rano mangotraka anaty vilany ny lalina ; ataony toy ny vilanin ' ny hosotra manitra ny ranomasina .
JOB 41:24     Alignment score: 0.275
He makes a shining wake
behind him ; one would think the deep had gray hair .
Manazava izay nolalovany izy ; misy mieritreritra fa fotsy volo ny lalina .
JOB 41:25     Alignment score: 0.259
On earth there is no equal to him , who has been made to live without fear .
Ety an - tany dia tsy misy mitovy aminy , izay noforonina
mba hiaina tsy misy tahotra .
JOB 41:26     Alignment score: 0.296
He sees everything that is proud ; he is king over all the sons of pride . "
Mahita ny zavatra rehetra izay mirehareha izy ; izy no mpanjaka ambon'ireo zanaky
ny fireharehana rehetra . "
JOB 41     Average alignment score: 0.288 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42